mivavaka amin'i samoela indray angaha !
1. namanabe
(
23/03/2009 08:28)
Moramora e ! tsy mbola vita ny tolona , aza mampiakapeho fa tsy mahalàla ny zavatra tena misy sy marina , hamidinay amin'ny ariary rehefa miseho maranitra
Tsy misy ho zanahin'i ra8 sy ny didyjadony ,
Ary aza misiosioka amin'ny tsy misy antony ny dondrona sy ny leon'ny fiainana no manaiky ny didyjadona ka zara aza mbà mahita andro mihiratra kely ao natin'ny didyjadona
Ao amin'ny Jesosy irery ihany ny andro mihiratra :idea: :idea: :idea: :idea:

répondu par taralila09 le 24/03/2009 08:06
2. xxx
(
23/03/2009 08:33)
tongavan'ny capsaty ao indray vao hoe tonga n'ny farandro , ry capsaty toa njay njay izay ihanyhoy ra8 fa mivadika palitao lava hono nefa toa ....tsy hay intsony izay marina aminy an !
:roll:
:roll:
3. xxx
(
23/03/2009 08:38)
CAPSAT maromaro indray hono no ho avy ao , mihoatra isa no ry ra8 kely
oh! la!la!la! ataovy b ny hidim-baravarana raha manao didy jadona
fa raha tsy manao didyjadona dia hitondran'ny Capsat votabia bio :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

4. xxx
(
23/03/2009 08:50)
miaramila njay njay be. Ahoana'izany ?? zanahan'ny zava-misy ireny
ataovy anie ny didy jadona dia mivadika indray lasa voazanakin'ny didyjadona ny CAPSAT dia manondrana , CAPSAT indépendant ireny e!
rehefa afaka ny fony dia misiotsioka eto izy modia amin'izay rankizy rehefa afaka ny fo ! dia hamidiny avokoa ny miaramilandra8 ho ela velona e!

6. namanabe
(
23/03/2009 09:01)
fianakaviana miady pouvoir , ra8 sy tgv ihany koa , capsat mivadika palitao isantsegondra , tonga zoro maty zoro tonga indray zoro safotra i zoro, manao masque zoro , manàla masque zoro , hifaninana @ tgv zoro he!he!he! capsat zanahin'ny voatabiabio nefa hitroatra amin'izay ny capsat , i tgv tsy ho antenaina hiala @ heviny izany
ny pro ra8 nivadika tsirairay tampoka teo hi -demissiona aho hoy ra8 fa fanina
ra8 a ! Jesosy irery ihany no tsy nanota sy tsy zanahin'izan'iza ary indrindra tsy nanao didy jadona , nanetry tena .

7. taralila09
(
24/03/2009 08:06)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.

NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.