Politika

njara2007 ( 19/03/2009 14:52)
Sans attendre une nomination de la part de la Haute Autorité de la Transition (HAT), l’ancien député d’Antsirabe I, Ratoabolamanana Merci, alias Ramerci, s’est autoproclamé maire de la capit... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:37
xxx ( 19/03/2009 14:04)
Nitombo iray indray izao ny firenena sahy naneho ampahibemaso ny momba an'i TGV. Zambia, Botswana : contre France : pour Nations Unies, USA, Union Africaine: tsisy sahy miteny... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:40
BlackGasy ( 19/03/2009 13:49)
miharihary ny maha mpanongam-panjakana azy fampiasana hery setra fakana an-keriny fitondrana sns eh.. zao ndray hoe efa niresaka tamin'ny Khadafi izay filoha nanao coup d'état ihany koa tafaraka i... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:48
lako ( 19/03/2009 13:15)
Aôna ny hevitrareo ny @ le pasitera Lala Rasendrahasina?? Tena tezitra be mitsy mantsy le miaramila niteny fa lainga ny filazany fa nampisotro pipy azy zany!! Ary niteny mitsy le miaramila "fa raha... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:46
essera ( 19/03/2009 13:00)
Aleo aloha isika amin'ny asabotsy miara manao : "Hobio hobio eny Mahamasina". Reheka afaka 24 mois indray raha tsy milamina dia miara-manao "Homboy homboy". Fa omeo fotoana aloha izy e. Rehefa ts... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:41
tarzand ( 19/03/2009 12:32)
mahalasa ny saina ihany iny V mandende iny a! lol... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 23:32
bazylou ( 19/03/2009 12:22)
ity ny anay e!! http://www.bubbleshare.com/album/276942/overview :lol: :lol: ... tohiny
Bazily ( 19/03/2009 12:13)
Marihiko eto ampiandohana fa tsy fanosorampotaka fa zava-nisy: Vaovao eto Majunga : 1°) Omaly nisy andianjatovo niditra ankeriny tao @ Biraon'ny FOkontany Ambovoalanana ( Mahajanga I ) ary nanesotr... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:56
tarzand ( 19/03/2009 11:56)
Mbola ilaina ihany ve ny mianatra rehefa nahavita ny Bacc fa toa na DJ aza d'efa afaka manao filoha eto amintsika e? lol. Toa le mba nianatra toa ambakain-dry lerony fotsiny, lol. Mitsanganà ny manam... tohiny
novalian'i Oay ny 20/03/2009 06:16
tgvra8 ( 19/03/2009 11:44)
Gildas Le Lidec tantara mitohy Kinshasa l'assassinat de Laurent-Désiré Kabila Abidjan lors des conspirations à répétition contre Laurent Gbagbo Madagascar ejction du president "dicta... tohiny
xxx ( 19/03/2009 11:40)
nanao fanambarana ny bandi sy rfi eny ivato manameloka ny coup d etat capsat sy tgv. manomea ultimatum ry zareo.ny rfi mo dia radio frantsay pro tgv ka mahagaga ihany io fanambarany io... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:03
essera ( 19/03/2009 11:08)
Tsy aleo ve tsy mandany andro manoratra intsony ry zareo Tim sy ny sisa fa atao manaitra daholo ilay titre nefa resakareo ao an-trano mifanimpy vao2 tsy marina ilay izy. Mandehana mankao amin'ny so... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:04
essera ( 19/03/2009 09:59)
Mahavariana fa dia lasa ianareo indray izao no mpanao calamité. Raha mijery ny sujet rehetra eo ambany aho dia tena mazoto manoratra tokoa ianareo fa ny mahagaga ahy dia lasa mpiasan'i Radio Mada d... tohiny
filazana ( 19/03/2009 08:37)
manome ultimatum ny RFI Ivato handravana coup d'etat... tohiny
novalian'i anjanix ny 23/03/2009 21:55
badboy ( 19/03/2009 08:30)
Matoa nametrapialana dia satria ilay seza tsy voatana!! Matoa halambahoaka dia noho ilay fitiavantena tafahoatra! Matoa nialan'ny miaramila dia vokatr'ilay baiko mitanila! Ireo ra nalatsaka no mp... tohiny
novalian'i vale ny 19/03/2009 14:44
xxx ( 19/03/2009 08:21)
avoaka daholo ireo lazaina fa gadra politika,izany hoe na dia mamono olona aza dia tsy maninona satria resaka politika daholo izany,dia efa miomana ela isany ry tsalo kely fa miala any coutiti liandra... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:12
TIMTIKO ( 19/03/2009 08:09)
efa manomboka miomana ny maramila fa rehefa samy hanao coup d eta ihany hono sy hifampiasa hery dia miomana samy asaina mody daholo ny exilé politique hisy fitsarana etsy mahamasina i zafy ndefo... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:26
xxx ( 19/03/2009 07:38)
France irery no mankatoa an'i TGV no filoha Zambia irery no tsy mankatoa an'i TGV Ny hafa tsy misy sahy maneho hevitra daholo: UN, AU, EU, USA, Rosia, ... Hoamidy ny roplanina hampidirana vola.... tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 13:14
saranga ( 19/03/2009 07:28)
Asa na tsy matotra na be vazivazy na tsy alehany fa tena misy mpanely tsaho gaigy be eto amin'ity serasera ity. Mba matotra razoky a ! Enao io mihitsy no teneniko eto, enao mamaky an'ity hafatra ity... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 19/03/2009 08:14
penguin ( 19/03/2009 07:07)
Rehefa eny @ 13 Mai haka fitondrana dia lazaina hoe tsy ilaina ity Fihaonambe Afrikanina ity. Omaly ihany dia nilaza ny TGVendrana fa hatao eto io.... tohiny
novalian'i penguin ny 20/03/2009 06:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6109