Efa vonona ny TGV amin fandraisana ny SADC
22. essera
(
26/03/2009 13:50)
Kozy ve lti Kalack. "Oay" zan koa ange efa tsy milam mits e. Zaodahiny indray no tadiaviny vonovonoina. D mieritrereta elah ry Oay raha marina izany fa teneniko rabain oe ento any Swaziland any aminareo any Ifiona fa zah avy no tadiavin'ny zalah vonoina.
Fa na zan na ts zan, zahay s rabain efa ela no tsy nifanaraka. Resaka varotra les io a. Ny bandy akamako rehetra napoakan-drabaina daholo. Zah ary le mifanerasera amin'ny bandy eto amin'ny tanana no mba ts itakian-dry zalah trosa aty amiko.
Vola ange ltia zany vitan-drabain zan e. Za nefa zao scoubidou aza no anaovako. Vary amin'anana am lé ariary 100 tsy asiana laoka maraina. Ary tonga d petite vitesse iny akamako amilé commande vary apango + tsaramaso tsy misy hena mba azo amin'ny 300 amin'ny atoandro. Ny hariva moa d aleo tonga d fandriana fa rapitso hita eo ihany.
Ngah lery mahalala mandefa vola ho anah akory amzao fa d mbola zah ndray no endrikendrehiny ho mpakala-bola ato an-trano. Mpamosavy malemy hono nefa kobon'ny kila daholo le fitaovana tena fampiasan'ny mpitaiza (azafady...) mpamosavy.
Mahamay be les zama fa aleoko eto am tanana ihany.

23. karavasy
(
26/03/2009 13:56)
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny handresena azy. Aza adino fa sarinady,film,ady @ dahalo ary manenjika mpi-grevy no hain'ny Rasily Gasy. Samy galona azo niakatra ho azy ireo ary na sarim-bavy, mamolava aza hita ao @ tafika Malagasy.
24. essera
(
26/03/2009 14:06)
17. Mpandefa : ifiona [ Valio ] 26-03-2009 14:41:03
Lohateny : Re : Efa vonona ny TGV amin fandraisana ny SADC
essera! a a a! za wa mbola hilahatsa eny ambohijatovo!
rahariva za tsenao miaraka @ gouter! dia asaivo tonga eo Dada @ sabotsy a!kouny a!
Fa angaha Oay tsy hitsena anjyyy. Hoita eo fa za in'- jyyy alo i Oay fa mitady hiwawawa be hono ozy Kalack.
22. Mpandefa : karavasy [ Valio ] 26-03-2009 14:56:22
Lohateny : Re : Efa vonona ny TGV amin fandraisana ny SADC
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny handresena azy. Aza adino fa sarinady,film,ady @ dahalo ary manenjika mpi-grevy no hain'ny Rasily Gasy. Samy galona azo niakatra ho azy ireo ary na sarim-bavy, mamolava aza hita ao @ tafika Malagasy.
Fa hono wa ry Karavasy, efa nahita olona voan'ny bala ankoatra ny tamin'ny film ve lo nareo e. Ny am film mantsy feony sy setroka no mivoaka fa tsy misy bala mahavoa izany.
Dia izay no nahatonga ilay fandaharana hoe : "Mba andramo ihany". ao amin'ny RNM henoina. hi hi hiiiiiiii
26. Oay
(
26/03/2009 15:31)
O ry kala ifiona a! inn dray hono ty kozy ato ity é!
Tandremo ry le essera alefan'elah any soazolandy ka ho voafatotrin'ny kofehidandy (Tsy misy mahay izao ilay atao hoe zanadandy an!) any i kala ifiona fa vizaka any io an! gaigy be ny fomba tany any klé!
kala ifiona anefa ity efa verte ka raha tratran'i Ngwane any io d asa fotsiny.
Efa anakienina ny vadin'ny mpanjaka fa tsy maninn raha ampina ray d isa masina hono klé!
D tsy maintsy manao tour fotsiny é!

27. nancy
(
26/03/2009 15:31)
Mandehana miasa mafy sy miasa tsara ry essera a. Aza miandry vola fotsiny izany fa tsy misy vola hoaterin'i baina hoanao izany eo fa ianao no mila miasa.
Ary aza laniana any amin'ny cyber ny vola sy ny fotoana fa mandehana oa miasa. Tsy aleonao ve miasa toy izay hifanasa vangy amin'ny olona fotsiny eto, sitrany ahay ny scoubidou sy ny variaminanana 100Ar mba misolo...

essera:
Kozy ve lti Kalack. "Oay" zan koa ange efa tsy milam mits e. Zaodahiny indray no tadiaviny vonovonoina. D mieritrereta elah ry Oay raha marina izany fa teneniko rabain oe ento any Swaziland any aminareo any Ifiona fa zah avy no tadiavin'ny zalah vonoina.
Fa na zan na ts zan, zahay s rabain efa ela no tsy nifanaraka. Resaka varotra les io a. Ny bandy akamako rehetra napoakan-drabaina daholo. Zah ary le mifanerasera amin'ny bandy eto amin'ny tanana no mba ts itakian-dry zalah trosa aty amiko.
Vola ange ltia zany vitan-drabain zan e. Za nefa zao scoubidou aza no anaovako. Vary amin'anana am lé ariary 100 tsy asiana laoka maraina. Ary tonga d petite vitesse iny akamako amilé commande vary apango + tsaramaso tsy misy hena mba azo amin'ny 300 amin'ny atoandro. Ny hariva moa d aleo tonga d fandriana fa rapitso hita eo ihany.
Ngah lery mahalala mandefa vola ho anah akory amzao fa d mbola zah ndray no endrikendrehiny ho mpakala-bola ato an-trano. Mpamosavy malemy hono nefa kobon'ny kila daholo le fitaovana tena fampiasan'ny mpitaiza (azafady...) mpamosavy.
Mahamay be les zama fa aleoko eto am tanana ihany.
28. niny
(
26/03/2009 16:04)
Ho avy tsy mety amin'ialahy ilay mpandrava efa inty a!Ny olona reha lava nify de tsy manana sainy afatsy mandrava efa, satray mifankaiky trano tainy sy ny trano fisainany!
29. KALACK
(
26/03/2009 16:26)
Ifiona a , za anga mbol nifanen tam Noue tat zan , fa nareo s Oay on no mis ts mazav tsar zan d io ane no mb hanotaniak e,