iza no tena akolahy fataka?
Ny akolahy fataka d manao taridositra d tsy miverina intsony fa mamono vorona ery lavidavitra ery!
Fa ny akolahy mpiady kosa rehefa tena tsara reny d tsy miala izany fa aleony maty.
I Oay d nihevitra fa tena vonona hofaty i Marc Ravalomanana satria izy d niteny hoe "vonona hanao sorona ny ainy"
Ka gaga aho hoe nomeny ny miaramila indray ny fitondrana ary araka ny filazan'ny RFI 17h03 d hoe ohatrany efa niala tao @ lapan'i Iavoloha i Marc Ravalomanana ary tsy fantatra hoe aiza ny nalehany.
Ka manontany an'i Noue satria i Noue vao omaly no mba niangaviako hoe aza manaratsy olona ara-batana "iza izao no tena akoholahy fataka?"