Politika eto MADAGASIKARA ,hafa ary tena hafa eran-tany!
1. lemenakely (
15/03/2009 07:50)
Tena tsy misy lôjika mihintsy ilay izy ary tena fanina daholo ny olona rehetra ,manaporofo izany fa ny mpitondra mihintsy no tena tompon andraikitra feno @ fahantran ny olona hatrizay , tsy mijery ny tombotsoan ny firenena fa ny tombotsoan ny tenany !
Mitovy daholo amiko na ny eo @ fitondràna na ny mpanohitra samy ambany saina avokoa !
Vola vola vola ,tombotsoa sy intêrets personnels
Dia izao ihomehezan izao tontolo izao ilay politika malagasy