Enfin! NILAMINA IHANY i RAVALO SY TGV

1. salopard ( 16/03/2009 12:51)

16/03/09 à
15h 55, heures locales,
13h55, heure de paris,
12h55,GMT
http://www.cnfdi.com/demande_documentation.html

vonoy ny omby,
arosoy ny rano,
tsakoy ny ravina,
ievohy ny setroka,

ho ela velona e!

tsy ampy dôzy aloha e! sao misy any ry badboy sy ifiona
sniff...
tchouff...
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 13:58
2. xxx ( 16/03/2009 12:54)
ary le kisoa :roll: :roll: :roll: ,sa atolotra an'i salopard hampanajana
3. ifiona ( 16/03/2009 13:09)
sniff tchoufff
4. xxx ( 16/03/2009 13:13)
ifiona izany le rafotsin'isalopard :roll: :roll: :roll:
5. andrywui ( 16/03/2009 13:58)
Ahoana zany Ifiona ??? hay ef mis resaka anzany an !!!!! ary hitako le salopard sy Ifiona io mifanohatohana hevitra foana !! ra vao misy mamely Salopard de arovan'Ifiona ;; vao voakenda ndray Ifiona de miala any Salopard manavotra azy !!! ha ha ha ha !!! hita be ktony !! hi hi hi hi !! lu ls amrx!!! :* :* :* :* (l) (l) (l) :* :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0537