Efa vonona ny TGV amin fandraisana ny SADC
1. essera
(
26/03/2009 12:51)
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Efa voaray ny hetahetanareo ary efa vonona koa izahay amin'ny fandraisana ny SADC. Ny SADC moa izany ho antsika somary tara dia :
Sazy Ampiharina am Dada Chéri. Sarotra moa ny hilaza hoe miandry à pied ferme izahay fa aleo atao V fotsiny ny tanana iray dia efa ao tsara.
Ny tianay mba ampatsiahivina eto anefa, dia mieritreritra ny sasany izay efa nanara-dalàna hatramin'izay (maty aho ray razako... voafitaka sady mampalahelo fa na efa voambaka aza dia mbola miady mafy ho ambakaina ihany) fa miandry ny Rainy izy ireo ary tsy amelany mihitsy, nefa dia diso dia diso ny heviny fa na izahay koa aza dia miandry ny Rain'izy ireo mihitsy izao.
Raha toa moa ka misy ny hevitra amin'ny hanaovana latsak'emboka iombonana ho an'ny tim sy tgv dia partant avy hatrany izahay raha toa izay no hahatongavan'i Dada ao anatin'ny fotoana fohy.
Koa dia tongava faingana Dada fa na ny zanakao na ny zana-drafy dia samy tsindrin-daona avy tokoa moa izany.
PS : Maniry dia maniry mafy hihaona aminao ery ry Dada ny akamanao fahiny tety am tanana toa ny LéPéty sy léVoninahtsy. Théodore kely ary tsy nahafoy anao mihitsy ka d niandry aty ivelan'ny tanàna fa tsy nety nisakafo ao am le hotelintsika Resto Gasy.

novalian'i KALACK ny 26/03/2009 16:26
2. yvaj
(
26/03/2009 12:59)
Kitikitiho eo ary dadanay de hitanao eo tsara ny hanaovanay an'i T Gallieni Vao2.
Sady izy anie tsy mpandroba toaTGV na hivarotra AF1 II vao hanambola e!
Ny miaramilanaya koa miandry top fotsiny de lasa io.

3. xxx
(
26/03/2009 13:02)
tsy misy dikany mihitsy izay zavatra soratany essera ato, mandehana aloha miverina andakilasy vao manolotra hevitra eto fa tsss!
5. xxx
(
26/03/2009 13:07)
ny fikitihina an-dRa8 dia midika ho bombe a retardement ho an`ny TGV , ka ho hita eo raha sahy e !
6. xxx
(
26/03/2009 13:08)
Sarotra takarina le hevitra aposakao ry essera, ifono hvt folozafia be ka aleo tsy valiana fa mahafanina, rehefa tonga ny Dadan-dry zalah de eo tsika mahita izy./.
7. xxx
(
26/03/2009 13:13)
Tsy hoe manana ny CAPSAT elah de mizeste . Tadididio fa tsy nisy niseho nilay tahaka ny FRS teto amin`ny Tanana fa vizana ihany . Ireo majorité silencieuse matoa tsy miteny firy dia mbola mihevitra fa misy ampahana fahendrena eto amin`ny tanana ! Fa hanaovy habibiana eo ihany anie ireo hahitan`lah tsara anazy e ? !! Tenenina foana fa eeeee !!!
8. KALACK
(
26/03/2009 13:14)
Essera elah ko les ,ef oe aleo hiditr moramora l SADC sy ry dada f az kotabain alo , fa ref tafidtr tsar ts manapo iny vo petahin amzay , hanotanian vao2 kely ery Soanierana ambony ery, rah mahavaly fanotanian , k'aza miten be lou les ry Essera , ao midira dada a, midira rahavak f malalak ny tran , rosoy vary sosoa mits alou iz r Essera , aleo h tamana tsar , vao amboarn ,
9. yvaj
(
26/03/2009 13:16)
Efa hatoro fa eeee!!!
Mbola mameno paosy klou hono zareo kou, vao haingana loatra hono izy no teo.

10. essera
(
26/03/2009 13:18)
xxx:
tsy misy dikany mihitsy izay zavatra soratany essera ato, mandehana aloha miverina andakilasy vao manolotra hevitra eto fa tsss!
Aza manao sarotava aloha e. Ary aiza koa no hisy ankizy hahavita lahatsoratra ohatran'io.
Ao ve ?
11. ifiona
(
26/03/2009 13:26)
oudry!!! iza ko io mitady hanaratsy an'i essera io! fantaro ry xxx fa i essera tsy zazakely a! 38 ans izy! :lol: :lol:
sady ny hevitr'i essera anie matetika mila tedavina tsara ny hevitra mifono fa somary lalina izay indraindray e!
fa misy ankizy mahavita lahatsoratra toy io ihany alou e! iza moa lé bandy kely mahay kabary be iny .....
:roll: :roll: :roll:

12. essera
(
26/03/2009 13:26)
Fa manin ary ny ankabeazan'ny zanaky dada no lasa xxx no anarany fa tsy mba aseho ohatran'ny anay, na dia hoe ara-dalàna eto amin'ny serasera aza izany.
Hita amin'izany fa dia mbola maizina foana hatram zao.
Yvaj, penguin, Ifiona, Yuka. Ireo ihany izao no mba tena sahy mijoro amin'ny maha izy azy amin'ny zanaky dada.
Ny ahiako mantsy dia rehefa tonga marina i Dada dia tsy xxx intsony ny pseudo'nareo fa tena tsy hita eto intsony mihitsy vokatry ny tahotra.
:-D :-D :-D :-D

13. Andribe
(
26/03/2009 13:27)
ary hay ve ra8 polygame eee jereo reto zanany bedebe de zany hoe i tgv koa zany zao hanao zaza bedebe konko =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. Oay
(
26/03/2009 13:35)
Manahy za ry zalahy fa raha @ izao fotoana izao aloha d tsy miteny an'i Apostoly Marc hiverina eto Madagasikara ny tenako satria raha ny fahitako raha vao sahy miseho vahoaka iny d tonga d ajedakin'ny olona klé.
Mety tsara @ TIM mihintsy ilay izy any ivelany satria @ izay mangetaheta tsara ny TIM d tonga manantevina ny filaharana!
Matoa anie i Marc Ravalomanana nitsoaka toa ny mpangalatra tsy nampandre eny fa na ireo mpomba anazy tonga niandry ny rova teny Iavolaha aza d satria fantany tsara fa efa misy mifofo ny ainy é! ary io fikasana hamono ny apostoly io d tsy olona iray fa maromaro ry zareo.
Ny mahasamy hafa ny fikasana hamono d i Andry Rajoelina tsy nisy olontsotra nikasa ny hamono anazy fa ny mpitondra no nifanilaka d tsy nisy sahy fa amin'izao d sahiko ny milaza fa na tsy olona miaraka @ TGV aza d misy mikasa ny hamono an'i Marc Ravalomanana d ireny olona ireny tsy hovoafehin'ny TGV fa ny miaraka @ TGV aloha tsy hisy sahy andray andraikitra ny hamono an'i Marc Ravalomanana é!

15. essera
(
26/03/2009 13:36)
12. Mpandefa : Andribe [ Valio ] 26-03-2009 14:27:03
Lohateny : Re : Efa vonona ny TGV amin fandraisana ny SADC
ary hay ve ra8 polygame eee jereo reto zanany bedebe de zany hoe i tgv koa zany zao hanao zaza bedebe konko
Zay sy Ifiona ltia sam zanaky Dada fa notsipahan'lery ny ekolaziko sy ny droit d'inscription dia tsy maintsy nivadika ihany aho fa leo be.
Rabain koa zan tsy mazava fa ohatran'ny hoe mpitaiza indray izany hono no kandrany d nefa za manao chorale ao am tanana. Aleoko miala mialoha sao tratra farany miaraka am Tonton Lala eo ka avy eo hoe misotro maloto a misotro maloto.
Ifiona, andao am zay ho'aho hody. Efa minteny anjyyyyyyyyy zay.
16. yuka
(
26/03/2009 13:38)
zay zanak'dada foana ee!
tsy mila tarana-poza zay,aza asaina manao zaza-foza TGVongany :-D :-D :-D

17. KALACK
(
26/03/2009 13:38)
elà ry Essera pehan' Oay amin Ifiona io eo f mis koz zay ary fa oe sarotin be amnio iz
18. ifiona
(
26/03/2009 13:41)
essera! a a a! za wa mbola hilahatsa eny ambohijatovo!
rahariva za tsenao miaraka @ gouter! dia asaivo tonga eo Dada @ sabotsy a!kouny a!
:-*

20. xxx
(
26/03/2009 13:48)
Be vava ery ity essera ity, nefa raha vao pehina @ ilay hoe ny Monseniera ODON dia mivovo ohatran'ny toto :-D :-D