Olona marobe no teny Ambohijatovo, AFP

1. tovolahy007 ( 23/03/2009 12:39)
Miarahaba e!
Gaga ny tena raha nijery tao @ Sobika fa toa tsy misy filazana izay zavatra nisy teny Ambohijatovo ao. EFA VOATAMBIMBAVA KOA NGA SA NORAHONANA TSY HAMOAKA NY ZAVA-MISY. AIZA ILAY HOE FAHALALAHANA MAMOAKA HEVITRA NO TENA ANTONY ANISAN'NY ANALANA AN'DRAVALOMANANA???
Saingy tsy maninona, ho an'izay tia ahalala ny niseho teny Ambohijatovo dia ity misy ROHY milaza ny zava-nisy teny.

http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5jzyS6eyFh4263cLwTiZvsty6fhnQ

Source AFP

Ny sombiny voalaza ao:
ANTANANARIVO (AFP) — Thousands of Madagascans took to the streets of Antananarivo Monday to demonstrate against Andry Rajoelina's army-backed ouster of Marc Ravalomanana at the helm of the Indian Ocean island.

Dia io zany ny vaovao e.
novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714