Tsy misy mpisera maharitra ela tsony ! vita ve ny film ?

21. Oay ( 18/03/2009 17:10)
xxx:

kay! kay !kay ! tsy menatra ireto marina !! eto imason'olona eto de manao :* :* :*



Aoka ry XXX fa olona efa manatompo i yuka a! d Oay efa voafatotra fa Oay efa zatra mahita an'i yuka eto d mba malahelo izy d za koa zany izao refa manontany hoe aiza elah ry andrywui d ahoana.Malagasy mifanerasera é! ny hevitra no miady eto fa tsy ny olona, raha tsy hoe misy miteny angaha eto izaho d i Marc Ravalomanana d amizay i Oay tonga d tezitra be d miteny hoe naninn tsy navelandragahy nanao ny asany ny fianakavian'i Oay d rehefa mifanazava avy eo ka afaka miresaka tsara d mifamela satria Kristianina.
22. xxx ( 18/03/2009 17:44)
de mifamelà ary i oay sy Yuka zany ra araka io resaky xxx io !! hi hi hi hi hi !! avelao izy zany fa aza fihinina eo tsony hi hi hi hi !! sady mbola tsy manatompo zany YUKA io anie e! i Oay no tsy fantatra !!


:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
23. tafondro ( 18/03/2009 18:42)
Oyô ôyô ! Ahoana marina no fandehany ao an- tanàna ao ô !izahay aty an-dakirabe aty tsy maheno n 'inoninona mihintsy hatr@ ny omaly hariva.
Efa tafa ve i TEGEVE ? na iRa 8 , na ny hafa koa ?
Izaho anie efa miteny @ nareo fa tsy hakaiza mihintsy i Andry é ,tsisy fika fa dia tsy maintsy miharitra ny mafy sy ny jadon' ireo miaramila ireo.
Na izany aza tena mba tary kely mahasaky ihany lery ,ka mila fiarovana .
Arovy izy Ra8 fa mba akama bônna kosa a! aza dia havela ho rotehin' ny maintiloha efa maty eritreritra ao an-tanàna .
Raha mila ny fanampiana avy aty @nay ianareo ra tgv dia mahatokisa fa na dia TIM iringiriny aza izahay dia tsy hamela anareo ho potehin' ny ambodia ao !!
Ialao bala tanteraka I rolland sy ndefo ary ireo mpitady seza nefa tsy mahafantatra ny toerana tokony hisy azy ireo .
:oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439