HANAFIKA ENY IAVOLOHA NY NY FRANTSAY sy NY MUTINS

1. mion ( 16/03/2009 11:58)
ANIO HALINA DE A HANAFIKA ENY IAVOLOHA NY MPAMADIKA TANINDRAZANA MIARAKA AMIN'NY Mersenera israelianina anio alina araka ny vaovao azo farany ka inona no azo atao.
novalian'i xxx ny 16/03/2009 16:03
2. jombilokely ( 16/03/2009 12:00)
souce avy aiza indray izany
3. rixes ( 16/03/2009 12:03)
fa manin moa no tsy azo atao eto MADA zany zavatra izany refa ilaina , tairo ranga fa zay efa maika hijery resultat
4. xxx ( 16/03/2009 12:03)
mion : aza mampiresaka sy manely tsaho ato ndray e!!!
aiza ze mercenaire eo ?
5. tsiafoi1 ( 16/03/2009 12:05)
Inona ary ity mampitaho-tena ity? Intimidation daolo zany rehetra izany.

"Tsy amin-kery na amin'ny fahatanjahana fa @'ny fanahiko hoy Jehovah"

Josoa 1/9
"Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha ; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitra @'izay rehetra alehanao"
6. mion ( 16/03/2009 12:08)

Ny radio mada no nilaza io vao teo henoy ny radio mada fa tokony aheno ianareo : mms://radio.lequotidien.mg/mada
Vaovao mari-pototra io
Io no source , rahampitso maraina hitantsika ny fahamarinany
7. ngoiha ( 16/03/2009 12:09)
ALEO HIAKATREO HO JERENA
8. xxx ( 16/03/2009 12:09)
tsiafoi1 :
Amen
9. ravatorano ( 16/03/2009 12:10)
ny radio mada izany izao no manentana ny mpomba an dRavalomanan fa ho avy hanafika eny Iavoloha HONO ny capsat anio alina ka tsara atao mafy ny fiambenanana ny filoha eny

raha fanafihana miaramila izany v dia hisy fampilazana :?:
rixes < azo atao eto mada marina izany sady amizay mba evaluer-na koa wa ny momba ireo miaramila ireo raha tena manana traikefa amin'ny tany miady tokoa ry zareo na omembola karamaina be isambolana fotsiny
saingy izao... ilay faty olona hikararaka izay samy malagasy eny no tena mampalaelo na dia atao hoe samy rasilll azany :cry:
10. xxx ( 16/03/2009 12:11)
aleo koa isy io e ,efa betsaka ny sous officiers sy hauts gradé tsy manaiky an'ireo mutin ireo
11. mion ( 16/03/2009 12:17)
ho hitanareo eny iavoloha izany traikefan'ny garde présidentielle izany, 95% ny zavatra hain'ireo dia tsy mba ampianarina ny tafika zany ary ny tarikefan'ny GP iray dia maharava bataillon roa (02), ka asa alou fa ze tratrako ao @ ireo mutin ireo de mamay ary tsy ho fantatry ny havany intsony e.
12. tsiafoi1 ( 16/03/2009 12:20)
Aza mi-panique fa intimidation no betsaka. MINOA FOTSINY IHANY

"Tsy amin-kery na amin'ny fahatanjahana fa @'ny fanahiko hoy Jehovah"

Josoa 1/9
"Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha ; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitra @'izay rehetra alehanao"

Hitsimbadika ao anatin'ny indray mipi-maso ny tantara ka ny acte rehetra ataon'ireo RATSY mpampihorohoro ireo no handevona azy tanteraka
13. rixes ( 16/03/2009 12:20)
tairo ranga izay resy @ TGV sy ra8 de anaovana fitsaram-bahoka eo Analakely , zay vao mety tsy misy mpitondra be vava ntsony .
14. mion ( 16/03/2009 12:23)
ny ahy hoa ny lohan'i Andry TGV sy le Colonel io raha tratrako anio alina raha miseho milay manafika anay ety de ataoko anaty sac plastika de ataoko lavanty @ E-BAY, ny ankoatr'ireo ataoko tsy fantatry ny havany intsony ny fatiny
15. ratavao ( 16/03/2009 12:29)
Efa traikefanao koa anie izany ka ataovy fa tsy maninona mihitsy e ry mion a , fa raha tsy tanteraka kosa dia enga anie ka hivaly aminao ihany!
16. tsiafoi1 ( 16/03/2009 12:39)
I Samoela 2/10
"Ho torotoro izay miady @'i Jehovah. Any an-danitra Izy no hampikotroka hamely azy. Jehovah hitsara ny vazan-tany, ary IZY hanome hery ny mpanjakany, sy hanandratra ny tandroky ny voahosotra"

Iza no Filoha voahosotra : Ny Filoha Ravalomanana
17. mion ( 16/03/2009 12:42)
Efa traikefanao koa anie izany ka ataovy fa tsy maninona mihitsy e ry mion a , fa raha tsy tanteraka kosa dia enga anie ka hivaly aminao ihany!

bataillon iray letsy tsy ho ampy ahy zany a, ireo mutins anlà rehetra ireo 5 aminay ihany de mahavita an'ireo, tsitan'là efa niforitra ny CAPSAT t@ le rumeur oe hanafika eny ny GP? Raha sahy ireo mutins ireo de tena mitady faty.
Ento eny ny blindé, ento daholo ze azo entina rehetra fa zay no entin'là farany eto am'bonin'ny tany de sakafon'y olitra elà...

ratavao >> aza matahotra je serai en premiere loge et c'est avec grand grand plaisir que j'executerai mon devoir en tant que patriote,
Tsy ho zanahain'ny Frantsay fanin'4 rangahy ty ny gasikarako a, miala tsiny à là za raha manana rà frantsay elà .
18. patrick2002 ( 16/03/2009 13:15)
mion:

ny ahy hoa ny lohan'i Andry TGV sy le Colonel io raha tratrako anio alina raha miseho milay manafika anay ety de ataoko anaty sac plastika de ataoko lavanty @ E-BAY, ny ankoatr'ireo ataoko tsy fantatry ny havany intsony ny fatiny



fa efa nomeny Ravalopahana kalachnikov angaha i mion no dia tena be vava mihintsy .
19. maditra ( 16/03/2009 13:17)
Calme ihany mion ary aza kivy koa fa ny diavolan-ko lava ary ny lalao mbola ho ela. Na ho ela na ho haingana tsy maintsy hifandona amin'ny zavatra atahoran'izy ireo indrindra foana ireo tgv ireo, dia ny election izany. Izay fa mbola manantitrantitra etoana foana ny tenanay hoe, ekeo ny referendum dia ho hita eo e
20. patrick2002 ( 16/03/2009 13:22)
zay TGV tsy hanaiky referendum raha ,tsy miala i Ravalo ,efa nisy referendum roa vao 2 taona lasa izay ,fa 90 % TIM ao @ Assemble ,90% Tim eny @ communal , 90% Tim ao @ senat ,dia manontany anao izaho reel ve ireo taux ireo ? :idea: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.155