Iza no akoholahy fataka...

1. Oay ( 17/03/2009 14:07)
iza no tena akolahy fataka?
Ny akolahy fataka d manao taridositra d tsy miverina intsony fa mamono vorona ery lavidavitra ery!
Fa ny akolahy mpiady kosa rehefa tena tsara reny d tsy miala izany fa aleony maty.
I Oay d nihevitra fa tena vonona hofaty i Marc Ravalomanana satria izy d niteny hoe "vonona hanao sorona ny ainy"
Ka gaga aho hoe nomeny ny miaramila indray ny fitondrana ary araka ny filazan'ny RFI 17h03 d hoe ohatrany efa niala tao @ lapan'i Iavoloha i Marc Ravalomanana ary tsy fantatra hoe aiza ny nalehany.
Ka manontany an'i Noue satria i Noue vao omaly no mba niangaviako hoe aza manaratsy olona ara-batana "iza izao no tena akoholahy fataka?"
novalian'i Oay ny 17/03/2009 14:19
2. tsinjo ( 17/03/2009 14:14)
i andry rajoelina mazava oazy
3. Oay ( 17/03/2009 14:19)
Tsy mazava fa azavao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866