diplomaty hambanana basy!!

1. myari ( 21/03/2009 11:18)
ny tanana zatra mitsotra hony.... izao fahazarana manambana basy izao dia tsy hitsahatra . Efa voahambana daholo moa hatramin'izao ny karazan'olona maro , miaramila , pasitera, hcc ary @ farany dia ny diplomaty indray no ho terena hanao fanambarana ho fanohanana azy!!
répondu par yuka le 21/03/2009 15:54
2. xxx ( 21/03/2009 11:35)
Tena ahiana ho izany mihitsy ! Zay lay owe teren-ko masaka toa voalobo-jaza ! Menatra ny taniko aho kle !! Kôzy e !!
3. xxx ( 21/03/2009 12:55)
Eritrereto we basy inona zao no ambanan-lery an'i Mialy androany alina??? Tena arozazy be zao io we tafita ihany aloha iny. Tena toute position.
4. tsinjo ( 21/03/2009 13:11)
douna douna kely mitsy , miaraka am masse 36 =)) =))
5. yuka ( 21/03/2009 15:54)
mba mangina ry xxx sy tsinjo a!
anabavinareo ne za e! in ty resakareo ty :-D :-P :°) :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0694