tena niandry an'i poly doly ny pokona zany

1. diamondra27 ( 17/03/2009 12:45)
lasan'i Hypolite Ramarson zany hono ny fitondrana e , Nomen'-DRavalo azy le izy

confirmé zany hono

fa de miandry ny discours sisa

http://www.tv-direct.fr/live_france24.php
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:55
2. rixes ( 17/03/2009 12:50)
TSY METY NANDRAY NY MIARAMILA MIANDRY IZAY HO TOHINY .
3. diamondra27 ( 17/03/2009 12:54)
de miandry ndray zany
4. andrywui ( 17/03/2009 12:54)
Hi hi hi hi !! voa ndray le vaovao kely nalefan'i Diamondra keliko zany !! ntsooo !!! mapanaelo be Diamondra !! fafao ny ranomaso an ! aza misosoka alaelo tsony Diamondra an !!


:*
5. diamondra27 ( 17/03/2009 13:00)
andrywui: omeo mosoara orange kely any akia za a!

6. mion ( 17/03/2009 13:01)
aleo lesy raisiko ah, za mazoto
7. Oay ( 17/03/2009 13:38)
ary i mion ohatrany nanoratra kanefa toa tsy hita ato ilay msg fa nankaiza é!
8. fijo ( 17/03/2009 23:55)
resaka adala marina moa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0963