ianareo ve mihevitra fa
1. bazylou
(
23/03/2009 00:36)
raha tsy nanao ireny hetsika ireny i tgv dia hisy hiaino sy hanaiky azy eo??
raha toa ary ka nijanona fotsiny hoe hanao grevy dia izay no atao sy ho tohizana hatrany , dia hino ve ianareo fa ho tafita ny zavatra lazainy sy tadiaviny ??
jereo na ny usa na ny any japon na ny any paris fa na manao grevy sy hetsika demokratika tahaka ny inoa aza ny olona contren'ny hevitry ny fanjakana mpitondra dia tsy misy mihaina sy mijery izany!!!!Donc , tsy maintsy manao iren raha tiana hisy hiaino ny zavtra tadiavina!!
Ary iza koa moa no niditra ara demokratika teo MAda e?? iza?? na deba, na zafy, naRAtsimandrav, na le8,...
Ny an'le8nareo aza , nilefa sy ady tsy vita akory le tamin'ny 2002.
"" TGV A BEAUCOUP PLUS DE COUILLE QUE LE8, VISIBLEMENT""
vive tgv!!!!!!!! :* :* :* :*

répondu par rakaroka le 23/03/2009 22:47
2. ifiona
(
23/03/2009 05:28)
TGV a beaucoup plus de couilles??? n'importe quoi
-primo, Ravalo a été ELU en 2002, et démocratiquement s'il vous plait
TGV nga mba nandalo fifidianana zany???? Raha mba nandalo fifidianana izy mba ho prezidà dia voafidin'ny malagasy dia manaiky izahay
- raha tsy teo ireny miaramila voavidim-bola ireny dia tsy ho tafa mitsy iny Andry iny! satria tsy afaka ni-discrédite an'i Ravalo izy tompoko raha tsy namorona an'ireny t@ 7 février ireny izay iza fa capsat ihany, dia avy eo koa i Ravalo efa nanome fahefana t@ directoire militaire, jeneraly ndray avy eo nefa no kidnappén'ireo capsat, koa inona no azony atao?????? dônky, andry est un TRICHEUR, satria manka an-keriny olona @ alalan'ny miaramila dia manery ny malagasy hanaiky azy ho filoha.
Fantaro fa matoa navelan'i Ravalo t@ directoire militaire ny fahefany dia mba tsy hisian'ny rà mandriaka! fa nénareo ny miaramilanareo sady miseho azy mibaiko ny supérieur-ny no sady tsy manaja raiamandreny!
mahamenatr'olona!!!!

3. rakaroka
(
23/03/2009 06:13)
Ah! Dia tsy TGVENDRANA araka ny filazan'ny maaaaro eto tokoa aloha
matoa nahaesotra an-Ra8 an! Raha Vendrana izy mbola dondrona mille foisn'izany ito voangana sy ny mpomba azy rehetra. rahateo vao 34 taona:
tena très intelligent na dia DJ ihany no nataony ka : manambaka ny nianatra
marina ! :wink:

4. ifiona
(
23/03/2009 06:29)
vendrana izy ka! nga moa raha olona voavidy no miaraka aminy dia hoe intelligent izy zany! mahay bizna fotsiny izy!
i Ravalo anie tsy mbola ni-démissionne zany e! nga moa nisy hoe "démission" tao anatin'ny zavatra nolazainy? araky ny constitution dia mbola izy no président officiel, ny ambassadaoro amerikana moa efa milaza rahateo hoe tsisy VALEUR iny INVESTITURE iny! fa nareo TGVendrana rehetra eo ihany no minomino foana eo hoe -nidémissionne ravalo nefa tsy zany mitsy, fa nénareo moa angaha mahagaga fa "vous gobez tout ce qu'il dit"!
ary fantaro ty TGVendrana isany fa matoa i Ravalo nandefitra nanome fahefana t@ militaires dia mba tsy hisian'ny rà mandriaka a! fa ny an'i TGVendrana tsy rarahiany fa aleo ho faty any daholo zay manohitra azy, jere ty habibiana fangalana an-keriny ny olon'Andriamanitra! dia ireny pillage sy famonoana olona t@ 7 février anie efa fantatra fa ireo CAPSAT ireny e! ary mbola manohy ny asa ratsiny ireo CAPSAT! fa tsy TGV akory no nahavita nanala an'i RA8 araky ry TGVendrana zay tsy misaina lavitra, fa ny CAPSAT voavidim-bola no NANERY ny jeneraly hanao sonia!
sa zavatra azo t@ fampihorohoroana ve mahafaly anareo TGVendrana isany????
na ny mpiara-mianatra taminy aza efa milaza hoe bandy kely vendrana izy ary mbola vendrana ihany!

5. xxx
(
23/03/2009 06:40)
Zao vao manomboka ny ady e! Misaotra ny RFI sy ny BANI ary ny kung-fu fa hijoro hanaraka ny ara-dalana! Tsy tokony hisy ny hoe pro-le8 na pro-tgv! ny tombo-tsoa ny firenena no jerena; atao inn moa hamokatra raha tsy hisy hividy ny vokatra; atao inn hividy raha tsy misy ny fahafaha mividy? na tiantsika na tsy tiantsika dia tsy afa-miala amin'ireo firenena any ivelany isika; noho izany tsy maintsy atao izao hampiravona io raharaha io ka manentana ny maro mba handinika tsara, @ saina tony, @ fo sy fifanajàna @ samy malagasy, ary miantso ny nahita fianarana mba hampiatra izay mba nianarany mba tsy ho ambakain'ny olona mi-bizina fotsiny e!
Dia aleo mba hiseho @ izay ny maha kristianina ny gasy e! isika iray ihany ka tsy tokony hifandramatra!
Ilaina ny fiovana; saingy fiovana @ fahatsarana kosa anefa.

6. rasobakobako
(
23/03/2009 07:45)
misaotra e! ny anay izao aty Majunga aty dia ny Silamo no tompon'ny tanàna. Miseho milay be ry zareo hoa "efa anay izao ny fitondrana ka izay tianay hatao!" dia naka ankeriny ireo fkt sasany. Soa fa nisy ttasy avy @ distrika nentin'ny polisy nanana andry zareo. Ry zareo ange vitsikely e! fa miseho milay.
7. naughtyboy
(
23/03/2009 07:47)
zà de tsy anisany otrany hafa mihevitra fa i le8 no hi-demissionne fa namboarin'i tariky andry izy fa voadàka vody aty @ sisiny tsy afaka hiteny de ttsy voasonia natrehan'ireto basy maro2 no novakiana @ fampielezambaovao sy ny vahoaka,tsy hijoro zany eo io fanjakana tery vay manta io satria tsy ny safidin'ny daholobe no nametraka azy teo fa ny tenany ary raha vao mitontona eo io andry kely io mandra-pilamin'ny saim-bahoaka izay tsy hisy akory de tsisy mpitanty fa elan-dratsy iraka sy la frantsa maina fotsiny izy samy ao anatiny aza dia misaraka tsimoramora fa samy te haka ny anjarany @ fitantanana ny fampandehan-draharaha rehetra ,tsy hateza ko io fa ho vita ketsa tsy ho ela ary efa mamandri-toerana hisolo ireo any Tsiafahy i andry
8. xxx
(
23/03/2009 09:28)
Olona betsaka no nanaraka an`i TGV teny am-boalohany nohon`ny antony foto-kevitra "Demokrasia" sy ho ho famaizana ny Fanjakana izay nihevitra ho tsy refesi-mandidy ary hita mihitsy kosa aloha fa nanova ny fomba fijerin-dRa8 izany ary hita fa voadona mihitsy izy , dia izay no tadiavin`ny olona , fa ny olona tsy manohana hoe andao hanongam-panjakana satria na inona na inona mety fahalemen-dRa8 , dia nisy betsaka ihany ny zavatra vitany tao anatin`ny 7 taona raha oharina amin`ny vitan-dRatsiraka nandritry ny 24 taona . En plus , izy mbola voatery nanarina ny tetezana maro be napoakan`ireto ekipan`ny Resep ( izay tsy iza fa ampahany amin`ireto CAPSAT ireto ihany ) , manginy fotsiny ny vola maro be nangalarina tao amin`ny Banky Foibe . Izaho aza mino , fa fahatahorana ny mety hampandroso ny fari-piainan`ny olona no tena nahamaika haingana ny Frantsay sy ireo exilé hanafaingana ny Coup d`Etat satria Ra8 efa nampanantena fa hanao ezaka amin`izay mikasika ny fari-piainan`ny olona , etsy andaniny ireo fandraisana ny fivoarian`ny UA de hiteraka effet d`entrainement amin`ireo asa foronin`izany ka hihatsara ny fari-piainan`ny olona . Izany no atahoran`ireo ka namporisihana an`itGV haka haingana amin`ny fampiasan-kery ny fitondrana . Noho izany , tsy olona mikatsaka izay hahasoa ny fiainan`ny malagasy izany ireo MANORA-TENA HO TETEZAMITA ireo , fa miady fotsiny nohon`ny AMBO-PO sy FANKAHALANA MANOKANA ary izany dia nohon`ny VOLABE omen`i FRANTSA ambadimbadika mba hahafahany manohy ny fanindriana ny GASY satria tsy tiana hivoatra mihitsy ny gasy raha izao fomba fijery azy izao . Jereo ny zanantany anglisy rehetra fa efa somary lasalasa daolo , ary isika aiza ? lany andro amin`ny fanohanana TOLONA TSY VOAHEVITRA HITONDRA OLANA GOAVANA HO AN`NY FIRENENA !!! Atsipy ny teny any am-pon`ny mahalala !
9. rakaroka
(
23/03/2009 20:50)
[quote=ifiona]
vendrana izy ka! nga moa raha olona voavidy no miaraka aminy dia hoe intelligent izy zany! mahay bizna fotsiny izy!
Heyyyy , Ny tafavoaka @ bizna ataony @ izao andro sarotra izao ka
Very intelligent. Io tsy question hoe nianatra sns . Jereo Entreprise firifiry Goavana na tsia faillite . ka ny fahaizana "bizna" dia intelligentia koa raha ny vanim_potoana iainantsika `zao!
i Ravalo anie tsy mbola ni-démissionne zany e!
J`aimerais bien te croire, matoa nafindrany t@ hafa ny "fahefana";
Dia karazana Demission izany amiko! Na inn resaka ambadika rehetra!

10. rakaroka
(
23/03/2009 21:04)
[quote=ifiona]
Ka tsy izaho akory anie no mametra-panontaniana fa "Aiza aza Izy?" toa tsy hita mitondra manoloana ny misy e ?:?:
' Lay rà nandriaka sy fanenjehana olona sy vonoan'olona dia NISY TOKOA na
t@ fiakaran-Ra8 NA izy esorin'ny olona izao fa aza odiana fanina :^) :^) :^)
fa nareo TGVendrana rehetra eo ihany no minomino foana eo hoe -nidémissionne ravalo nefa tsy zany mitsy, fa nénareo moa angaha mahagaga fa "vous gobez tout ce qu'il dit"!
Ka tsy izaho akory anie no mametra-panontaniana fa "Aiza aza Izy?" toa tsy hita mitondra manoloana ny misy e ?:?:
ary fantaro ty TGVendrana isany fa matoa i Ravalo nandefitra nanome fahefana t@ militaires dia mba tsy hisian'ny rà mandriaka a!
' Lay rà nandriaka sy fanenjehana olona sy vonoan'olona dia NISY TOKOA na
t@ fiakaran-Ra8 NA izy esorin'ny olona izao fa aza odiana fanina :^) :^) :^)
11. pitchou
(
23/03/2009 21:35)
ifiona>>> asa na iza no nitana basy hamonoana olona t@ 7 fevrier!!!! tsy ilay trano biriky narovana anefa no toa namonoana olona fa natao prise en étau ilay izy, ary ny efa lavo toa hoe mbola novitaina ! amiko izany tsy misy excuse mihitsy!
Ny olona nenjehina tany anelankelan-trano satria mpanohitra ... tena azo ahitana excuse ve izany?
dia ny fanontaniana: iza izany no nanome ny baiko hanaovana izany? i TGV ve? raha izany tsy naleo aza i ra8 tonga d niala fa izay boay kely tery no nahavita nibaiko ny miaramila teo ambany fahefany? i ra8 ve? soa fa afaka teo ambany baikony ny miaramila raha izany!
ra8 hoe elu démocratiquement t@ 2002? dia lasa fisainana ihany aho hoe inona tsara moa no antony nandroahany an'i Père Urfer noho ny antony politika izay tsy nolazaina mihitsy? interview n'i père Urfer taty aoriana no nahitana hoe tokony ho nisy ny 2è tour t@ ireny fa ra8 tsy nanaiky! raha izay tokoa no marina: aiza ilay demokrasia resahana eto?
CAPSAT voavidim-bola? tena nanatri-maso izany ve ianareo sa any anaty eritreritra (toy ilay hoe pasitera nasaina nisotro ...) izany? raha ny fanazavana azo avy @ capsat aloha dia tena tsy mahagaga raha nivadika t@ ra8 izy!
ny avatra niserana tato an-tsaiko aloha d izao: izay mpitondra rehetra teo tsy nisy nihevitra izay hahasoa ny gasy izany mihitsy ny ho solon'ilay vazaha mpanjanaka ho tompoin'ny gasy no nizahozahoin'izy rehetra! isan'izany sinon pire i ra8, fa aminy tokony hi-dependre aminy daholo ny gasy fa tsy misy mahazo misongadina sy tafavoaka izany! izy aza moa te-hisora-tena ho andriana vaovao ko! tsy ny hifindrany eny manjakamiadana moa no nahamendy azy hanamboatra ny rova? ary avy taiza izany ilay resaka monarchie constitutionnelle? toa i ratsiraka no saika hametraka na'io voalohany, d hitani ra8 fa mety aminy izany dia nampanipy teny izy.
h@ fiangonana tiany hiankohoka eo anatrehany (nisy fotoana taloha ny andriana ihany no mpitondra fivavahana tany europe tany).
Vokany? nikorontana ambony ambany izao ny fiaraha-monina, ary jereo na isika azo lazaina hoe manana tombontsoa manokana satria afaka miserasera @ itony fitaovana itony aza lasa mifandramatra! ny olona milaza ny tenany ho kristiana lasa mifandrafy (iza no rangory fototry ny afo? rehefa tsy manaiky ny hevitrao ve ny fiangonana sasany dia giazana?), tena fihetsika olona hendry ve ireny famaliana ny Nonce apostolique t@ taom-baovao ireny? fa raha nisy dikany taminy izany demokrasia izany ny niezaka hanatsara izany no nataony fa tsy ny hanampim-bava
en passant: tsy dia momba ilay fitakiana crescendo nataon'i TGV mihitsy aho, fa tokony nijanona teo @ esory ra8 (fa tsy nasiana hoe tsy maintsy izaho no eo)

12. ifiona
(
23/03/2009 21:59)
pitchou:

Ny démocratie amin'izany ve?
démocratie=régime politique fondé sur la souveraineté des citoyens élisant librement leurs représentants (Microsoft® Encarta® 2008)
Ravalo olona nandalo FIFIDIANANA. Efa démocratie ny anaran'izany. Ary efa nandresy mazava izy, eny na dia hilaza aza enao hoe 2è tour. I TGV ve nandalo fifidianana?
pitchou:
CAPSAT voavidim-bola? tena nanatri-maso izany ve ianareo sa any anaty eritreritra (toy ilay hoe pasitera nasaina nisotro ...) izany? raha ny fanazavana azo avy @ capsat aloha dia tena tsy mahagaga raha nivadika t@ ra8 izy!
tsy noeritreretiko fa tena izy ka, manana havana miasa eny Girard izahay ary mahita ireo miaramila matetika, dia manao témoignage hoe misy miaramila zaraina vola ao.
ny zavatra niserana tato an-tsaiko aloha d izao: izay mpitondra rehetra teo tsy nisy nihevitra izay hahasoa ny gasy izany mihitsy ny ho solon'ilay vazaha mpanjanaka ho tompoin'ny gasy no nizahozahoin'izy rehetra! isan'izany sinon pire i ra8, fa aminy tokony hi-dependre aminy daholo ny gasy fa tsy misy mahazo misongadina sy tafavoaka izany!
Zao fotsiny ny témoignage lazaiko aminao! misy olona gardien-nay, tena olona mahantra, dia nalahelo tokoa izy t@ lasa Ravalo! hoy izy hoe: niaraka t@ Ravalomanana izahay vao mba nahazo tablier ny ankizy! Ravalo no namporisika ny zaza hianatra!
Eny mantsy, ny olon-dehibe tena nahita ny fitondrana tao ambanin'i Ratsiraka no tena mahay mankasitraka hoe olon-kendry Ravalo!
zany tsy midiaka akory hoe anjely izy! fa miezaka hanao zay soa hatrany!
13. pitchou
(
23/03/2009 22:18)
raha temoignage na miaramila no ilazana hoe novidiam-bola ny capsat, angamba tsy ianao izany no tsy hahafantatra fa novidiana vola ny miaramila hamono ny olona nigrevy! ary isan'ny resaka nampihazohazo ny sasany io satria nisy ny nahazo nisy ny tsy nahazo izany e! dia rehefa iza no manao d azo ekena ary rehefa iza d tsy azo ekena?
ny demokrasia ange ny ifiona tsy vitan'ny definition any anaty dictionnaire e! raha tsy mbola nahazo ny antsasa-manila no miziriziry ho "tsy maintsy izaho" d tsy elu democratiquement izany! tsy hoe satria nandalo fifidianana dia tsy maintsy elu! mba alaivo sary an-tsaina ny fitarainana napetraky ny olona tany ambanivohitra hoe olona any @ Nèm position no terena ho maire-ny satria TIM, ka elu democratiquement ve izy izany satria nandalo fifidianana na dia tsy lanim-bahoaka aza? hatreo aloha d mitovy izy sy TGV!
tsara lazainao ny gardien-nareo fa adidin'ny ray aman-dreny ny mamporisika ny zaza hianatra fa tsy asan'ny prezidà akory! sao koa izy hilaza hoe t@ andron-dra8 vao nahita an'izany hoe tsy maintsy nividy omby avy any aninona ny tantsaha fa izay hono no be ronono, nefa inona akory no teo! Ary raha nalahelo ny gardien-nareo fa lasa ra8, tadidio fa misy koa ny gardien mahantra (mety ho mahantra noho ny anareo) mibitaka fa lasa i ra8 satria manantena fa hiverina aminy ilay taniny nobodoin'i ra8 na ilay vidin-dronono na vidim-bary tsy mbola voaefa! Saingy tsy olona vitsivitsy no tokony ho indicateur hoe tsara na ratsy izy (entre-pa: mba asondroty ny karaman'ny gardien-nareo raha izany sao ambany loatra ka tsy ahafahany mampianatra ny zanany akory moa e! )
tsy misy olona anjely akory eto na tonga lafatra fa ilay fanadinoana ny farany tsy rariny tsy zakan'ny sain'olombelona ataon'ny iray sy fanitrihana izay mbola honohono ataon'ny ankilany no hitako fa tsy mety! manjary lasa resk'olona fotsiny fa tsy resaka foto-kevitra hampandrosoana!

14. ifiona
(
23/03/2009 22:38)
fantatro fa tsy ny prezida no tokony hamporisika ny zaza hianatra fa ny raiamandreny ka! mazava ho azy! fa! enao teo aloha nilaza hoe tsy nisy mpitondra nitady soa ho an'i Madagasikara, zany amiko dia moramora ny milaza an'izany rehefa tsy enao no filoha, fa tsy vitsy koa ireo soa vitany!
eritrereto hoe nisy corruption be tao @ douaniers tao talohan'ny nahatongavan-dravalo, vao tonga izy dia nitsahatra izay zavatra izay!
miampy an'izay koa, t@ 2003 niakatra 8% ny taux de croissance économique, raha nidina -12% t@ 2002! eto moa enao ry pitchou mety hilaza hoe: ka ny vahoaka anie mahantra foana e, eny , ekena fa mahantra, fa ny kirizy anie tsy malagasy ihany fa eran-tany e, ary ny elanelana eo @ mahantra sy ny manan-karena dia tsy maintsy ho lasa lalina foana raha toa ka mbola misy foana io kirizy io, any @ tany mandroso toy ny UK aza efa mitaraina hoe mihalalina ilay "gap", maika fa hoe tany mahantra!!!! fa na zany na tsy zany, azo haratsiana foana ravalo hoe monopole tiko e, nivarotra tanin'olona e, sns, fa nareo ve dia tena mieritreritra hoe misy hahavita tsara noho izy?
Tsy haiko enao ry pitchou raha olon-dehibe na mbola tanora fa raha mihaino ireny olona niaina t@ ratsiraka ireny enao dia tena mahafantatra ireny hoe tsara i ravalo e!
Fantatro koa fa tsy vitan'ny définition anaty dictionnaire ny hoe démocratie, tsy zazakely akory aho. Saingy! raha mihoatra ny izany no lazaiko anefa dia eto ndray fa hiady hevitra momban'ny chiffres isika, za milaza fa tena nahazo 1er tour, enao anefa tsy maintsy hisesika @ ilay père Urfer! ka io fiadiana hevitra @ voies azo io tsy mety ho tapitra raha notohizako hatrany, dia naleoko niverina t@ base hoe inona ny basen'ilay démocratie, ho fampitahiana amin'ilay nataon'i Andry!

15. rakaroka
(
23/03/2009 22:47)
Miombona "fijery amin'i Pissou" @ lafin-javatra maaaaro tokoa aho, fa eto @
ity indrokely ity no tiako asiana resaka.
Hoy i Pissou
Lojika be raha "izy satria izy no tompon'ny "initiative"io fantatry ny olona pour l'instant, ary aza hadino fa teteza-mita io.
Lojika fa raha misy combat entre deux perso : n'aiza n'aiza tsy 'ndeha ho ny "tierce perso" akory no 'ndeha akarina @ toerana tokony hisy azy!...
'za indray tsy "choqué" hoe "Izy" satria miandrandra OLOMBAOVAO aza aho raha ny marina fa ny TSY TIAKO dia ireo mpanao politika efa za-draharaha mpilalao ny firenena , sy ny hoziron-drizareo diso fantatra hoe "hatraiza ny fetrany!"