tsy hanaiky ny nahazo an'i pasitera Lala Rasendrahasina
1. xxx
(
21/03/2009 08:07)
Tsy misy resaka misy allusion intsony ity hoe faux tgv na faux ra8 , fa maharikoriko io resaka io , tsoahy i tgv raha marina izany dia soloy an'i hasina
indray fa inona ary ity
fanjakan'ny baroa sisa dago kely TSY MISY HANAIKY IZANY
indray fa inona ary ity
fanjakan'ny baroa sisa dago kely TSY MISY HANAIKY IZANY
novalian'i xxx ny 21/03/2009 08:30
3. xxx
(
21/03/2009 08:15)
raha misy fitiavatanindrazana ao aminao dia aza manaiky izay nataon'ireo tena "vrais" capsat t@ lala Rasendrahasina izany fa ity vao tena hoe n'importekoi
tsy mila ra8 tsy mila tgv avelao ho entin'i sarko farafaharatsiny . tsy zanahana akory io koa non
tsy mila ra8 tsy mila tgv avelao ho entin'i sarko farafaharatsiny . tsy zanahana akory io koa non
4. xxx
(
21/03/2009 08:23)
itony koa saritahotra i dadapasy no hasahiany an'izany fa tsy ny aty , ny toa izany
hainay ny manao azy a! efa tsy rariny koa mbola hoe mitenena eo ihany oudry :cry: :cry:
hainay ny manao azy a! efa tsy rariny koa mbola hoe mitenena eo ihany oudry :cry: :cry:
5. xxx
(
21/03/2009 08:30)
ntsssssssssssssssssssssssssssss , tsy maintsy misokatra ny vava rehefa tsy mety
aza sanana sy saro -tahotra :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :D
aza sanana sy saro -tahotra :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :D