Douna kely bainn a
5. xxx
(
21/03/2009 15:18)
ho hitanay eo wa zao izy zao mandray karama be no élisany neny elà tsy nisy fisondrotana na ariary aza, afaka kelikely mety tsy handray mihitsy aza élisany!!
6. tsinjo
(
21/03/2009 15:35)
ha ha ha ha tsy mahatanty fahamarinana ndray ry V isany kle , io no izy ka aona e ?????? antanio i andry ra tsy nanao douna kely izy mitsamy =)) =))
7. yuka
(
21/03/2009 15:49)
Filohamboto iofa tsy filohan'ny malagasy e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. tsinjo
(
22/03/2009 07:54)
ifiona , tena marina io sary io ka , efa fataony ie de nendrasana kendritohana mitsy de notifirina sary mba ho hitan'ny vahoakany e
