Politika
tsinjo
(
17/03/2009 12:12)
source radio Fahazavana : eny am kianja Mahamasina rampitso am 10h ny mpanohana ny ara-dalana .
Tongava maro ^:^ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:34
jombilokely
(
17/03/2009 11:48)
IZANY INDRAY NO MALAZA IZAO HOE ,IZAHY MAHAVIDY VOLA NY MIARAMILA SY MANANKOROTANA NO TOMPON'NY DEMOCRATIE,DONC ILAINA NY BASY,FAMPIHOROHOROANA,IZAY NO ATAO HOE DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR,...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:54
mion
(
17/03/2009 11:48)
Madagascar: Le président est toujours là
La présidence malgache a démenti mardi une information diffusée par la station de radio privée Radio-Antsiva qui annonçait la démission du chef de l...
tohiny
novalian'i majakely ny 17/03/2009 13:12
andrywui
(
17/03/2009 11:39)
de tonga tokoa ary ty ray olona lay fotoan-dehibe zay efa nandrasantsika mianakavy ! koa dia faly miarahaba atsika rehetra nahandro nahamasaka sy nitoto nahafotsy zany izahay voalaza anarana eto amban...
tohiny
novalian'i aloalo ny 17/03/2009 14:35
diamondra27
(
17/03/2009 11:37)
http://www.tv-direct.fr/live_france24.php
zao de zao no mande am ty site ty ny vaovao dago
de miandry vaovao ny discours ny tgv hono , efa any iavoloha lery
aiza aza i andrywui...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/03/2009 13:34
xxx
(
17/03/2009 11:00)
novalian'i rixes ny 17/03/2009 12:04
xxx
(
17/03/2009 10:45)
satria rehefa ao anatinao le conviction dia sahy maty tokoa,anisany GP miandry eny iavoloha ny capsat nefa dia mbola namerina ra8 fa tsy hiala,raha i tgv ohatran'izay efa lasa nitsoka ...
tohiny
novalian'i isalo ny 17/03/2009 11:32
Oay
(
17/03/2009 10:12)
Misy zavatra mba ilana ny hevitrareo.
Tamin'ny niakatra teny Ambotsirohitra ny vahoaka d zone rouge iny toerana iny d tonga d nitifitra ny mpiambina ny prézidà, omaly anefa toa tsisy mpiambina tao ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 17/03/2009 11:54
maronibe2
(
17/03/2009 09:55)
Antananarivo kapitaly ,Maire ny kapitaly mibaiko miaramila malagasy an'i Madagasikara,handromba-pahefana baikony hoatrin'ireny alika keliny ireny,avy eo mody milaza fa tsy izy no naniraka (ANDRY TGV I...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 10:00
xxx
(
17/03/2009 09:55)
feno ambouteillage be @ RN7 durection sud iny,mankahery ny filoha ravalomanana,zaza ,amambehivavy,zatovo ,lehilahy mitandrazotra.Mbola manamporofo izao fa tsy le 2500 an'i tgv akory no lazaina fa vaho...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 10:10
penguin
(
17/03/2009 09:49)
Azo Ambohitsirohitra alina ary manala demony eraky ny toerana rehetra ny mpanala demony hatramin'izao. Ho hita tokoa fa ho afaka ny FAHANTRANA ary HANDROSO i Madagasikara satria asa-demony ny FAHANTRA...
tohiny
novalian'i tataka ny 17/03/2009 10:53
saranga
(
17/03/2009 09:47)
Zao no lazaiko : na dia miala eo aza Ravalo dia tsy hilamina vetivety ity tanàna ity satria ny TIM indray no hisolo ny TGV eo amin'ny 13 mai. De tadidio fa tsy hisy filaminana hatramin'ny 2012 ity re...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 11:23
Noue
(
17/03/2009 09:45)
koa satria tsy mandeha intsony zao aloha ilay radio mada dia raha te hanaraka vaovao avy any M/car en direct ianareo isaky ny 10mn dia jereo ny télé BFM , raha ao @ pc indray dia
http://www.bfmt...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 17/03/2009 11:53
xxx
(
17/03/2009 09:25)
Mba miangavy ireto mutins, na ireto mpomba an-dravalomanana na ireto mpomba an'i TGV na ny mpandroba na ny olona tsotra, sns....mba hanasota ireto olona mpanome visa ao amin'ny ambassade de france.
M...
tohiny
novalian'i dadavy ny 17/03/2009 09:46
penguin
(
17/03/2009 09:08)
Raha ny miaramila Malagasy moa tsy omena tsiny fa zanaka sy rahalahy izay nahazo galona tsy nandia izany ADY na GUERRE izany ka tsy mahagaga raha miala sy resy tsisy maratra. Ny maro aza dia nihevitra...
tohiny
novalian'i penguin ny 17/03/2009 11:30
ronaldo09
(
17/03/2009 09:08)
Azo atao amizay ny mifando-mbera ry zalahy a, efa eny Mahazoarivo manko no miasa i toton Roindefo ,azo omaly koa Ambohitsirohitra ,ny fisamborana dahalo eny Mavoloha sisa he!he!he!
Haninon'la avi...
tohiny
novalian'i tcherinanah ny 17/03/2009 14:16
xxx
(
17/03/2009 09:05)
efa fomba mahazatra indray izao no milaza hoe ny vahoaka no masi mandidy ,efa tokony hiomana isika mpomba an'i ra8 eto tana sy ny manodidina hanongana an'i tgv na dia 2000fotsiny aza...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 09:34
ravatorano
(
17/03/2009 08:45)
Re sy nolazaina tamin'ny haino amanjery toy ny RFI sy ny Antsiva fa nametram piala ireto minisitra ireto (tsy mbola ofisialy) :
Paul Richard (Santé)
R. Perline (vice min santé)
Panja Rapanoelina ...
tohiny
novalian'i ifiona ny 17/03/2009 10:01
andrywain
(
17/03/2009 08:12)
hihihi afka ihany ra8 no nefarany e miseo azy ho mafy loha lotr ka , mbola aiza ee efa avy amizay zao zahay amin ny angady sy sobika handroaka wi wi wi wi wiw wi ki ki ki ki ki :-D :-D :-D :-D :-...
tohiny
novalian'i mion ny 17/03/2009 08:34
BOYSGOSS
(
17/03/2009 07:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mba te ampihatra ny zavatra nianarany mintsy reto CAPSAT ireto.
Mody mitifitra tafondro sy mitraillette, de...
tohiny
novalian'i tanthelene ny 17/03/2009 08:57
