amidin'ny lery hoe ny air force one
1. bazylou
(
18/03/2009 13:22)
dia ny 10% no anaovana hopitaly. tsy kely loatra ve le 10% sa ahoana ???
de le 24 mois koa izany hafohezina fa sorena daholo ny pokona sy ny ekipan'ny lery! :lol:
de le 24 mois koa izany hafohezina fa sorena daholo ny pokona sy ny ekipan'ny lery! :lol:
novalian'i xxx ny 18/03/2009 14:51
4. tovolahy007
(
18/03/2009 14:33)
Fa maninona tsy ny vidiny rehetra fa 10% fotsiny e. mmm, Sao ary de i lery ihany no hividy azy io ka de sosy kely fotsiny ny alohany eo de izay no izy. Na koa hoe TSY AMIDY NY AIR FORCE ONE FA ENTINA HIASA,hahaha. toy ilay hoe VONONA AHO NY HANDRAY NY FIVORIAN'NY UA.
tsssss, AFA NY LAZAIN'NY VAVANY MOA AFA NY ATAON'NY TANANY. MISEHO SAHADY NY FAFILALITRA MBA NENTINY NANANGONANA OLONA.
Raha izao no ataon'ny lery de very fotsiny zany ny andronay teny @ 13 May.
tsssss, AFA NY LAZAIN'NY VAVANY MOA AFA NY ATAON'NY TANANY. MISEHO SAHADY NY FAFILALITRA MBA NENTINY NANANGONANA OLONA.
Raha izao no ataon'ny lery de very fotsiny zany ny andronay teny @ 13 May.
5. xxx
(
18/03/2009 14:51)
mbola aiza é, vao manombaka ny azy io,zarany lisany aza omeny 10% zao izy zao mandray karama tsara neny lisany tsy misy na ariary aza nasondrotra.
