Anaty vahoaka ny vady amanjanaky CAPSAT

1. penguin ( 26/03/2009 12:44)
Tena mamporisika ireto CAPSAT ny mpomba ny TGVendrana ary milaza fa ho maro nohon'ny TGVendrana maty ny mpiaro ny ara-dàlana ho faty. Tsy lasa alavitra izany satria tsy hisy an-dafy ahafahan'ny amanjanak'i CAPSAT hitsoahana sahala ireo Filoha sy ny manodidina azy. Mbola anaty fiarahamonina izy ka anjarany no mandinika azy.
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 13:56
2. xxx ( 26/03/2009 13:03)
Marina mihitsy zay Penguin ! Sao dia efa tsara atomboka ny Inventaire !!!
3. lasa ( 26/03/2009 13:03)
Mba manararaotra kely eto aho misaotra betsaka an'iTafondro t@ ireo "rohy" nomeny ahy.Misaotra e!
4. KALACK ( 26/03/2009 13:16)
Mr. Penguin , ny tsy fantatrao Tompokolah de oe ts ho voater ho Tgv ane ny vad amanjanak n Capsat e, TIM miark amnareo ao daol ry zareo fa nareo n faninnn mtad eran tanàn , haf ny any Soanierana haf ny ao atrano
5. karavasy ( 26/03/2009 13:54)
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny handresena azy. Aza adino fa sarinady,film,ady @ dahalo ary manenjika mpi-grevy no hain'ny Rasily Gasy. Samy galona azo niakatra ho azy ireo ary na sarim-bavy, mamolava aza hita ao @ tafika Malagasy.
6. Andribe ( 26/03/2009 13:56)
IZA NDRAY ZAO MANOLANA VADY SY ZANAKA MIARAMILA AO ZAO =)) =)) =)) =)) =)) =)) TANDREMO SAO MANOLANA ZAZA TSY AMPY TAONA AO RY KALACK AN
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431