lojikan'izao botolo izao!!!

1. myari ( 21/03/2009 10:07)
NY zava-nisy hatramin'izay rehefa misy fiovam-pitondra eto madagasikara dia ireo olona na ireo vondron'ny mpitondra miala no manao fanampotehana toy ny fanampoahana tetezana , fanaovana barazy sns ....
ankehitriny anefa toa ny mifanohitra @ izany no zava-miseho fa ireo milaza azy mba hitondra indray no manao fanakorotanana sy mandoba ary mangalatra , ka sintoniko @ izany ny sain-tsika rehetra hoe :zavatra ohatr'izany ve no entina hitondra fanjakana , mino aho fa hitovy daholo ny valiny fa tsy aharitra velively izany na 1 volana fotsiny aza!!!!
novalian'i ralevazou ny 21/03/2009 11:05
2. Noue ( 21/03/2009 10:18)
ka ny azy anie fanjakan'ny baroa eee !
3. ralevazou ( 21/03/2009 10:24)
Mazava hoazy ! fa ny mampalaelo b d ity: mbola misy malagasy mitovy amin'ny tena ihany minia mikipy manoloana izao famadihana tanindrazana izao! na ireo izay noheverina fa hampanjaka ny lalàna aza ity(HCC) toa nandika lalàna b tsy manontosa fotsn zao koh! asa na voa ambana basy koa d oe mamy ny miaina! loza aminatambo oz le bebeanay efa nambolena any ampasana izay
4. tovolahy007 ( 21/03/2009 10:39)
Aoka aloha hazava leretsy fa VOATERY ANIE NY HCC hanaiky an'ny TRAIN e. Vavabasy ve no eo @ lohany ka tsy hanaiky izay asainy atao izy?? Ireny efa niseho teny Antanimena ireny ny barofo e. Teo ambany mason'izao tontolo izao mitsy satria teny masoivoho vahiny nefa dia mbola naseho iany ilay fihetsikan'ny BAROA.
5. Mirananirina ( 21/03/2009 10:42)
Ka adim-pianakaviana ny azy dia mbola tsy vita e.Ny vahoaka no manaiky rebirebeny tvg eo.Aleo ahita ireo mpanohana azy .
6. stanley ( 21/03/2009 10:52)
Mety misy fahamarinany izany fa tadidio fa i Ratsiraka koa anie afaka milaza an'izany hoe bontolo no nataon-dra8 t@ 2002 e ( raha mba nanaiky ny 2eme tour mantsy t@ ireny tsy nitranga zao zavatra rehetra izao), bontolo no nakanao ny fitondrana de bontolo koa hialanao eo !!
Fa efa lasa zany zavatra rehetra zany moa fa mba tokony hieritreritra @ izay ny gasy fa raha mbola misy ny malagasy atao hazalambo , sy tsy mifamela heloka sika rehetra de hiverimberina foana ny tantara, zany zao no tokony tenenin'ny FFKM fa tsy hoatran'ny t@ 2002.
7. ralevazou ( 21/03/2009 11:05)
snif snif snif boouuuhhhh!!!! :(
D zany v no iafarantsika leh!
Andao ry tovolahy mba anangana fanjakana koa a, de le adala ao anjanamasina reetra iny no atao filoha fa reny zao mba mety misimisy saina kokoa noho le ao. Kony ô?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6213