Simba i Andry Rajoelina

1. sohitika2008 ( 21/03/2009 09:49)
Satria :
- Tsy haharitra ny toerana misy azy amin'izao io
- Manohitra azy daholo izao tontolo izao
- Ampaham-bahoaka tsy hay hoe firy % ihany no manohana azy
- Tsy tiam-bahoaka ny praiminisitra Monja Roindefo @ governemantany (0,0% tamin'ny fifidianana)
novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:21
2. Noue ( 21/03/2009 10:17)
saingy tsy hainy ny dikan'ny oe vahoaka eee ! rehefa mahazo 1500-3000 personnes izy dia oe vahoaka hono zany ! aiza re zany eee !
3. Mirananirina ( 21/03/2009 10:47)
Izay mihitsy tsy hanohanako azy(tgv).Betsaka anefa ny zavatra tsy mety hitako ataon-dra8,fa aleo maka azy ,toa izay tvg manao adi-mpianakaviana,sy valifaty fotsiny.
4. xxx ( 21/03/2009 15:25)
aza mitsaoka lavitra enao président ra8 fa mbola ho haverinay eo @ toerana!
5. yuka ( 21/03/2009 15:46)
Misaotra efa voasoratrareo ny tiko ambara :D ^:^ ^:^
6. xxx ( 21/03/2009 16:38)
ka izy tohanana aza efa nammetra pialana koa hahahahaha mampme be ko nareo ...hita hoe donto be kle...amizay le FILOHAN'I HCC mihitsy no efa nanao dekilarasioo...t@ 2002 anie ry zareo ka nitovy sahala @ io e, nialan'ny union africain madagascar satria pro ratsiraka zareo, zao koa ialany isika satria pro ra8 izy, i tgv anie ka efa oe hanao fifidianana fotsiny e , fa tsy hilatsaka hoi filoha ..hita oe malahelo be nareo kle hahahaha tiko be le manalea sur net fa mety ho safotra irery ao antrno ao ry yuka sy ny tariny hahahahaha :-D :-D
7. xxx ( 21/03/2009 19:14)
PRESIDENT NY TSIAFAHY
OKAY
8. Andribe ( 21/03/2009 19:21)
aleo rangaha hanaovako azy raha hesorinareo izy aa :-D :-D :-D :-D
ny ahy tonga de manodina vola be de mi demisiona refavieo :-D :-D :-D :-D :-D :-D de omena kely ra wi wi sy Noue de mikozy eto @ serasera :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1675