Ny aza mba voany ihany ? Sa ahoana Dada hi hi hi
1. essera
(
26/03/2009 13:59)
Mbola tsara e... Mba tiako izay fifampiarahabana izay. Fa ny nampalahelo anah tsy tratran'ny brouillage le station nahenoko azy fa tapaka par défaut.
Ity misy mba andian-teny kely omena anareo :
Raha ohatra moa izany izaho tokony nahazo Ar 1000.
Dia nomena Ar 20, dia tena faly dia tena faly.
Ary ny mpanome ahy koa faly dia tena faly nahazo Ar 980.
Dia ahoana no mety tohiny.
Ilay arivo droit tena droit'nao mihitsy fa tsy hoe niangaviana na fihantrana na nomen'ny malala-tanana.
Izay raha tsy fantatrareo ny zavatra napireven'Dada antsika hatramin'izay.
- Ilay Ar 1000, vola mendrika ampiasaina amin'ny ara-dalàna teto amin'ny firenena
- Ilay Ar 20, iny no tiany homena anao fa tsy fantatrao ny tena montant. Fa zah koa moa zazah be iray ranon'orana.
- Ilay Ar 980, dia nahodina nampiasaina amin'ny tsy ara-dalàna tanteraka ho tombotsoa manokana.
Izay no tantaran'i Ingahibe sy Isambilo kely. Noapangain'ny sofiny Dadabe raha nahatadidy ianareo (Eny antampon'ny Samy reraka).
Izay lehibebe angamba nahatsiaro an'io tantara Isambilo io.
Ao Ve ?

novalian'i Andribe ny 26/03/2009 20:46
2. xxx
(
26/03/2009 14:06)
de izao indray le ar 20 efa fandrainay de ho alaina aminay indray ny ar19 satria tsy manambola ny rafiny dada, sady napanatena tsy nisy, ny menaka mora behhh, sy vary fihinany kisoa mora beuuu, izay mbola tsy hita hatraminizao
Ao ve?
Ao ve?
3. essera
(
26/03/2009 14:22)
Diso, ny zavatra hiseho les ry "xxx" dia tsotra raha tena tia tanindrazana Dada. Avereno daholo izay nalainao teo fa tsy anao io. Raha miziriziry izy dia aleo vacances définitives no metimety kokoa aminy.
Ny mampalahelo, faly am lé roapolo foana lisany, nefa lisany no nifofotra mafy nanara-dalàna, niasa mafy, niasa tsara, niasa miaraka
Tena malahelo be an'lisany mits a ange fa lisany ohatran'ny azon'ody.
:-D :-D :-D :-D .
Mbola ao ve ?

4. xxx
(
26/03/2009 20:05)
aleonay mihinana ar20 toy izay hihinana ariary, satria alaina aminay izao ilay ar 19, nefa izahay no sasatra nihôgahôga teo aminy 13 mai, mampalahelo, ry prezidà tsy mitsahatra miova fiara, nefa ny karama kely mbola tsy tonga no sady hanombinana hatrany :-D :-D :-D
tena ao ve e? :-D
tena ao ve e? :-D