mandat iray ihany /président hozy TGV
1. ifiona
(
21/03/2009 11:01)
"Andry Rajoelina propose que les présidents ne pourront etre élus qu’une seule fois", source orange.mg
maty aho ravaloko o!
fetsy be lé tgv lé, tsy avelany hiverina eo mitsy ravalo, fa inona no mbola atahorany fa nga tsy oe alefa justice ravalo sns blabla, blibli

novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:22
2. xxx
(
21/03/2009 11:05)
tsy lasa lavitra i ry ifiona efa fantara efa hatrny ela fa matahoatra mafy an'i ra8 lery,fa tsy tokony hikoropaka isika ,ireo bandy nokaramainy ireo ihany no hanongana azy miampy ny capsat satria ho mafy ny ady eto dago,mihalafo ny fianana mety tsy handray karama ny mpiasamapnjakana ary ireo no hanala azy eo
3. Oay
(
21/03/2009 11:22)
Ary efa lasa fomba mahazazatra ato @ Malagasy Mifandray indray izao ny mametraka hevitra miaraka @ PS d avy eo ndray mamaly @ PS XXX an!
Mahafinaritra ny manonofy fa ny mahagaigy anazy d refa midina ety ambonin'ny tany d hay nofy ihany!
Mbola averiko fa ny fianakaviambe iraisampirenena no nanampy an'i TGV nanongampanjakana fa raha tsy izany iny tsy vita raim sy valo tahaka an'iny
Mbola ny fianakaviambe iraisampirenena ihany koa no nanery an'i Marc Ravalomanana nametrampialana.
NOHO izany d tsy misy korontana mandeha eto raha tsy mahazo ny fanampian'ny fianakaviambe iraisampirenena ka @ izao fotoana izao ny mahamaika ny fianakaviambe iraisampirenena d ny hilaminan'i Madagasikara d izay no mahatonga an'izy ireo hanery an'ny TGV hanao fifidianana haingana d haingana noho izany aza manantena intsony hoe mbola hisy anome vola olona hafa hanao fanankorontanana eo ary ny korontana tsy maharitra rehefa tsy misy mpamantsy vola avy any ivelany.

4. ifiona
(
21/03/2009 11:38)
Oay:
Ary efa lasa fomba mahazazatra ato @ Malagasy Mifandray indray izao ny mametraka hevitra miaraka @ PS d avy eo ndray mamaly @ PS XXX an!
sao d enao ihany no mpanao an'izany fa tsy za mitsy alou e, anontanio i hery rehefa tsy mino pffff
5. Oay
(
21/03/2009 11:51)
Efa nondradradradraiko teto fa tsy misy atahorako eto ka hanao XXX za! ary efa fantantrin'ny mpandrindra izany!
Manaja ny mpanao XXX ny tenako satria ny fitsipipifehezana eto d mamela tanteraka fanaovana an'izany!
Koa mahazo mahatoky i ifiona fa Oay Tsy manao XXX satria ny an'i Oay d asehony ny PSny mba hahafantaran'ny mpamaky hoe iza no namoaka izany hevitra izany ary mbola averiko fa ny atao eto d fanamafisana sy fitadiavana traik'efa eo @ fomba fanehoana sy fiarovana hevitra fa tsy eto akory no hitadiavana toerana na entina hanompana oul, d mbola averiko ihany koa fa i Oay d tsy miaraka @ TGV ary tsy miaraka @ TIM sady tsy miaraka @ Deba fa i Oay d maneho ny heviny araka izay hahatakarany anazy noho izany d matetika izy mifandona @ mpomba ny TGV ary tsy azo isaina intsony koa ny fifandonany @ mpomba ny TIM fa mbola averiny fa Oay d mihezaka ny ho demokraty ka d manaja ny faneho an-kevitra ankalalahana ao anatin'ny fifanajana.

6. ifiona
(
21/03/2009 12:08)
zay mitsy ilay tsy tena tsy laitrako, ireo olona mody miteny hoe za sady tsy mpomban'izatsy no sady tsy mpomban'' izatsy, "il y a un moment où il faut se décider", te haka verset anaty Baiboly aho na dia tsy maintsy hisy hilaza eo aza hoe aza ampidirina @ resaka politika ny Baiboly, tsy politika ihany anefa no hilazako azy fa @ fiainana dia " na ny teneninao eny, dia eny, tsia dia tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy @ ilay ratsy". zao fotsiny ny ahy hoe mila misafidy, fa ireo ihany no eo aloha hatramin'izao, fa ny mpanao "neutre" io ihany no tsy mampandroso ny Gasikara. Raha mba hoe sady tsy tinao ny iray dia tsy tinao koa ny iray, dia tokony mi-propose olona hafa enao fa tsy mihanahana eo fotsiny hoe samy tsy tiako dia point barre.
Dia raha tsaroanao koa ry Oay dia za koa efa niteny hoe za ifiona foana fa tsy miafina xxx zany mitsy , ka aza manendrikendrika olona rehefa tsy tiana endrikendrehina.

7. Oay
(
21/03/2009 12:17)
D aza mora sendotra ary ifiona é! rehefa tsy manao XXX enao d mahafinaritra izany ary mahafinaritra ahy ny mifanakalo hevitra aminao!
D averiko amin(i ifiona fa tsy manana accès @ base de donnée an'i Malagasy Mifandray za ka afaka hiteny avec certitude hoe ity ilay IP nanao XXX teo d ny PS nidirany t@ ity noho izany rehefa tsy ianao ilay izy d tsy ianao d mijanona eo ny @ iny.
Momba ny hoe tsy maintsy misafidy tsotra ny valiny:
>>>Tsy misy choix possible entre an'Andriamanitra sy ny devoly satria na miaraka @ devoly na miaraka @ Andriamanitra (Tsy azo atao ny manana Tompo roa)
>>>Fa kosa za afaka misafidy tsara hoe za sady tsy mila TGV no tsy mila TIM sady tsy mila an'iza an'iza satria ny antony mbola tsy manana ny entimanana hanaovana izany politika izany za ka sao d holasa mpametaka afisy klé!
Fa kosa za d mihezaka ny mandalina ny tontolon'ny politika satria raha sitrak'Andriamanitra d rehefa feno taona sy afaka manao an'izany za d mba mitondra ny anjara birikiko ho an'ny tanindrazana.Ataoko fa mazava an!

8. xxx
(
21/03/2009 12:22)
aza mifamaly eo ianareo ry ifiona sy oay an izaho no mpanao copie coller sy mpandefa xxx eto efa nokaramain'i hery hanao an'io tsy azoko ho lazaina ny antony fa nay sy hery ihany
:roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll:
9. ifiona
(
21/03/2009 12:23)
ka za anie efa niteny hoe rehefa sady tsy tia ravalo no tsy tia tgv dia tokony farahafaratsiny manome soso-kevitra olona hafa, sa rehefa samy tsy tiana dia hi blabla eo fotsiny dia hanao n'inn n'innn akory fa hipetra potsiny eo
ny resaka anie mbola be e ary tsy mety ho vita raha ny momban'i ravalo sy tgv, zay koa ilay blem hoe ny malagasy variana be resaka sy manao commentaire fotsiny fa tsy dia manao "action". Ny action tiako tenenina eo dia ny hoe rehefa samy tsy tiana izy roa dia tokony manome solution hafa, asa tsy haiko, candidat hafa, na directoire militaire, na tsy haiko e. Sa hoe tsy mila an'iza n'iza, dia hitondra aiza anefa zany fa tsy maintsy asiana olona ihany eo
Za koa mba te hitondra ny anjara birikako fa mamporisika hiaro tannindrazana aloha zao no mba azoko atao
dia enao koa ve zany hanao prezida "rehefa feno taona", soa ihany aloha enao fa mahandry fa tsy toa an'i tgv e :roll:

10. xxx
(
21/03/2009 12:35)
aza malahelo indry ry ifiona an ,fa mbola reraka be anie le vahoaka eh,hitolona ahoana ary iza no hanomeha ny sakafon'ireo raha hitolona foana sady tsy misy leader credible koa aleo hiasa kely eo au moins 1mois dia lasa izao
11. Oay
(
21/03/2009 13:00)
i ifiona a! mazava oazy fa sosokevitra ny ataoko ny tena marina anie aki ry ifiona d tsy manana safidy isika Malagasy é raha tsy manaiky an'izany i ndry d tsy hitako izay lazaina.
Na za aza lazaiko fa tsy manana sosokevitra fa tsy maintsy manaraka ny tian'ny tandrefana hatao d izao izany:
_Vita ny fanalana an'i Marc Ravalomanana.
_Averina ny filaminana ka izay mikasa hanakorontana d lakona sy ampitahorina raha tsy mino an'izany i ifiona d izao ny porofo "Lasa mpanao ny asa ny be sandry ny TGV satria fantany fa miaraka aminy ny mafy be d ireo tandrefana izany" tadidio anie ilay tenin'i Marc Ravalomanana manao hoe "Efa notsapainareo ve ny herinareo" porofo manaraka hoe miaraka amin'i TGV hametraka ny lazaina hoe démokrasia ny tandrefana "TADIDIO fa i Marc Ravalomanana ny alina alohan'ny nametrahany fialana iny mbola niteny fa tsy hiala izy na hofaty aza" kanefa tonga niresaka taminy ny amabasady amerikanina d naninn izy niova hevitra d zao izy tsy avela miteny, lazaiko fa tsy misy Malagasy atahoran'i Marc Ravalomanana fa ny tandrefana no atahorany d tsy afaka miteny izy.
_Rehefa miverina ny filaminana d atao ny fifidianana satria ny lalana iraisampirenena d mandrara ny fiarahamiasa @ mpanongampanjakana d izay ilay izy hoe atao izay haharadalana ny tsy aradalana satria na misy alabato aza d rehefa vita ny fifidianana d izay hono no atao hoe aradalana.
Ny tandrefana daholo no ao ambadik'izao rehtra izao d ny mpanao politika gasy vendrana sy mpijampy fotsiny (opportuniste).
Misaotra @ ilay hoe hanao prézidà fa ho an'i Oay izany d tsy irina fa mila fahamendrehana (ça se mérite)

12. Andribe
(
21/03/2009 19:22)
ny ahy tsy mandat iray no tadiaviko fa mandat tapany fotsiny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D