Les victimes de Ravalomanana
1. essera
(
18/03/2009 12:18)
Mba te hanontany anareo aho ry reto haka information sy hifanakalo hoe iza avy no nataon'dra8 nahita. Izay fantatro izany no teneniko dia manampy ianareo dia mba asio antony raha sitrakareo fa tsy endrikendrika :
- INJET & DOMA PUB : nanao orin'asa mitovy amin'io ny zanaky Ra8 dia tsy maintsy natao izay hanembatsembanana azy.
- QUARTZ : hiditra amin'io sehatra io ny vadin'ny Ramose dia io anefa no matanjaka indrindra ka tsy maintsy omena ny mbay lalana.
- SAVONNERIE TROPICAL : nogiazina fa tokony anisan'ny tsena ho an'ny Groupe TIKO, ny porofo dia tsotra. Tsy mahita savony nosy izany ianao eny amin'ny magro fa mitovy tsy misy valaka amin'io no commercialisé-ny any.
- RAMANANDRAIBE Transporteur : Efa ela no niodina amin'ny ampahany vitsy ary efa saika reraka mihitsy fa nidiran'ny groupe TIKO ilay sehatra fa tena matsiro.
- KOBAMA : fitotoan-koba no lasibatra teo ka nomen'ny fitondrana ny hafatra hoe tsy manara-penitra ary dia naoriny ao anatin'ny port mihitsy ny silo an'azy manokana izay manara-penitra hono tampoka (tsy azo atao io raha tsy mbola mahafantatra ianao)
- Ny mpiompy ao Vakinankaratra : novidiana ary noterena ankolaka hamatsy ny Groupe Tiko. Nosokafana mihitsy ny labo ao ary "tsy misy ronono mahazo mivoaka eo raha tsy izahay no mividy azy".
- Ny tanin'olona eny andrefan'i Tanjombato iny : Tena noterena novidiana mora ary anisan'ny tompony izahay tompoko fa dia rehefa tsy handefa ianao dia ao afovoany tsy mahazo rano, ary rehefa feno ranon'orana ka tsy vitanao ny manipy azy dia vidiana mbola latsaka ambanin'ilay mora tery aloha.
- Ireo gadra politika rehetra : Misy amin'ireo gadra ireo ange no tsy misy mihitsy antony hanagadrana azy fa dia izay no izy.
- CUA Antananarivo : nampidinina sy nampitoviana amin'ny kilasin'ny any Ambanivohitra ka dia ny fanjakana amin'ny ankapobeny no mitantana sy manome ny vola ampiasaina. Raha tsy avy amiko sy miaraka amiko ary amin'ny alalako dia tsy misy ry boay kely a (tamin'izany boay kely mbola tsy niteny mihitsy).
Hatreo aloha fa mbola misy fa mba alefao indray ny anareo dia horaisiko amin'ny coller ilay antony izao tsy fankasitrahan'ny vahoaka izao intsony.

novalian'i essera ny 19/03/2009 11:21
2. Mirananirina
(
18/03/2009 12:25)
Fijerinao io fa tsy fantatra ny tena marina.
Fa angaha moa Ra8 ihany no mampisy ny victimes.Fa betsaka ny manao an'io;izany hoe izy no mitondra dia izy no hita.
Rehefa Andry tvg no eo dia ho avy aho hanao ny liste ny victimes fa aza matahotra.

3. essera
(
18/03/2009 12:34)
Ohatran'ny karazan'ny valinteny tezitra no ataonao fa ny mety kokoa ary ny tsy mamaly fa toy ny miteny ianao na manozona mialoha hoe :
"Enga anie ireo hanao ohatran'ny nataon'n ra8 koa dia hanoratra liste aho avy eo".
Ny an'i Mirananirina izany efa amin'ny fo fa tsy amin'ny saina intsony e.
Betsaka ange ry sé ny tena nivarilavo mihitsy tratran'ny didiko fe lehibe teo e.

5. Mirananirina
(
18/03/2009 13:06)
Ny an'i Mirananirina izany efa amin'ny fo fa tsy amin'ny saina intsony e.
Aza matahotra ianao fa izaho ilay atao hoe tsy mety tezitra fa miramirandava.
tena marina io.
6. ratavao
(
18/03/2009 13:06)
Mahereza oa de aza misosom-pahorina intsony le mpomba an'i R8.Mbola mafy noho izao no nahazo ireo niaram-boina fony voatifitra teny Ambohitsirohitra ko!
7. patrick2002
(
18/03/2009 13:18)
RASSETA toyota ,sady manondrana letchy any ivelany koa ,nahemotry Ravalo une semaine ny fanombohany campagne na letchy ,nefa izy @ iny herinandro voalohany iny efa manangona.
VANILLE .mikaikaina ireo mpamokatra la vanille any @ faritra SAVA fa tsy misy mividy ny vanille-ny satria nofoanany Ravalo ireo permis d'exportation nireo mpanondrana la Vanille ,vokany voatery ny TIKO no mividy azy @ vidiny mora noho ny teo aloha .
EXPLOITATION FORESTIERE ,tsy misy mahazo permis @ fitrandrahana ny ala ,mba ho fitsinjovana ny tontolo hiainana hono ,kanefa ny zanaky Ravalo nahazo permis pour 5 000 ha de foret , nisy ny afera na bois de rose izay nohenjehina ireo manao exploitation illicite kanefa ny zanany mahazo manao.

8. essera
(
18/03/2009 13:21)
Mirananirina:
Ny an'i Mirananirina izany efa amin'ny fo fa tsy amin'ny saina intsony e.
Aza matahotra ianao fa izaho ilay atao hoe tsy mety tezitra fa miramirandava.
tena marina io.
Tara loatra ry sé le fifonan'dra8 a. Taloha be iny dia efa tokony natao.
9. patrick2002
(
18/03/2009 13:26)
Mirananirina:
Fijerinao io fa tsy fantatra ny tena marina.
Fa angaha moa Ra8 ihany no mampisy ny victimes.Fa betsaka ny manao an'io;izany hoe izy no mitondra dia izy no hita.
Rehefa Andry tvg no eo dia ho avy aho hanao ny liste ny victimes fa aza matahotra.
aminao ve izany rehefa mpitondra dia tsy maintsy mangalatra ?
dia aleo koa i Andry hanao ny hataony fa dia ho avy izahay. Misy foana ny victime marina izany fa misy ny victime ara-drariny ,misy ny victime tsy rariny
Ny mahavoa an'i Ravalo Lazaina fa mangalatra ny olona iray nefa ianao hita mibaribary izao ny fangalarana hataonao .
Jereo fotsiny @ trafic na bois de rose ,izaho dia miteny fa tsara raha hajanona io trafic io izay efa nisy t@ androny Ratsiraka ,tokony hiady ny fanjakana hamongotra anio ,ny mampalahelo dia Ravalo irery ihany no afaka manao trafic na bois de rose.
Ny resaka exploitation forestiere ,efa ho ringana mihintsy ny ala an'i madagasikara ,nefa i Ravalo mahazo permis exploitation forestiere 5 000 ha be izao, ny hafa tsy mahazo manao.
10. endrika01
(
18/03/2009 13:32)
Ka ny sasany kosa zany,mampitovy projets kou,nahavita villa Bema,de hanao villa hoatranio kou i Zefa,zany ve tsy fialonana?Raha we fifaninanana de mba nanao koa fa saingy natao Building.Ny fianakams nay any Vakinakaratra aza zao mifofovolo,satry namidy 200ari monja ny litre ny ronono,hatr@iny grevy ,grevy iny.Koa we no-forcena!Fantiatoka be da be!Satry nikatona ny Tiko.
11. endrika01
(
18/03/2009 13:33)

12. endrika01
(
18/03/2009 13:34)

13. ari.malala
(
18/03/2009 13:36)
patrick2002:
RASSETA toyota ,sady manondrana letchy any ivelany koa ,nahemotry Ravalo une semaine ny fanombohany campagne na letchy ,nefa izy @ iny herinandro voalohany iny efa manangona.
VANILLE .mikaikaina ireo mpamokatra la vanille any @ faritra SAVA fa tsy misy mividy ny vanille-ny satria nofoanany Ravalo ireo permis d'exportation nireo mpanondrana la Vanille ,vokany voatery ny TIKO no mividy azy @ vidiny mora noho ny teo aloha .
EXPLOITATION FORESTIERE ,tsy misy mahazo permis @ fitrandrahana ny ala ,mba ho fitsinjovana ny tontolo hiainana hono ,kanefa ny zanaky Ravalo nahazo permis pour 5 000 ha de foret , nisy ny afera na bois de rose izay nohenjehina ireo manao exploitation illicite kanefa ny zanany mahazo manao.
:cry: :cry: :cry:
14. Mirananirina
(
18/03/2009 13:55)
Tara loatra ry sé le fifonan'dra8 a. Taloha be iny dia efa tokony nataoTsy azoko ry se a
aminao ve izany rehefa mpitondra dia tsy maintsy mangalatra
Tsia ,tsy nisy mpitondra nangalatra na 1 aza.Didy sy fandrarana no navoakan'izy ireo.Izany hoe samy manao izay danin'ny kibony e.
Dia ho avy koa ny didin-draAndry,hoy aho dia havoaka indray ny victimes amin'izay.
15. patrick2002
(
18/03/2009 14:01)
mbola misy .
Ny groupe henry fraise izay hitambarany STAR ,hotel HILTON ,SICAM ,tena efa mikaikaina ary efa mangoron'entana hifindra an'i Maurice ,satria .
- HILTON notereny Ravalomanana hovidina ny action tao @ hilton ka ny TIKO izao no actionnaire be indrindra ao ,nivadika carltoon Hotel moa ny anarany rehefa azon'i Ravalo.
- STAR namoaka lalana i Ravalo fa tsy mahazo atao ny manao pub @ boisson alcoolique ,kanefa ny 70% ny vokatry ny STAR dia azo avy @ labiera, voatery ity orinasa ity nanao labiera sans alcool ,sy ekipa foot 1er division THB .

16. irihat
(
18/03/2009 14:32)
Fa tena ohatra ny entim-po be enao izany @ ilay "fanakatsakanana" nisy. Inona anefa ny blème? Teo ireo olona ireo tsy nahay ni-profite fa rehefa nahita ny olona tafavoaka de izay vao hoe nankaiza ny tanteliko teto.
Savony ohatra : efa firy taona izy no teto Gasikara fa ilaozandreo miady an-trano hany ka rehefa nahita ny olona taty aoriana dia taitra! Olon-tsongoi-mbolo ihany anie ny famille Ramaroson ary nianatra ka nahoana no tsy lahay gestion fa lany @ loka sy adim-pianakaviana.
Ka raha enao koa ve no mahita tataka ary hitanao fa metimety de avela ho eo?
Ny ahy kosa aloha dia tsy hitako mitsy ny blème e. Ny chance anie tsy impiry hisy eto an-tany fa ireo indrindra fa Savony tsy nahay nanararaotra. Ohatra ho azy izao (savony io), maninona no tsy manisy agence de distribution @ faritany de mande tsara ny savony fa be resaka fotsiny eo nefa efa ela no naha savony an'ny savony.
Momba ny cahier koa. Jereo ny hatsaran'ny cahier Excellence teo iny; inona no kianinao sa mila ilay cahier akanga taloha ireny ihany ianao : ratsy be ny feuille. Manina zao ny cahier M raha miezaka koa, mody asiana ny sarina mpihira sy tononkira nefa ny feuille tena ohatra ny azo entina ary...
Ary enao koa angamba tena tsy mahay sady tsy miasa @ atao hoe contrôle qualité no faly mi-critique fotsiny momba ny KOBAMA. @ zao fotoana zao anie tompoko indrindra fa tratran'ity mondialisation ity de mihinana mihitsy raha tsy manaraka qualité, indrindra fa ny firenenao l'un des plus pauvres de la planète.
Manaova ihany analyse fa aza de manao toa io. Sa ny tinareo dia zavatra tsy ara-penitra dia aleo mihinana vary brisure t@ andron-dRatsiraka fa izay deba ihany no mahazo mihinana ny mendrika sy ara-pahasalamana.

17. patrick2002
(
18/03/2009 14:40)
irihat : tsy hoe misy matahotra fifaninanana anie eh! ary tokony hiezaka ny mpandraharaha an'i ivelany mba hanao izay hahatsara ny qualite ,fa ny tsy hanekena ny hataony Ravalo anie dia tsy manaiky fifaninanana izy eh! rehefa zavatra hataony ,dia mody manao lalana etsy sy eroa mba hanakanana ny vokatry ny afa ,vokany halohalika ny ranom-bary ,nanararao-pahefana loatra i Ravalo. ka feno ny kapoaky ny malagasy ,
18. endrika01
(
18/03/2009 15:10)
Tsara daholo lay hevitra hisy ho saininireo zay hitondra eo,we reo no tsy tantiny vahoaka de mba mailo .Ny handrasan-draMALAGASY sasany de ny kibo voky fa tsy ny fivoarana,ka zay no nanonganany ny teo aloha.Dia aleo indray hanomboka ny film ho jerena! Tsy ihisy tsony zany zao ny sakafo ambany foitra e????=))=))=))=))=))=))
19. endrika01
(
18/03/2009 15:11)

20. ainaheri
(
18/03/2009 20:24)
Za efa miteny anareo fa ra8 n'a pas l'envergure d'être president,mais juste un businessman,il n'est s'interresse qu'à l'argent,sa fortune personnelle!!!
Natambany doli zao retra² zao,fitondrana,fivavahana ,biznesy........