Marina ve

1. ari.malala ( 18/03/2009 12:50)
Fa nohidian'ny pro tgv koa ny midi madagasikara? vao anikeo za no namaky midi en ligne ko!
novalian'i Oay ny 18/03/2009 15:07
2. xxx ( 18/03/2009 12:55)
ZAny ve tsy intox indray e?
3. ari.malala ( 18/03/2009 13:02)
Hitako tao @ sobika.com vao teo de zay no nahagaga ahy ary nametrahako fanontaniana.
4. Samoana ( 18/03/2009 13:07)
Intox daholo HONO izany ari. fa efa ho sambatra be amin'izay HONO Madagasikara fa tonga ny lamaody tgv a! Roa taona monja dia afaka migalabona vôkansy any Nosibe sy Sainte Marie avokoa HONO isika mpitrongy vao homana niady mafy teo @ 13 mai :wink:
Ary ny valalabemandry rehetra hofanin'ny minisitra Sareraka ho valalabefifohazana avokoa HONO. Amen!
5. ari.malala ( 18/03/2009 13:14)
Samoana hahahahahaa! nga nareo lasa nivadika valala? :-D :-D :-D
6. xxx ( 18/03/2009 13:26)
Samoana:

Intox daholo HONO izany ari. fa efa ho sambatra be amin'izay HONO Madagasikara fa tonga ny lamaody tgv a! Roa taona monja dia afaka migalabona vôkansy any Nosibe sy Sainte Marie avokoa HONO isika mpitrongy vao homana niady mafy teo @ 13 mai :wink:
Ary ny valalabemandry rehetra hofanin'ny minisitra Sareraka ho valalabefifohazana avokoa HONO. Amen!



Milay be izany ! Kay tsy andriko ny 2010 marina a :^)
7. essera ( 18/03/2009 13:37)
3. Mpandefa : Samoana [ Valio ] 18-03-2009 14:07:04
Lohateny : Re : Marina ve
Intox daholo HONO izany ari. fa efa ho sambatra be amin'izay HONO Madagasikara fa tonga ny lamaody tgv a! Roa taona monja dia afaka migalabona vôkansy any Nosibe sy Sainte Marie avokoa HONO isika mpitrongy vao homana niady mafy teo @ 13 mai
Ary ny valalabemandry rehetra hofanin'ny minisitra Sareraka ho valalabefifohazana avokoa HONO. Amen!


Ty anao ity zao no tena intox. Taiza ko no nisy niteny an'izany fa ianao no miteniteny foana.

Raha resaka 4L, scooter, etc ry samoana dia mino aho fa tsy ho tanteraka kosa aloha e.

Ny harapaka ange no tena sarotra no mitady azy ho an'ny malagasy fa tsy ny handehanana vakansy. Izany tsy à la portée n'ny sarababembahoaka izany.
Manao excursion aza ry sé ny fianakaviana mbola misy dia tongotra be manadala indraindray amin'ny tsy fahatakarana spéciale.

8. Mirananirina ( 18/03/2009 13:38)
Fa nohidian'ny pro tgv koa ny midi madagasikara? vao anikeo za no namaky midi en ligne ko!

Sahady ve?????????Teo Ravalo tsikeraina amin'io resaka io.
sambatra be amin'izay HONO Madagasikara fa tonga ny lamaody tgv a! Roa taona monja dia afaka migalabona vôkansy any Nosibe sy Sainte Marie avokoa HONO isika mpitrongy vao homana niady mafy teo @ 13 mai

Enga anie ho tanteraka izany.
9. ari.malala ( 18/03/2009 13:49)
Mirana, ka io no nanaitra ahy akia ko! mba ilàko confirmation hoanizay mahalala e! misy mpiasan'ny midi ato mba valio raha azo atao
10. irihat ( 18/03/2009 14:00)
Bonjour daholo e,

Ka tsisy olana anie izany satria izany ny démocratie nampianarina an-dry zareo e, ary mbola ho ela koa vao hahay izany tena démocratie isika. @ zao mantsy de hoe fanjakan'ny baroa ka samy mande samy mitady. Hidîna (fermé) avokoa ny mpanome info rehetra izao dia ny VIVA irery no afaka manao izany de lainga be daholo @ zay no rentsika vahoaka malagasy, IANAREO VAHOAKA AN'ANTANANARIVO IHANY MANTSY NO VAHOAKA MALAGASY, ANTANANARIVO = MADAGASIKARA iray manontolo.
11. yvonKEL ( 18/03/2009 14:30)
manaona daoly
aoka kosa alou isika mba ho calme fa ny miasa mangina no tena mahomby ary tsy hoe filoha teny an-dalambe de mieritreritra hoe mahatapaka ny raharaha eto madagasikara .na ny oul tao ambadiky ny tgv( pierrot raj) aza teo dia nilaza fa tsy ara-dalana io fitondrna tgv io ka aza maika fa vao 1andro izay no lasa de efa mitady hipatitaka sahady ny HAT ary de mbola hiditra krizy vaovao hafa indray iMADAGASIKARA ; ka mazotoa daholo ry mponin'i tana fa lasa nareo mihitsy no tena madagasikara. Ary mba miasà fa aza manantena fananan'oul ,ianareo ihany no kamo miasa de lazainareo fa sahirana sy mahantra ny malagasy. TSIA
12. xxx ( 18/03/2009 14:59)
mbola aiza é, any lisany zao ny aller fa mbola ho avy ny retour.
13. Oay ( 18/03/2009 15:07)
Manao ahoana guykely ah!
_Vao manomboka ny resaka é! hohita eto @ izay ny tena mpanome vaovao marina, novohizina teto mantsy ny hoe Pierrot é! Didier é! no tao aorinan'i TGV. Raha ny nolazain'i Pierrot anefa d hita aloha hatreto fa tsy mifanaraka izy sy TGV angamba satria ry zareo tsy niresaka akory fa nentin'ny TIM handontoana ny hetsikin'ny vahoaka d lazaina fa ao aoriana ao ry Radidy izay efa maro no leo azy.
_Momba ny hoe mponin'i Tana lasanareo no tena Madagasikara: "tsarovy fa i Marc Ravalomanana irery no mbola prézida nikasa ny analana @ Antananrivo ny maha renivohitr'i Madagasikara anazy, ary tsarovy fa ny biby tsy manan-doha tsy mandeha hatramin'izao aloha d mbola Antananarivo no renivohitra noho izany d rariny loatra raha toa ka avy ao Antananarivo no miainga ny hetsika, fa i Monja tsy avy ao Tana, Lahiniriko non plus ,Ratsiraka torak'izany, Zafy tsy Tana ihany koa fa ireo olona rehetrarehtra ireo d efa nitarika tolona tao Antananarivo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413