Inona no atao oe volonté du PEUPLE MALAGASY ?

1. Noue ( 23/03/2009 09:46)

Andry Rajoelina affirme qu'il ne cèdera pas à la communauté internationale. Il lui demande de respecter la volonté du peuple malgache.
Fa inona no atao oe volonté du PEUPLE MALAGASY ??

ny volonté ny peuple malagasy ve oe ndana andefaso tank eny @ palais ?

ny volonté ny peuple malagasy ve oe sambory ny pasitera dia ampijaliana, dia hasaina misotro ny pipi-ny ?

ny volonté ny malagasy ve oe dory daholo ny fananan'olona rehetra ?

ny volonté ny malagasy ve oe angalaro daholo zay azonareo angalarany dia ao atao sorona ny olona ?

ny volonté ny malagasy ve oe poteho antananarivo fa i tgvendrana no hasaina hanjaka ?

ny volonté ny malagasy ve oe ao vidiana vola ireo olona ambonin'ny miaramila mba hanampy ny fanonganam-panjakana ?

ny volonté ny malagasy ve oe ireo capsat aleo handromba koa ?

ny volonté ny malagasy ve oe asaina miatsaravetsy i odon ? mody manaiky dia miala kely aloha , dia nandeha nitonatonana irery teny mahamasina satria manaiky ny fisamborana an'i Lala ?

sa izany no atao oe volonté ny vondron'olona??? sa tokony miverina kely any am-pianarana aloha tgvendrana hianatra kely inona no atao oe PEUPLE MALAGASY ??
novalian'i xxx ny 23/03/2009 10:40
2. xxx ( 23/03/2009 09:54)
Ny atao hoe vahoaka malagasy dia ireo izay miaina an'ilay fahendrena hoe Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andrasako eto ihany. Zavatra azo tamin'ny makarakara io ka tsy maintsy hivoaka amin'ny kiloadoaka.
Misy antony matoa ny fikambanam-be iraisam-pirenena no mitsipaka an'izao fitondrana izao.
Misy antony matoa tojo fahasahiranana ny mpitondra eo amin'ny fanendrena minisitra.
Misy antony matoa mandeha ny feo etsy sy eroa mikasika ny savorovoro eo anivon'ny tafika.
Ny tiako lazaina fotsiny dia aoka hajanona ny fanompana sy famingavingana anaran'olona amin'ny andraikitra sahaniny. Samy manana ny safidiny ny tsirairay, ka raha mihatsara velatsihy no fahitanao ny mpitondra fivavahana iray dia aleo ho azy sy ny feon'ny fieritreretany izany. Ny tantara sy ny ho avy no aoka hanambara azy. Raha toa ka efa niresaka mivatana taminy ianao ka mahalala sy mahatoky fa marina ny lazainao dia tsy maninona ambarao, fa raha analyse amin'ny fihetsika ataony ety ivelany dia tazomy ho anao ihany izany sao...........
3. Noue ( 23/03/2009 10:00)
ny fanontaniana mipetraka dia ny oe inona no atao oe volonté du peuple malagasy
4. xxx ( 23/03/2009 10:40)
La volonté du peuple Malgache dia tsy ireo agression be dia be nolazainao ireo
aza afangaro ny resaka

La violence est un terme général employé pour decrire un comportement agressif

la violence verbale est classée parmi les contaventions

Noho izany na ny mpanao didy jadona na ny midaroka dia samy tsy volontén'ny vahoaka malagasy avokoa

ireo teneninao ireo dia tafiditra amin'ny hoe violence verbale ary ianao no tgvendrana tokony hiverina any amin'ny abdiampianarana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.117