HANAFIKA ENY IAVOLOHA NY NY FRANTSAY sy NY MUTINS
22. xxx
(
16/03/2009 13:40)
izao fotsiny e ny miaramila rehefa tsy mahalala ny andraikiny, aminy fanajana ny aradalana, dia mipetraha tsara fa aza be oaoa ao andakazery ao, raha sanatria ka sahinlà(capsat) ny mamadika ny aradalana de miomana koa fa tsy hijery fotsiny izahay, manambady amanjanaka koa anie elisany e, tsy maintsy hiantsena, hianatra, hilalao, dia any no hivaly ny zavatra ataonla(capsat) ary dia ho tsimponina tsi11 mihitsy e, biby koa anie izahay rehefa tadiavinlaisany izny e, andramo de ho hitanlà eo ny tohiny e :twisted: :twisted: :twisted:
23. andrywui
(
16/03/2009 13:44)
Fika efa ntaolo be zany ref. zany fa tsis hanao anzany eo e!! rah mazava ny regles de jeux de mditr ny olon fa ra ampiasain atidoh be eo de aleo ian ny vahoaka no tompon'ny teny farany !! vitany matavy amin halabato be 70% eo io izy efa may volotratra eo io !! mtentenfon liaka reto ! agnay tsa mety aleo ian ary zan de hotohizana ny tokona ko manigna mo agnay ary tsa reraka !! agnay mafana moa agareo mibonoka rahateo !! hi hi hi hi
24. rohy
(
16/03/2009 13:49)
lay fanakatonana ny VIVA moa le resaka tery ambony saaa? To efa lasa lavitra kay le episode :lol:
sssh serie televisee ve ranga de nivadika komando tampoka :evil:
sssh serie televisee ve ranga de nivadika komando tampoka :evil:
25. patrick2002
(
16/03/2009 13:51)
xxx:
izao fotsiny e ny miaramila rehefa tsy mahalala ny andraikiny, aminy fanajana ny aradalana, dia mipetraha tsara fa aza be oaoa ao andakazery ao, raha sanatria ka sahinlà(capsat) ny mamadika ny aradalana de miomana koa fa tsy hijery fotsiny izahay, manambady amanjanaka koa anie elisany e, tsy maintsy hiantsena, hianatra, hilalao, dia any no hivaly ny zavatra ataonla(capsat) ary dia ho tsimponina tsi11 mihitsy e, biby koa anie izahay rehefa tadiavinlaisany izny e, andramo de ho hitanlà eo ny tohiny e :twisted: :twisted: :twisted:
hitantsika amin'izao ny tena mpampihorohoro ,,hoentina hametraha-tanana aloha ,homba anao jesoa ,rehefa tsy azo amin'iny dia tambazana vola sy tee-shirt , tsy azo amin'iny dia hampitahorona ,tsy hazo amin'iny dia gadraina ,
Ka amin'ny fomba ahoana no hanekena fifidianana @ olona manana toe-tsaina tsy manaja ny zo fototra dia ny fahalalahana na liberte hoatry ny izany .
26. xl
(
16/03/2009 15:49)
TAFIO FA NY VADY AMANJANAKILISANY TGV IREO HO TAPITRA TAMINGANA NA DAGO NA LAFRANTSA N AIZA N AIZA
ANDRALO KA ZAHAO FA TSARA IZY
NO PRAYER FOR A DYING
KILL THEM ALL
ANDRALO KA ZAHAO FA TSARA IZY
NO PRAYER FOR A DYING
KILL THEM ALL
27. dadabe
(
16/03/2009 15:57)
o ry zalahy a tsarovy fa maro @ ireo RESEP fahiny anie no niverina andakazery e, sao dia adinonareoaza...manana traikefa avo lenta ihany koa izy ireny.."tireur d'elite" ohatra, fahaizana mampiasa fitaovampiadina maro .io manao negligeance io ihany no nahavoa an'i RA8..notsinotsinoaviny ilay bandikely kinanjo...sendra ny taolana mafy ingahy rainy d tsy hita intsony ny lalankaleha . zao indray dia tsinotsonoavina ny CAPSAT...nefa...
mba asio fisainana ihany ry malagasy havako isany fa sao dia hanenenana a
mba asio fisainana ihany ry malagasy havako isany fa sao dia hanenenana a
28. xxx
(
16/03/2009 16:03)
patrick2002:
hitantsika amin'izao ny tena mpampihorohoro ,,hoentina hametraha-tanana aloha ,homba anao jesoa ,rehefa tsy azo amin'iny dia tambazana vola sy tee-shirt , tsy azo amin'iny dia hampitahorona ,tsy hazo amin'iny dia gadraina ,
Ka amin'ny fomba ahoana no hanekena fifidianana @ olona manana toe-tsaina tsy manaja ny zo fototra dia ny fahalalahana na liberte hoatry ny izany .
Rehefa iza no miteny dia mampihorohoro ary rehefa iza no miteny dia tsy mampihorohoro ?
Iza no nandoro , nanapotika ... tsy nampihorohoro akory ireny !!!
Alaiko Iavoloha, alaiko ny ministera, omeko ultimatum ... tsy mampihorohoro izany fa manambitamby sa maninona ????
Mba misy tranona TGV may ve @ izao ???
