Politika

xxx ( 23/03/2009 11:53)
Tsy haiko na efa hitanao ity ry hery na tsia fa sendra nitsidika tao aho dia nahita azy ity. Tiako hamarinina ny fiasan'io na marina na tsia, raha eny, sao dia hiamparan'ny tetezamita hatezerany eo n... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:43
xxx ( 23/03/2009 11:50)
copier - coller io ihany no hainay dia mitambotsotra i dago :evil: ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 11:37)
malahelo be hery ry ireto a nenitoa zety ihany :-D :-D :-D izahy profireur indray e ,manara po manao propagandy ato hihihih ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 10:55)
manondrana dia mibaboka , manondrana dia mifona , manondrana dia haninona ? hanao fetsifetsy lava eo nefa kilasin'ny dondrona tsy misy ati-doha ny mpanao izany , averin'ity ra8 fa zefa toa azy daholo ... tohiny
mibalika ( 23/03/2009 10:01)
miarahaba ny rehetra, fa maninona ny gasy no tsy tafita mihitsy e?dia izao ny valiny , ny finoana ,ny eglizy dia tsy tokony afangaro,gaga aho satria naheno io teny io nataon'itgv kanefa inona no nata... tohiny
NyMisaina ( 23/03/2009 09:58)
From an old friend, We called him because tgv trickster and very clever ideas to all black. Everyone to know that Besarety gang leader of the district, especially around Dada motorcycle mechanic. ... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/03/2009 22:26
Noue ( 23/03/2009 09:46)
[b]Andry Rajoelina affirme qu'il ne cèdera pas à la communauté internationale. Il lui demande de respecter la volonté du peuple malgache.[/b] Fa inona no atao oe [b]volonté du PEUPLE MALAGASY ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 10:40
namanabe ( 23/03/2009 08:28)
Moramora e ! tsy mbola vita ny tolona , aza mampiakapeho fa tsy mahalàla ny zavatra tena misy sy marina , hamidinay amin'ny ariary rehefa miseho maranitra Tsy misy ho zanahin'i ra8 sy ny didyjadony... tohiny
mion ( 23/03/2009 08:04)
tsy maintsy mitolona tsy ho azy irery fa ho an'i Madagasikara izay efa eo ambany vahohon'ny Frantsay . Hitolona hiaro ny fahamarinanana, ho @ demokrasia tena marina, ho an'ny Malagasy rehetra. Mila mi... tohiny
novalian'i yuka ny 23/03/2009 09:46
rabaradaka ( 23/03/2009 07:54)
Je suis un corps diplomatique et je fais appel aux Nations Unies et àtous les corps diplomatiques de retirer (faire rentrer) ses personnels étrangers à Madagascar car Andry TGV et ses militaires du... tohiny
novalian'i Noue ny 23/03/2009 09:48
BlackGasy ( 23/03/2009 07:33)
Zah aloha dia tsy hanao miaramila zany raha toy izao no ataon'ny tafika eh, tena manalabaraka marina eh, tsy misy intsony ny Fanajana ny Supérieur fa dia samy manao zay saim-patany fotsiny avy rehe... tohiny
xxx ( 23/03/2009 06:46)
Miantso ny tsy mankasitraka ny herisetra rehetra hiaraka hampiseho ny herin'Andriamanitra e! Antsoiny ihany koa ireo izay mahatsiaro fa hiaran'ny tsy rariny, ireo izay norahonana, ireo izay namoy ny h... tohiny
novalian'i saranga ny 23/03/2009 08:19
penguin ( 23/03/2009 06:33)
Aza mihevitra fa misy Miaramila avy an-danitra tonga fa ny avy niambina ny teo aloha nifanesy ihany no mihodina ary mampiasa ny hoe tsy mitaingina soavaly maty. Mety ho hery tokoa amin'ny voalohany fa... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 16:50
Noue ( 23/03/2009 06:17)
[b]Hiaraka isika katolika @ alarobia @ herinandro masina (messe chrismale) mba hiaraka anohitra amin'ilay fotoana hoe tsy maintsy mamerina ny fanekeny ny eveka (ODON) ireo pretra : izay mantsy no ar... tohiny
novalian'i rakaroka ny 23/03/2009 22:27
Mandefitra ( 23/03/2009 05:17)
Vingt-trois « prisonniers politiques » sont sortis de la maison de force de Tsiafahy le soir même de la déclaration de grâce du président de la Haute autorité de la transition Andry Rajoelina e... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/03/2009 13:30
bazylou ( 23/03/2009 00:36)
raha tsy nanao ireny hetsika ireny i tgv dia hisy hiaino sy hanaiky azy eo?? raha toa ary ka nijanona fotsiny hoe hanao grevy dia izay no atao sy ho tohizana hatrany , dia hino ve ianareo fa ho tafit... tohiny
novalian'i rakaroka ny 23/03/2009 22:47
salopard ( 22/03/2009 22:45)
enkena fa mety ho betsaka ny TIM ho eny ambohijatovo! fa be koa ny TGV tao mahamasina saingy : zero ny TIM milahatra any tamatave zero ny ao majunga zero ny ao fianar zero ny ao tulear... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 23:03
vilambava ( 22/03/2009 22:03)
Namboarina ihany koa izao ny mpikambana ao amin'ny HCC mba hahafahana mamotika tanteraka an-dra8. Io sisa angamba no tetika hahafahana manamarina amin'ny fikambanana iraisam-pirenena fa ara-dalàna ny... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 22:23
Noue ( 22/03/2009 20:45)
[b]Le “Collectif pour la Légalité” appelle tous les Malgaches à venir manifester à Ambohijatovo 3 jours à partir demain pour montrer leur désapprobation face au “Coup d’Etat” perpétr... tohiny
andrywui ( 22/03/2009 19:45)
ho samborina ary hatao solon'ireo Prisonniers politiques tao Tsiafahy sy Antanimora izay militaires na Z.P na Polisy na Iza naiza ka manao cout d'etat ny Fanjakana vao2 !! tsisy pitié mihitsy satria... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.665