HO SAMBORINA ZE MANOMANA CONTRE ATTAQUE NY FANJAKANA VAO2

1. andrywui ( 22/03/2009 19:45)
ho samborina ary hatao solon'ireo Prisonniers politiques tao Tsiafahy sy Antanimora izay militaires na Z.P na Polisy na Iza naiza ka manao cout d'etat ny Fanjakana vao2 !! tsisy pitié mihitsy satria Fanjakana mbola tsy niasa ,mbola tsy hita ze nataony , mbola jojopil be io ve de iza ko no hanaiky haongana eo fa izay tratra zany de miditra izy e!! zay no voalohany !! ka tandremo ko nareo ato !! mmba limiteo ihany ny vava ry namana sao ahita loza any ee !!!




=D> =D> =D> :-w :-w :-w :-w :@ :@
répondu par Mirananirina le 23/03/2009 11:52
2. xxx ( 22/03/2009 19:49)
salut toi ary ahoana io copie coller nataon'i toi eo ambany io,kobo ise dia tsy sahy niteny
3. andrywui ( 22/03/2009 19:57)
Ieee !! miadaladalah aminio copie coller io elah fa ataon'i Rahery lisaka eo :!!!! lery angah hisangy amlah eo ra-dem fa tonga de voapala hatram email sy ny momba anlah eo elah zao !!
4. ifiona ( 22/03/2009 19:58)
sali wiwi! :lol:

tsy maintsy hipoitra ny marina eeeeeeee
5. andrywui ( 22/03/2009 20:02)
Slt Ifiona !! ary elah koa tsy hita mitsy a !! ary misy dinika zay ao ambany be ao oe : "maninnn tsara hianareo sy Oay ry ifiona" ?? mba mila fanazavana kely azafady !!!! fa tena tsy mazava amiko lay izy? :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. andrywui ( 22/03/2009 20:16)
salut toi ary ahoana io copie coller nataon'i toi eo ambany io,kobo ise dia tsy sahy niteny



nemportekoa !! mandika otran'io fotsiny aho de mety io !!! de zay ve de mba porofo ???
7. ifiona ( 22/03/2009 20:17)
wiwi :-D :-D :-D :-D :-D :*

aleo any an trano isika no mifanazava!

:@ :@ :@
8. xxx ( 22/03/2009 20:33)
jereo hoe mpanoratra tsy lazaina neha hay ra wiwi ,efa namborian'i hery mantsy ity serasera ity dia tratra daholo ny mpanao copie coller
9. Noue ( 22/03/2009 20:47)
fa misy inona hono ato zany ee ?? :^) :^) :^) :^)
10. pikatti ( 22/03/2009 20:51)
fa ahoana leity no samborina ny olona ? aza miboredika lesy a,olona migrevy tsy mandroba reo ka inona ny olana
11. Andribe ( 22/03/2009 20:57)
nga foana ny democratie lety eee tsss aleo asiana gera kely aloha sa efa nifanaraka ve ra wiwi sy Noue =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. Noue ( 22/03/2009 21:02)
13. pikatti ( 22/03/2009 21:02)
ary Ifiona sy andryuiw =)) be ihany no nakamban'ny politika ty tato klé =)) =))
14. Noue ( 22/03/2009 21:09)
mba mahita alzaina mahintsiny ianareo aa ! sa zao no atao oe politika democratie ??? :^) :^) :^) :^) :^)
15. Andribe ( 22/03/2009 21:10)
ze mitambatra fasika ze misaraka vato =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. pikatti ( 22/03/2009 21:16)
mitabe tsy lanin'ny mamba :-D :-D :-D
17. Andribe ( 22/03/2009 21:19)
akanga maro fehan akoho =)) =)) =)) =)) =))
18. xxx ( 22/03/2009 21:25)
mafana izany resaka izany f'efa ato indry pokatti sy Androbe ?TOHIZO FA TSARA ABY E
19. pikatti ( 22/03/2009 21:35)
ataovy lesy andrywui le copie-coller fa aza miafina ao elah, :-D :-D :-D
20. xxx ( 22/03/2009 21:45)
le akitififitifitra be no tadiavin'ela e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477