Tonga vahiny isika
1. xxx
(
16/03/2009 11:50)
13H20 : Le nouvel ambassadeur de France à Madagascar, Jean-Marc Châtaigner doit arriver à ce jour accompagné de Marie-Annick Bourdin, qui remplace Marie-Claire Gérardin au poste de première conseillère (selon SOBIKA.com)
Dia ho tonga vahiny avy lavitra isika izany. Ho tonga hitondra sosokevitra sy vahaolana ve izy ireo sa vao maika handrangitra sy hanolobato mafana ny mpiandany eto @ firenena toy ny nanafenana any TGV tany @ ambassade de France ?

novalian'i mion ny 16/03/2009 12:32
3. tsiafoi1
(
16/03/2009 11:59)
Aleo izy hanatritra ny taratasiny eny Iavoloha de avy eny isika mahita izy.
Fa Madagasikara tsy maintsy milamina, raha mbola Jehovah no Andriamanitra

4. xxx
(
16/03/2009 12:04)
tsiafoi1 :
tokony tsy hiatsara velatsihy izy fa eo @ 13 mai no tokony hanaterany taratasiny

6. bozyboleta
(
16/03/2009 12:25)
Eo @ lapa-panjakana 13 mai .
De avy eo ny rfi, tv5, france-24 mandefa vaovao hoe voaendaka teny le ambasadaoro vaovao de lasany ny chaîne sy bracelet volamena, vola euro maromaro, sns... :lol: :lol: