Les victimes de Ravalomanana
21. xxx
(
18/03/2009 21:36)
Amiko aloha dia izao :
RAVALO =RATSIRAKA =ZAFY =TSIRANANA = MONJA=....
Tsy fantatro na niray tsikombakomba tamin\' iRatsiraka i ra8 t @ nanamboarana an\' i Tsiafahy ,fa tanindrazanay daholo no nanorenana iny enceinte ngezabe iny .Efa ho 3000 Ha no nahodin- drafanjakana tamin\' izany.
Betsaka ny mponina nanohitra ary nandefasana miaramila .Amam-polony maro no maty ny tantsaha ary betsaka no naiditra amponja tsy nisy fitsarana .Nihetsika ny zanaka ampielezana sy ny teratany avy ao ,na ny tao Mada na ny taty ivelany . Dia mbola mitohy hatramin\' izao ny reclamation sy ny ady ambany latabatra . Efa nanomboka t@ andron\' i celline ratsiraka ny fangalarana ny tany teny t@ alalan\' ny fambolen- kazo ,raha tadidinareo .
Nolazaina fa izay mamboly ny tany no tompony .Tsy nahomby anefa izany fa vao maika nampitombo ny hatezeran\' ny taranaka avy eny @ iny atsimondrano rehetra iny ,dia naroson\'i celline ilay hoe mode de pensé DOUTCHE ,firehan- kevitra koreana momba ny fizarana sy ny fanajariana ny tany .Hadisoana be vava anefa, fa ny tsy fantany dia tanin \' Ampanjaka io atsimon-drano rehetra io.Ary anisan\' ny nahatonga ny fandoroana ny rova koa angamba izany raha tsy diso aho. Tsy fantatro a quel degre Ra8 no nifandrimbona t@ fangalarana ny tany teny ,fa ny zavatra tsapa dia tiany ny hanitatra ny velaran\' antananarivo urbaine .Ka nanao ny tsy fanao izy .

22. xxx
(
18/03/2009 21:48)
ainaheri:
Za efa miteny anareo fa ra8 n'a pas l'envergure d'être president,mais juste un businessman,il n'est s'interresse qu'à l'argent,sa fortune personnelle!!!
Natambany doli zao retra² zao,fitondrana,fivavahana ,biznesy........
Alefaso ary ilay manana envergure d'être president hiaraha mijery e, raha io alefanareo nefa toa nanao copier-coller t@ ilay business man ou je me trompe ?
23. essera
(
19/03/2009 11:21)
Aleo ny tanora ry xxx (tsy mampiseho tarehy). Tsy voatery ny teknikan'ny dinosaure foana no ampiharina eto amin'ny tanana fa aleo ny tanora hiditra. Manolo-kevitra sisa ny an'ireo be volombava isan'ireo (rehefa hita fa tsy milay dia voankazo an'ala).
Betsaka ny tanora eto amin'ny tanana fa ry bevolombava isany no miseho madity eto. Misy indray tsy manao be volombava ohtran'dravalo, fa tonga eo izy vao ampaniriany ataony barbe be ny volombavany.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D