tongava eny @ Mahamasina @ 29 Mars e!

1. xxx ( 23/03/2009 06:46)
Miantso ny tsy mankasitraka ny herisetra rehetra hiaraka hampiseho ny herin'Andriamanitra e! Antsoiny ihany koa ireo izay mahatsiaro fa hiaran'ny tsy rariny, ireo izay norahonana, ireo izay namoy ny havany, ireo izay mahatsiaro fa mila vavaka ny firenena, ireo Malaelo noho ny tsindry hazo lena. Ireo notam-penam-bava;
Antsoina ihany koa ireo mahatsiaro fa diso ka hibebaka.
novalian'i saranga ny 23/03/2009 08:19
2. Noue ( 23/03/2009 06:48)
dia manaova aloha banderole @ fanalana an'i odon tsy ho eveka intsony !
3. tsiafoi1 ( 23/03/2009 06:51)
Aza adino ny mihaino RADIO FAHAZAVANA FM 88.60. Efa mandeha tsara izy io

4. rahiratra ( 23/03/2009 06:56)
TGV izao no olana ary mikotrika ny fanalana azy haingana ny pokona.
5. mion ( 23/03/2009 07:09)
Tokony hiray hina ny mpiasam-panjakana rehetra manomboka anio ka tsy hisyfetra hanala an'io TGV io eo, aiza ireo senteur sy deputé TIM rehetra hitarika ny hetsika, manerana an'i M/car.
Tandremo fa efa navoakan'ny fitondrana mpamono olona i Kotity si Rahitso fa ireo no tena mpamono ol .

Efa natomboka de tohizana hatr@ farany, aza matahotra , minoa fotsiny ihany. Nefa tsy maintsy manao efforts bdb fa tsy miandry mana avy any an-danitra.

300 000 ny Malagasy nataon'ny Frantsay GENOCIDE t@ 1947, ka nahoana no averina eo @ Fintndrana indray ny Frantsay @ izao 2009 izao !!!
6. tsiafoi1 ( 23/03/2009 07:27)

Taorian'ireny PASY TOLAKA IRENY, de mbola mitohy ny tantara fa tsy mifarana eo akory, ary hitsimbadibadika be ao anatin'ny fotoana fohy.
7. majakely ( 23/03/2009 07:52)
ny tena mampihomehy amintsika de tsy fitiavana an'i Ra8 sy TGV no tena resabe eto fa tsy ny fitiavana an'i Madagasikara sy izay hampandroso azy aloha!!!hihihihihi
8. saranga ( 23/03/2009 08:19)
Zao kosa aloha e, raha resaka politika no hankanesana eny Mahamasina de aleo mijanona. Aza afangaro Jesosy sy Ravalo sy TGV. Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612