dia ny 10% no anaovana hopitaly. tsy kely loatra ve le 10% sa ahoana ???
de le 24 mois koa izany hafohezina fa sorena daholo ny pokona sy ny ekipan'ny lery! :lol:
Fa maninona tsy ny vidiny rehetra fa 10% fotsiny e. mmm, Sao ary de i lery ihany no hividy azy io ka de sosy kely fotsiny ny alohany eo de izay no izy. Na koa hoe TSY AMIDY NY AIR FORCE ONE FA ENTINA HIASA,hahaha. toy ilay hoe VONONA AHO NY HANDRAY NY FIVORIAN'NY UA.
tsssss, AFA NY LAZAIN'NY VAVANY MOA AFA NY ATAON'NY TANANY. MISEHO SAHADY NY FAFILALITRA MBA NENTINY NANANGONANA OLONA.
Raha izao no ataon'ny lery de very fotsiny zany ny andronay teny @ 13 May.