Politika

xxx ( 18/03/2009 18:29)
araka ny fampanantenana natao teny @ 13mai dia hidina vidi mbary sy ny menaka ary tsy ho 28euros isambolana intsony karama,fa mba hiakatra,karama fary ambany.Dia ho hita eo izany fa dia miandry izahay... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:30
zenamy ( 18/03/2009 18:15)
raha tsy mankasitraka ny coup d'etat an'i ry tgv dia avelao ry zareo sy ny capsat ary ny vahoaka 2000 isa no ho a,na dia hijery spectacle gratuit aza mandeha,fomba iray entina fampisehoana ny tsy fa... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 12:38
asantsy ( 18/03/2009 18:07)
VAOVAO LEHIBE Balle miavaka tsy fahita matetika 2009 Raikitra @ zay ny bal populaire isan andro animé par Dj Andry Ny fiambenana dia ataon'ny capsat Security: Gardes presidentiels alina mi... tohiny
novalian'i vale ny 18/03/2009 23:55
diamondra27 ( 18/03/2009 18:06)
dia mba ity misy vidéo kely aseho anareo ka samia mitsakotsako daholo isika malagasy tsy vaky volo rehetra amin'ny ho avin'ny firenena izany e! http://www.dailymotion.com/group/145311/video/x8mq... tohiny
novalian'i noufe ny 19/03/2009 11:00
sitlo ( 18/03/2009 16:06)
Aleo isika hoe realiste kely! Tsy ho mora ny hanarina ny firenena. Firenena hoy aho fa tsy toe-karena. Mazava fa na iza na iza, raha tsy hoe mana avy any an-danitra angaha, dia tsy hahavita hana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:36
xxx ( 18/03/2009 15:45)
dia hirodana ny mandany TGV ary ho rotaka be, satria izy na ny pahandro sy ny mpanasa ny kilôtiny aza de miaramila novidiany ka hoetiny aminy sangany, ary izay no tena maha rotaka azy, ho be ny faty ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:43
zenamy ( 18/03/2009 15:34)
Araho tsara ny vaovao fa nisy deal nifanarahan'i frantsay sy i tgv ary ratsirahonana t@ fandrodanana an'i Ra8. Fa raha zohina dia toa tsy manaraka ny deal i tgv, satria fantatra fa i asterix (ratsira... tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 18:44
pimaso ( 18/03/2009 15:11)
MIARAHABA ANAO " SON EXCELLENCE PRESIDENT RAVALOMANANA " FALY DIA FALY NY TENAKO N INON N INONA DECISION NORAISINAO FANAVOTANA AN I MADAGASIKARA DAHOLO IZANY TSY NY HAMBOM PO NO ASEHO FA DEMOKRASIA... tohiny
xxx ( 18/03/2009 14:56)
http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_8.jpg http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_4.jpg :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:55
tsimatimanota ( 18/03/2009 14:15)
Arahabaina ny Filoha Andry Rajoelina Mirary fahombiazana, enga anie MAfy mantsy io toeranao io ka izay no hiarahabana anao hatreto Ny Financement exterieur moa iny efa tsy misy intsony ny reco... tohiny
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 19:00
xxx ( 18/03/2009 14:13)
Ny zavatra nifanarahana dia hoe tsy manaiky ny fitsapa-kevim-bahoaka naroson'Ing. marc Ravalomanana isika, dia izao indray hoe ho atao ihany ilay izy afaka 24 mois. Tsssssss...... Tena tsy rariny izao... tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 09:34
Bazily ( 18/03/2009 13:56)
Elaisany mipetraka any Tanà ndray ve no mahita ny aty Jangil fa mikatona ny port, de tsy manaiky ny fitonrana TG ny vahoaka aty. De tsoriko eto aloha fa ny port dia misokatra soa amantsara, ary ny f... tohiny
novalian'i sero ny 18/03/2009 18:26
bazylou ( 18/03/2009 13:22)
dia ny 10% no anaovana hopitaly. tsy kely loatra ve le 10% sa ahoana ??? de le 24 mois koa izany hafohezina fa sorena daholo ny pokona sy ny ekipan'ny lery! :lol: ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 14:51
xxx ( 18/03/2009 12:59)
8) iza no hanadio ny loto eto tananarive miarmaila vé arymety ho avy indray izany ny tts izaosy ny forongony,merci (l) ... tohiny
ari.malala ( 18/03/2009 12:50)
Fa nohidian'ny pro tgv koa ny midi madagasikara? vao anikeo za no namaky midi en ligne ko!... tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 15:07
KALACK ( 18/03/2009 12:20)
Mampalahelo fa tsy misy maharitra elaela eto intsony ny mpisera indrindra fa ny TIM fa miditra kely eto de mitomany be de mivoaka ndray ,aiza zany horakoraka be teto taloha teo zany , mangina be ny ta... tohiny
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 18:42
essera ( 18/03/2009 12:18)
Mba te hanontany anareo aho ry reto haka information sy hifanakalo hoe iza avy no nataon'dra8 nahita. Izay fantatro izany no teneniko dia manampy ianareo dia mba asio antony raha sitrakareo fa tsy end... tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 11:21
andrywui ( 18/03/2009 12:08)
Tsy lanin'ny vavoninireo PROMOTION indray nihira tao ami'ny Militaire sy ny hafa ny nanimbazimban'i Ravalo ireo Manamboninahitra General sy Colonel natao toy fako tao Antanimora sy Tsiafahy !! Tsy mi... tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 14:54
tovolahy007 ( 18/03/2009 11:50)
Miarahaba ny rehetra! Tena zendana sy gaga ny tena raha nahita io vaovao io tao @ SOBIKA hoe hampian-trano io fivoriana io i Andry. Angaha moa tsy io fivoriana io no anisan'ny nodradradradraina teny ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 16:29
xxx ( 18/03/2009 11:33)
,aza gaga isika hoe mety ho lasa mpinamana i ra8 sy deba atsy ho atsy miaraka an'i zafy sy ratsirahonana hanongana an'i tgv,mitohy ny tantara... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 12:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2893