50 millions de dollars nomena an'i TGV
1. ifiona
(
16/03/2009 12:41)
izy ihany no nilaza an'io a!
15:20 - [URGENT] - Andry Rajoelina a délcaré sur la place du 13 Mai avoir reçu 50 millions de dollars de soutien d’un pays étranger
inona reto no tiny hahatongavana??
15:20 - [URGENT] - Andry Rajoelina a délcaré sur la place du 13 Mai avoir reçu 50 millions de dollars de soutien d’un pays étranger
inona reto no tiny hahatongavana??
novalian'i xxx ny 16/03/2009 19:10
5. ratavao
(
16/03/2009 12:49)
Fa mbola misy mana milatsaka avy any an-danitra ihany anga amin'izao e!
Milay kosa ly fikanao an! hita mihitsy enao hoe tsy manana ny marina ambara eto intsony!
Milay kosa ly fikanao an! hita mihitsy enao hoe tsy manana ny marina ambara eto intsony!
6. tsiafoi1
(
16/03/2009 12:54)
Tena spécialiste @'ny intimidation marina le zalahy iny :
Tsy mankaiza zany . "Vola atora-kisoa, raisina fa adala tompo ozy zalahy zay". Ny information efa any ampelan-tanany saka daolo. Iny basy arangarangany iny ihany no hifotitra aminy.
I Samoel 2/9-10
"Fa ny ratsy fanahy kosa hampangin'i Jehovah any @'ny maizina ; Fa tsy @'ny hery no handresen'ny olona"
"Ho torotoro izay miady @'i Jehovah, any an-danitra IZY no hampikotrokorana hamely azy. Jehovah hitsara ny vazan-any, ary IZY hanome hery ny mpanjakany sy hanandratra ny tandroky ny voahosony"
:D :lol: :) :P
7. mion
(
16/03/2009 12:55)
Mazava fa nahazo appui tany @ Frantsay leri e, zay no nahatongavan'io ambassadeur vaovao io fa toa tsy de nahavoa le talou io satria saika maty ny afo teo @ 13 Mai.
Afaka hamarinina izany ho an'izay manana accès @ ito lien ito
Afaka hamarinina izany ho an'izay manana accès @ ito lien ito
http://www.ambafrance.fr/ ary manana ilay lien diplomatika
10. andrywai
(
16/03/2009 13:51)
Tsy zarain'i andry TGVendrana ny vola fa asainy mamaky sy mandroba tranom-barotra ny Kil.
12. xxx
(
16/03/2009 14:32)
andrywui:
pfffffff !!! nemportekoa oa !!! samenerva !!!
mtenten fon !! =D> =D> =D> =D>
Eny ho aho ry andrywui, tena n'importe quoi, secret ve dia tantaraina eny imasom-bahoaka eny e, izao silaka be
13. xxx
(
16/03/2009 16:05)
tairo ny fitsapakevibahoaka fefa nahazo sosy be e, inona indray no mbola atahoranlery e? gaigy 8O
14. xxx
(
16/03/2009 19:10)
mba mailo ry gasy fa efa manomboka ny fivarotana tanindrazana mbola tsy eo @ fitondrana akory, tsy misy olona hanome vola anao fotsiny @ zao fa tsy maintsy misy ny takalony!
