HO SAMBORINA ZE MANOMANA CONTRE ATTAQUE NY FANJAKANA VAO2
21. ravatorano (
23/03/2009 08:11)
ho samborina ahona aza e
d ny nataon'ny teo aloha aza izao no ialana ka inn ndray ty sambotsambotra ty
sady izao koa inn fotsiny no ilaina an io kianjan'ny demokrasia notokananareo io ra andrywui ah :-D :-D :-D
mba avelao osa sy aleo halalaka tsara ny fidinana eny amin'ny 13 mai ka reefa tapitra ny anareo aleo mba ho eny indray ny hafa haneho hevitra e !
reefa tsy hanao 13 mai tsony ry andriniryna d aleo indray ry ravalo no hidina eo sy mba hanapaka ny lalana rehetra mandalo amin 'iny e
Fa ahoana mo no lazainareo fa izay manao fitokonana izao de Ra8 daholo? misy mpanararaotra ao fa tsy ho voatery. ekena ny t@ sabotsy iny fa aza tery saina fa misy ihany koa anie ny anti-TGV fa tsy Ra8 an, tandremo tsara.
Za koa aloa de pour an'i Ravatorano e. Nahoana no samborina ze manao contre attaque!!! Nanao teo tsy nahalala maty ka refa mba mihetsika ny sasany de hisambotra, sady ry zareo koa ange nampiantra zvtr b d b. Fitokonana tsy misy alalana, fandrobana etsy sy eroa.
Fa ianao io koa aloh ry andrywui mbola ho tafihan'ny olona eo ampanisiana ny vadinao e. Mbola tsy tsapanao angaha fa halatra autorisé ny manjo anareo ao Tana ao @ zao? ary de hosahirana mitsy vao hatafaverina ny sécurité. Aiza ka ny miaramila antenaina hampikipy ndray no mampivandravandra (descente chez Tiko any Bira et de refa tsy nahita an-dRa8 de nangalatra fromages !!!!!!!)