Sarinady,film,ady @ dahalo no hain'ny Rasily Gasy
1. karavasy
(
26/03/2009 13:50)
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny handresena azy. Aza adino fa sarinady,film,ady @ dahalo ary manenjika mpi-grevy no hain'ny Rasily Gasy. Samy galona azo niakatra ho azy ireo ary na sarim-bavy, mamolava aza hita ao @ tafika Malagasy.
répondu par penguin le 27/03/2009 11:30
2. dofinois
(
26/03/2009 14:01)
alefao any afghanistan raha tsy mitsoaka matanjaka ireny,tsy ampy entrainement dia ny vahoaka madinika no hanaparana ny heriny
3. karavasy
(
26/03/2009 14:07)
Firy ny miaramila voendaka, voaharopasy, nanary basy, mivarotra basy, mpandrongony, mamolava matory an-tatatra. Tsy mahavoa ireo ary manana vady amanjanaka izireo ka ho hita raha afaka mandeha an-dafy sahala ireo hafa rehetra ireo vady amanjanany raha tonga ny olana. Na koa ho ampy azy rehetra ny toby miaramila.
4. essera
(
26/03/2009 14:21)
Samy tsy mahay lalàna iraisam-pirenena momba ny resaka miaramila ianareo mitsam fa tonga d borkéo le resaka.
Cours efa nataoko omaly any am sujet any ambany any io fa miverena kely.
Misaotra anareo roalahy nandray anjara.
Cours efa nataoko omaly any am sujet any ambany any io fa miverena kely.
Misaotra anareo roalahy nandray anjara.
8. penguin
(
27/03/2009 11:30)
Ka mpikambana anaty Afrika i Madagasikara fa tsy any Azia akory. Iza no nanery ny Malagasy hiditra @'ny SADC ka ahoana no tsy hanaraka izay fifanampian'ny samy mpikambana rehefa tonga ny mpanao tery vaimanta izay maka fahefana tsy amin'ny fifidianana.
