Tena mandainga ity TGV ity

1. xxx ( 18/03/2009 14:13)
Ny zavatra nifanarahana dia hoe tsy manaiky ny fitsapa-kevim-bahoaka naroson'Ing. marc Ravalomanana isika, dia izao indray hoe ho atao ihany ilay izy afaka 24 mois. Tsssssss...... Tena tsy rariny izao.

:)
novalian'i essera ny 19/03/2009 09:34
2. xxx ( 18/03/2009 14:14)
Izany no atao hoe : hevi-jaza r'ise ah :-D :-D :-D :-D
3. yuka ( 18/03/2009 14:21)
Efio ao fa io no filohan'i Gasikara tsy lany olo-manga e!!
noheveriko fa hoe tonga dia ho lafatra be anie ny fiainana rah miala i R8 e!
ataovy izay hilaminana,sy hitiavanareo azy,zahay miatakataka alouha e! :D
4. Oay ( 18/03/2009 14:33)
yuka:

Efio ao fa io no filohan'i Gasikara tsy lany olo-manga e!!
noheveriko fa hoe tonga dia ho lafatra be anie ny fiainana rah miala i R8 e!
ataovy izay hilaminana,sy hitiavanareo azy,zahay miatakataka alouha e! :D



Hay ve mbola ato ihany yuka é, miharahaba aki a!
Inn ndray ary ty hoe vao miala i Marc Ravalomanana d lafatra b ny fiainana fa angaha misy mahay miracle kosa eo é! mbola vao mitady ny asolo an'ilay osy aloha izao hihihi... ny an'ilay raika lahy teo aloha kalanoro d ny an'ity vao lasa osy d ny an'ny ho avy inn dray ary???
5. TIMTIKO ( 18/03/2009 15:05)
HUHUHUHU MIFOHAZA AMIZAY FA AZA MBOLA MANONOFY EO HAMPIAKARINA DAHOLO ZAO NY VIDINJAVATRA MINAFATINY DAHOL
:-D :-D :-D
6. xxx ( 18/03/2009 15:09)
Oay:


Hay ve mbola ato ihany yuka é, miharahaba aki a!
Inn ndray ary ty hoe vao miala i Marc Ravalomanana d lafatra b ny fiainana fa angaha misy mahay miracle kosa eo é! mbola vao mitady ny asolo an'ilay osy aloha izao hihihi... ny an'ilay raika lahy teo aloha kalanoro d ny an'ity vao lasa osy d ny an'ny ho avy inn dray ary???



Fa angaha tsy izay kosa ilay nifanarahana, toa iny ihany no olana teo, efa lasa ny olana ka aiza ilay fiadanana fa tsy afa-miandry ela izahay!!!!
7. Oay ( 18/03/2009 15:11)
TIMTIKO:

HUHUHUHU MIFOHAZA AMIZAY FA AZA MBOLA MANONOFY EO HAMPIAKARINA DAHOLO ZAO NY VIDINJAVATRA MINAFATINY DAHOL
:-D :-D :-D

Izao indray izany ny fomba fampijaliana vahoaka ry TEGEVE an!
8. tovolahy007 ( 18/03/2009 15:14)
Maty aho basinjanako tsy mipoaka marina mafy. NOLAZAINY MAFY BE TENY @ 13 MAY FA FANDANIAMBOLA @ TSY MISY DIKANY NY FANDRAISANA NY FIVORIAN'NY UA, nefa toa milaza indray izao fa VONONA AHO HANDRAY NY FIVORIAN'NY AU. Nga tsy mandany vola indray izy fa mampidi-bola no niova t@ teny nifanaovana?? Ny atahorako koa izao de hiteny ko lery radem hoe: ENTINA AMPANDROSOANA AN'I MADAGASIKARA NY AIR FORCE 2 FA TSY AMIDY, hahahaha. De ny tena athorana farany izay mafy de ity samia mamaky tsara daolo: EKENA NY FIFANARAHANA @ DAEWOO @ ILAY TANY AMIDY AMINY HO FAMPANDROSOANA AN'NY MADAGASIKARA.
hahahaha. Ho ela velona anie enao andriamatoa filoha eny andalambe TRAIN.
9. Oay ( 18/03/2009 15:28)
Ahoana marina ny amin'io kozy io ry zalahy, za tokoa mba nametraka fanontaniana nanao hoe fa inn marina ary no tena laharampahamehana klé, toa lasa ilay UA ndray aoka aoka aoka mila misaina hoy aho, fa na izany aza loha d tsara ny nandehanan'i Marc Ravalomanana mba nanao vokansy kely fa efa vizaka kosa izy é! d refa miverina avy any izy d miverina @ ilay Marc Ravalomanana tsy mila osy sy tsy mila ny isa 7 fa tena ilay Marc Ravalomanana mahatoky sy mino ary manaja an'Andriamanitra ka manao ny sitrapon'ny Ray fa tsy lany andro manononona ny anarany.
10. endrika01 ( 18/03/2009 16:13)
Oay:
Ahoana marina ny amin\'io kozy io ry zalahy, za tokoa mba nametraka fanontaniana nanao hoe fa inn marina ary no tena laharampahamehana klé, toa lasa ilay UA ndray aoka aoka aoka mila misaina hoy aho, fa na izany aza loha d tsara ny nandehanan\'i Marc Ravalomanana mba nanao vokansy kely fa efa vizaka kosa izy é! d refa miverina avy any izy d miverina @ ilay Marc Ravalomanana tsy mila osy sy tsy mila ny isa 7 fa tena ilay Marc Ravalomanana mahatoky sy mino ary manaja an\'Andriamanitra ka manao ny sitrapon\'ny Ray fa tsy lany andro manononona ny anarany.
Atao resaka OSY ndray,misy Comoriens zay, mivarotra menakosy,hodinosy,tainosy,rambonosy eo lalana mandeha hoany aminy Sekolinay.De nanotanianay sy le bandy bandy akama ireny ,de izao no navaliny: Ny OSY velona na vonoina de FIAROVANTENA aminy odigasy!Raha misy mitahirihiry ody gasy,na mitady hamosavy,dia ravanio avokoa ny heriny hoy izy.(Manotania an-dry zareo Comoriane hafa indray,fa izay aloha ny voalazanle mivarotra teo akaiky ny fianaranay):D:D:D
11. fijo ( 18/03/2009 22:51)
aleo hoavy fa izy efa nilaza fa mahita vola be avy dia vonona ko;
12. essera ( 19/03/2009 09:34)
Bômbna be daholo reto TIM eto ambony ireto fa dia efa alahelon-kanina sisa dia manozona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3037