Coutiti

1. Mandefitra ( 23/03/2009 05:17)
Vingt-trois « prisonniers politiques » sont sortis de la maison de force de Tsiafahy le soir même de la déclaration de grâce du président de la Haute autorité de la transition Andry Rajoelina en leur faveur, samedi. Mais ils ne pourront pas rejoindre leurs familles tant qu’aucun arrêté du ministère de la Justice n’a pas été pris en application de la mesure présidentielle. Coutiti Assolant et Rahitso font partie des détenus transférés à Amboanjobe.
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=25278

zao no tena fahafahana ...
novalian'i andrywui ny 23/03/2009 13:30
2. fahamarinana ( 23/03/2009 05:25)
:arrow: mandefitra : tsy haiko na fahafahana aloha izany na ahoana marina fa ny tiako lazaina hoe : efa fanaon'ny filoha rehetra vaovao ,ndao atao hoe ny ankabeazany eran-tany anie io ry ise fa tsy hoe ny any amintsika monja e ! Ra8 no nanda tsy nanao izany !Fa ny antsika moa ilay situation politika angamba no mahalasa hafahafa azy ! Hevitro moa izay an ! (l)
3. Mandefitra ( 23/03/2009 05:31)
ka i coutiti anie, sao tsy fantatrao, fa namono ny DG BOA ... c'est un assassin, fa saromana @ hoe gadra politika. Ho afaka izy zao ...
Mety misy antony namoahana azy : ho lasa GP an i Andry ... na hiaro an iradidy refa rahatrizay hiverina soa amantsara izy.
4. ravatorano ( 23/03/2009 05:41)
moa ve ry fahamarinana ao anatin'ny asa miaramila nampiandraiketina azy ny namonoany ny DG/BOA sy ilay miaramila manamboninahitra niaraka taminy
Aza adino ny tantara nisy ary aza sarotsaronana fotsiny fa amiko ny colonel Coutiti Assolant dia tokony tsy hahazo famotsorana mihitsy na grçace presidentielle.
Marina aloha fa ireo gadra politika ireo dia mbola ho dinihina daholo ny aminy fa na d izany aza efa tsy any amponja intosny ireo fa efa nahazo "hotely" lehiba ary ny fanjakana no miantoka izany volm bahoaka no anaovaona an izany sa koa ve tsy ampahafirin 'izay lanin'ny tim sy ravalo izay lany amin 'ireo gadra politika ireo.Ka raha hanao ohatran izay foana v tsy ho sahiran dava eto isika ary ny vahoaka malagasy no tena hijaly.
ny nataon 'ny teo aloha ihany no miverina d ho toy izany foana na dia feno lokaloka aza tery amin'ny pilipoitra teny mamasina §
5. fahamarinana ( 23/03/2009 05:54)
:arrow: razoky o ! : Mifona marina ! tokoa moa zany !! ndao atao hoe tsy mahay izay tena antony aho ary misaotra anao nanazava kokoa amiko fa ilay famoahana gadra politika no tena tiako notsindrina teo ambony .Soa izany fa mbola ho dinihana ny aminy,efa dingana lehibe fa ho dinihana dia ho averiny ndray any amponja ary ve ?...Ohatrany tsy ho possible !! asa anefa !
Razoky:
ny nataon 'ny teo aloha ihany no miverina d ho toy izany foana na dia feno lokaloka aza tery amin'ny pilipoitra teny mamasina §

:arrow: Raha ny fahitako azy dia toerana hifandimbiasana hatrany,raha naha-remarquer nareo toa tahak'izay foana ilay tantarantsika ao ! Asa mbola ho avy ilay andro ,angambany ,nefa rahoviana ?..:? (l)
6. hery ( 23/03/2009 06:55)
Nohitsahin'i Andry eny an-tampondoha ny vahoaka sy ireo martiry tamin'ny 2002.

Raha i Ravalo ve no tsy tiana dia ireo olona nogadraina satria namono olona tamin'izany fotoana izany koa no havoaka? Na i Ravalo no teo na tsia dia tsy maintsy ho nogadraina sy nosamborina i Coutiti.

Dia ho faly ve i Andry sy ny vahoaka raha toa ka izay criminels rehetra gadrainy amin'izao fotoana izao no avoakan'izay handimby azy?

Coutiti dia tsy gadra politika na dia narovan-dRatsiraka aza.
7. ifiona ( 23/03/2009 07:06)
tena hitsakitsahiny be mitsy! eny na dia ny lalàna izay nolazainy fa ho hajainy aza dia efa hitsakitsahiny! ravàna ny Parlement, ny HCC atao @ zay tiny! ny Sénat hahato! pffff!


AOKA ZAY RY TGV FA MANDRERAKA
8. fahamarinana ( 23/03/2009 07:08)
:arrow: merci sefo o ! mazava be toa loharano ,amiko aloha !
Ka gadra inona ary no azo iantsoana azy satria natao iray lasitra amin'ny gadra politika matoa navoaka koa ! Zany hoe efa tany am-piandohana zany no tokony notsaraina araka ny maha-assassin azy ! Naninona hoy ianareo no tsy natao izay ilay izy ? Misy resaka politika koa zany sa za koa ve no diso hatrany e!
Averiko foana fa miala tsint tam teny voalaza tery ambony fa noho ny tsy fahafantarana tokoa ! :cry: (l)
9. ravatorano ( 23/03/2009 07:13)
fahamarinana < innn ary ty fonafona ty ntssss enao ah
hevitra no asesy sy alefa ho hitan'ny rehetra eto ange e !
ity izao misy karazanà "action"nataon io Coutiti io tany Nosy be izay hitako tamin'ny gazety les nouvelles tamin'ny 27/07/2004 :

splendeurs et décadence de Nosy-Be
Nosy-Be a la chance d'avoir une population pacifique. Le festival "Donia" n'a jamais souffert d'un problème de sécurité. Et pourtant, pendant la crise de 2002, l'île aux parfums était le théâtre de violents affrontements, au grand regret des habitants qui aspirent au calme. Le responsable en était une bande armée dirigée par Coutiti qui a terrorisé Nosy-Be. Parmi les victimes, Serge Rasolotsiresy.


"Au nom de la réconciliation nationale, des gens demandent l'amnistie pour ceux qui ont troublé l'ordre public pendant la crise de 2002. Ils demandent que la Nation oublie et pardonne. Personne ne songe à se pencher sur le sort de ceux qui en étaient victimes". L'air triste mais digne, Serge Rasolotsiresy s'érige contre ce qu'il considère comme une injustice nationale. Attaqué par Coutiti qui a brûlé sa voiture et sa maison, il a vu sa fortune, amassée pendant treize ans et estimée à 150 millions de Fmg, partir en fumée en l'espace d'une journée.


"Cela s'est passé le 28 avril 2002. Comme j'ai loué mes vedettes rapides à l'agence Tiko d'Ambanja lors des propagandes présidentielles, Coutiti était venu me chercher noise. Je lui ai répondu que je suis un businessman et que je loue mes matériels à qui me paye correctement. C'est alors qu'il a voulu réquisitionner de force mes bateaux pour sa bande. Je n'ai pas accepté et on s'est bagarrés. Il m'a poursuivi avec un repris de justice, Frédéric Abdallah, disparu depuis. Ne m'ayant pas trouvé, ils ont mis le feu à ma voiture et à ma maison, après avoir fait sortir ma femme, enceinte de sept mois et demi. Ils m'ont poursuivi jusqu'à Nosy Komba où ils ont fait main basse sur tout l'or de ma grand-mère. J'ai dû me réfugier à "Tanibe" (la Grande île, Ndlr),chez le roi de Nosy-Be, Betsimihisatra, poursuivi lui aussi par Coutiti. J'ai porté plainte mais curieusement, il n'y a pas eu de suite. Il semble même que des dossiers ont disparus".
Randy Donny


SANTIONANY IO
10. fahamarinana ( 23/03/2009 07:39)
:arrow: Razoky : misaotra betsaka nanazava be be kokoa ,mankasitraka e !
Ka rehefa diso ry ise dia tsy maintsy miala tsiny kosa fa odiana fanina ve ?...(l)
11. ravatorano ( 23/03/2009 07:53)
raha ny amin ireo gadra politika izay hoita fa tena politika marina no nahalasa azy tany amin'ny fonja dia amiko tsy olna izany raha mahazo grace presidentielle izy fa ireo izay tena nahazahoana porofo sy tenan ananao fahtoana sy namono olona ary nanaimba fananam-panjakana teto amin'ity firenena malagasy ity kosa dia tsy lasa raha hahazo an'izany grace grace izany e.Aoka mba avahan ilay ramatoa minisitra tsara izay nanao heloka be vava sy izay gadra tena gadra politika marina fatsy ny nanapoaka tetezana rehetra nitsoaka any ivelany ireny koa dia hahazo an'izany.Raha tsy dia hoe tetika entina ampodiana anireny angaha izany ka ahafahana indray manidy azy reefa tonga aty satria nisy porofo marina fa nanimba fananam-bahoaka izy ireny !
Izay ihany kah !
12. andrywui ( 23/03/2009 13:30)
R.A.S ah !! sady mbol ho dinihana anie izy e !! miandry de ilfoatan !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1781