Douna kely bainn a

1. tsinjo ( 21/03/2009 13:09)
vita iany ny afera e

novalian'i tsinjo ny 22/03/2009 07:54
2. xxx ( 21/03/2009 13:24)
ok masaka e
3. tsinjo ( 21/03/2009 13:34)
tsy matotra =)) :-@
4. xxx ( 21/03/2009 15:12)
Koa raha tsy vendrana ny bandy no ampiesonona @ sary notruquerna
5. xxx ( 21/03/2009 15:18)
ho hitanay eo wa zao izy zao mandray karama be no élisany neny elà tsy nisy fisondrotana na ariary aza, afaka kelikely mety tsy handray mihitsy aza élisany!!
6. tsinjo ( 21/03/2009 15:35)
ha ha ha ha tsy mahatanty fahamarinana ndray ry V isany kle , io no izy ka aona e ?????? antanio i andry ra tsy nanao douna kely izy mitsamy =)) =))
7. yuka ( 21/03/2009 15:49)
Filohamboto iofa tsy filohan'ny malagasy e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 21/03/2009 16:14)
Tsy matotra mihitsy,hiandry ny fijaliana manaraka indray.
9. ifiona ( 21/03/2009 17:56)
kay lé! tena marina ve io sary io??? oudryyy!! io ndray no tsy hitako !


tsssss :roll:
10. tsinjo ( 22/03/2009 07:54)
ifiona , tena marina io sary io ka , efa fataony ie de nendrasana kendritohana mitsy de notifirina sary mba ho hitan'ny vahoakany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2087