Tsy misy mpisera maharitra ela tsony ! vita ve ny film ?
1. KALACK
(
18/03/2009 12:20)
Mampalahelo fa tsy misy maharitra elaela eto intsony ny mpisera indrindra fa ny TIM fa miditra kely eto de mitomany be de mivoaka ndray ,aiza zany horakoraka be teto taloha teo zany , mangina be ny tanana , nilaozan'olontiana ,saraky ny namany ka ny ranomaso foana no mitraho , ...............aiza i Klitika ,aiza i Noue ,aiza Ifiona ,aiza i Yuka ,aiza i Batista , aiza i pimaso , aiza ipenguin ,aiza i ravatorano ,Mirananirina ,salopard ,tsyafoi , tsinjo ,AnA ,diamondra ,.... aiza
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 18:42
3. belaza
(
18/03/2009 12:25)
za zao eto ry tsamy a, ary vao manomboka ny 2em filma fa aza mitabataba fa tsy heno sy tsy araka ny fandehany e, vao ny 1er filma no vita teo
4. Mirananirina
(
18/03/2009 12:27)
...............aiza i Klitika ,aiza i Noue ,aiza Ifiona ,aiza i Yuka ,aiza i Batista , aiza i pimaso , aiza ipenguin ,aiza i ravatorano ,Mirananirina ,salopard ,tsyafoi , tsinjo ,AnA ,diamondra ,.... aiza
tsy hianao ngaha izao fa tsy niala teto mihitsy.
5. majakely
(
18/03/2009 12:39)
aokizay fa ndana miasa amizayyy oahh,,eo de mitango lalitra eo fotsinyyy....ssssssshhh hihihihihihihihi
6. xxx
(
18/03/2009 12:46)
Sao de matahotra CAPSAT kosa e! Madagascar 2 ary mbola civilisé noho ny zava-misy sy iainana eto!
7. Samoana
(
18/03/2009 12:58)
Ilay "Tsiky De Ampy" mety ho lasa "Tsiky Gasy Vendrana" fa tadiavin'ny sasany hanaovana coup d'état koa :wink:
8. Oay
(
18/03/2009 13:06)
Fa nankaiza tokoa i yuka é! i Noue sy ifiona sy penguin mba eto ihany fa i yuka d atsy @ biz'oroka sisa no hita, tongava aki yuka fa film mbola mitohy ity a! Mbola tsy vita ny ry KALACK a!
i Pierrot Rajaonarivelo izao d nahita sahady fa lava be izany 24 mois izany d tsy tokony holava be toa izany hono ity gouvernement insurrectionnel ity...
Mitohy ny film é!
i Pierrot Rajaonarivelo izao d nahita sahady fa lava be izany 24 mois izany d tsy tokony holava be toa izany hono ity gouvernement insurrectionnel ity...
Mitohy ny film é!
9. ari.malala
(
18/03/2009 13:12)
Fa maninona nefa no mifandrangitra e! olona samy tsy hoaiza fa samy ho eto Madagasikara dool iany! fa ireo monina any ivelany nga moa d honina any mandrakizay! ts maints hody refa tonga ny fotoana! samia ftsn mipetraka @ zay fa ts mety ilay mifandrangitra!
10. ratavao
(
18/03/2009 13:12)
Rehefa vo de mipetraha alou ry TIM a! sa mbola te-hiampy indray. 2 mois ve no tadiavinao? Ahita indray enao fa aza matahotra raa mbola tsy ampy ka! Ho ela velona anie ny FIloha Andry RAJOELINA!
11. Oay
(
18/03/2009 13:17)
Marina ny an'i ari point malala, za aloha tena tsoriko hoe malahelo an'i yuka za tsy nipoitra eto izy fa tsy mandrangitra za é! zavatra io anie toerana hifandimbiasana é! fa ny ady hevitra mitohy foana.
12. hery
(
18/03/2009 13:21)
:-)
Sarotra be ihany ilay miady hevitra amin'ny mpampihorohoro.
Raha izahay ve no miteny hoe tsy mety io fitondrana io tsy tonga dia mihidy eny amin'ny CAPSAT koa? :-) Ataovy tsara fa izany marina no tena demokrasia.
Ho hitanareo fa mbola pire noho i Ravalo ity Andry ity. Ny an-dRavalo mba vava sy fanambaniana fotsiny no miasa fa ny an'i leiry miaraka amin'ny basy mihitsy.
Aleo ihany izahay hangina fa mamy ny miaina. Hiady amin'ny jiolahiim-boto ve

14. rohy
(
18/03/2009 13:30)
tsy fotoanan'ny fanombohan'ny fihetsiketsehana intsony izao raha ny hevitro.Raha fijery neutre dia izao:
-sahirana ny TIM teo satria voakotaba ka tsy afaka niasa am-pilaminana.Fotoana izao hamonjena ny asa aman-draharaha @ izay.
-ny tgv indray dia tonga @ tanjona iriny ka afaka manomboka ny asa efa nitolomany mafy.
Ireo tsy nanan-kevitra moa dia manohy ny fanaony andavanandro ihany.
Ireo very asa dia tokony ilan'izao fanjakana vaovao zao hevitra haingana satria vokatry ny nataony.
Dia samia mieritreritra tompokolahy sy tompokovavy!

15. Oay
(
18/03/2009 13:37)
hery:
:-)
Sarotra be ihany ilay miady hevitra amin'ny mpampihorohoro.
Raha izahay ve no miteny hoe tsy mety io fitondrana io tsy tonga dia mihidy eny amin'ny CAPSAT koa? :-) Ataovy tsara fa izany marina no tena demokrasia.
Ho hitanareo fa mbola pire noho i Ravalo ity Andry ity. Ny an-dRavalo mba vava sy fanambaniana fotsiny no miasa fa ny an'i leiry miaraka amin'ny basy mihitsy.
Aleo ihany izahay hangina fa mamy ny miaina. Hiady amin'ny jiolahiim-boto ve
hery a! aza matahotra fa tsy misy fanjakana lohamboto ela velona izany! ary tsy misy dondrona ohatran'izay mandà ny hahalala (Il n'y a plus bête que celui qui ne veut rien savoir)
Ary mbola averiko eto ilay teny manao hoe:"Loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika satria avo roa heny ny famaharana hitsarana azy ireny"
Mialatsiny raha manome soratra masina satria ny ankamaroan'ny Malagasy d nobeazina t@ fomba Kristianina ka tsy misy afaka miala amin'izany eny marina fa ny mpanao politika d tsy tokony hanonononona ny anaran'Andriamanitra fa kosa alohan'ny naha mpanao politika azy ireny d notaizaina t@ fomba Kristianina izy ireny ka tokony ho modely.
16. yuka
(
18/03/2009 14:14)
Mbola maka saina aho fa in ary ty mifapiantso ity??
:) :D :lol:
mangirana be otran'ny volamena mintsy za ato,satria ze mangina volamena lol!
mbola mandinika tsara alouh,no mbola bongo maso ee!
:( :cry:
Ravalo no niala fa za mak'aina kely fotsiny :D :P
:) :D :lol:
mangirana be otran'ny volamena mintsy za ato,satria ze mangina volamena lol!
mbola mandinika tsara alouh,no mbola bongo maso ee!
:( :cry:
Ravalo no niala fa za mak'aina kely fotsiny :D :P
17. Oay
(
18/03/2009 15:14)
yuka:
Mbola maka saina aho fa in ary ty mifapiantso ity??
:) :D :lol:
mangirana be otran'ny volamena mintsy za ato,satria ze mangina volamena lol!
mbola mandinika tsara alouh,no mbola bongo maso ee!
:( :cry:
Ravalo no niala fa za mak'aina kely fotsiny :D :P
ka malahelo d miantso klé fa d faly mahita zany é!
18. xxx
(
18/03/2009 16:39)
Hon!hon!hon!hon! OAY sy YUKA an !! misy tsy mazava an !! hitako moa matetika rehefa eo Oay de makeo koa YUKA !! rehefa mifindra iOAY de mifindra manaraka azy koa i OAY ! he he he he !! fantatro foana anie e!! he he he !! hay zany !! ha ha ! :* :* :* oay :-* :-* :-* :-* :* yuka :* :* :* :*
(l) (l) (l) O&Y (l) (l) (l)
(l) (l) (l) O&Y (l) (l) (l)
19. xxx
(
18/03/2009 16:40)
kay! kay !kay ! tsy menatra ireto marina !! eto imason'olona eto de manao :* :* :*
20. andrywui
(
18/03/2009 16:53)
Inona koa ty ataonireto klééé ,tsy mety anie zao e
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>