Ny Mpanondraka Voatondraka

1. Oay ( 15/03/2009 08:57)
Ny Mpanondraka voatondraka d nihevitra fa:
_Efa mahantra sy maty noana ny Malagasy ka na hikorontana aza d tsy haharitra ela satria raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy.Ny tsy fanatany anefa d ny efa zatra tsy mihinana ihany koa mahatanty soka!
_Avela mitarazoka ny fihetsiketsehan'ny vahoaka @ izay rava ho azy, ny fihetsiketsehana anefa d nitombo ary nihitatra hatrany @ andrim-panjakana toa ny miaramila, fitsarana...
_aratsiana ilay mpiaradia @ tena any anakiray mety mba hahazo ny fon'ny vahoaka ary any anakiray nametraka fa tsy maintsy mifampiraharaha (Jacques Sylla io an) naratsiana io nosorapotaka t@ filazana fa Jacques Sylla no nahatonga azy tsy tonga t@ ilay dinika d izao izy mpanondraka indray no voatondraka.
Ampy angamba ireo hatreto ka!
2. ifiona ( 15/03/2009 09:21)
ny ahy ndray dia ity no fahitako azy (nosotomina tao @ boky mitondra ny lohateny hoe"La subversion", de Roger MUCCHIELLI aux Editions C.L.C.)

Les agents subversifs agissent sur l'opinion publique par la maîtrise d'un canal de communication majeur (télé, radio, journal...) ; sans canal de communication majeur, pas de subversion.

1-Discréditer les notables ; stigmatiser leurs comportements, leurs opinions, préjudiciables au plus grand nombre.

2-Démoraliser la population ; la convaincre de son impuissance à agir, la culpabiliser, la faire douter.

3-Diviser ; empêcher un consensus propice à une réaction de masse.

4- Discréditer l'autorité ; démontrer son incapacité à prendre en charge les problèmes, à assurer la sécurité publique, encourager la désobéissance civique, faire germer une autorité de substitution.

5-Neutraliser toute intervention spontanée des masses en faveur de l'ordre établi ; inhiber les masses. Il n'est même pas besoin de solliciter l'assentiment des masses. Il faut obtenir l'apathie populaire.

6-Mais pourtant : "parler et agir au nom du peuple".

7-Isoler les citoyens, les obliger à ne penser qu'à eux, les recentrer sur leurs besoins vitaux à court terme : c'est la "panique muette".

8-Pendant ce temps, l'agent subversif dénonce, critique, mais ne propose rien ; il n'est pas suspect ; il conserve toute latitude pour s'indigner.

9-La violence s'installe ; elle est présentée comme "des actes désespérés de personnes qui n'en peuvent plus" ; on en vient à évoquer la "légitime défense".

10-Le manichéisme moral est mis en place ; il y a le bien et le mal.

11-Le pouvoir sous toutes ses formes, c'est le "mal" (l'Etat, les capitalistes, les profiteurs...).

12-A l'opposé, les éléments subversifs se font porteurs du "bien", sous toutes ses formes les moins contestables.

13-La violence, le meurtre deviennent "légitimes" ; la cause est "juste".

14-La masse est déstabilisée, culpabilisée, sa conscience morale la fait douter.

15-Sans contre-subversion, la masse s'inhibe.

16-Les "belle âmes" changent de camp... par faiblesse, par intérêt.

17-Les belles âmes sont récupérées par les éléments subversifs ; elles deviennent leur caution.

18-Il devient "confortable" de rallier la subversion.

19-"Les événements" deviennent le prétexte à "régler des comptes personnels", la terreur s'installe.

20-Les éléments subversifs font pression sur les responsables des médias.

21-Les médias sont aux ordres des éléments subversifs ; ils relaient les exactions, ils alimentent la panique muette, ils emballent le mouvement.

:roll:
3. xxx ( 15/03/2009 09:27)
eto no tena ahitana fa tsy mbola matotra fa mitady toerana daholo fotsiny ny mpanao pôlitika gasy! ninoninona nolazain'i ravalomanana tsy tokony ampivadika an'i sylla izany! tadidio fa i ravalo no nanendry azy amin' zao teorana misy azy izao sy ny toerana nisy azy taloha! ny tokony nataony dia ny nangina fa tsy tampoka teo dia mivadika!! taiza tamin'ny politika tandrefana izay ahita fa demokrasia no nisy nivadika palitao izany!! na misy aza dia tena vitsy kely!! tsy oe démocrate dia avy eo lasa republicain refa very seza na koa oe droite dia nivadika gauche satria tsy nahazo ministera!!
dia tena tsy azon'ny sain'ny vahoaka malagasy ve fa dia lalaovindry zareo mpanao poliika ny fiainanareo? ataondry zareo tohatra fiakarana fotsiny, na koa ataon'ny sasany fiverenana.....
diso fanantenana aminao ny olona ry sylla , hita be fa te haka ny toeran'i ravalo ianao satria raha miala eo ravalo dia izy no mitantana ny fanjakana mandra tongan'ny fifidianana
4. Oay ( 15/03/2009 10:10)
Momba an'i Jacques Sylla aloha d tsy misy olontsotra (Tsy manana fijery politika) angamba afaka hanamarina ny nataony fa ny zavatra mba tiako lazaina kely d hoe matoa i Marc Ravalomanana nanaiky ny hiara miasa aminy d satria nanana ny lanjany ihany koa izy teo anivon'ny antoko satria tsy misy afaka milaza hoe ahazo torena raha tsy misolo firehankevitra (représentant d'un courant) ianao d tsy hisy hanome toerana anao izany fa mpametaka afisy ny toeranao.
Momba ny Malagasy d tsotra: tsy nisy fitondrana teto Madagasikara ka hoe nanao izay mba hahatonga ny Malagasy hanana fahalalana hahafahany mahatakatra ny tena zava-misy, izany hoe natao mihintsy izay hahadondrona ny sarambabebahoaka.
Noho izany ireo notanisain'i ifiona ireo d ilay fomba fanao sy fieritreritrin'ny mpanao politika (attitude inhérente chez les politiciens) satria mba ahafahana mifehy ny tany d tsy maintsy fehezina ny vahoaka ka mba ahafahana mifehy ny vahoaka d tsy maintsy fehezina ny fahalalany (connaissance) ka ny fahalalana d miankina @ izay hita sy heno d mazava ho azy fa tsy gaga isika raha ny mpitondra rehetra d mihezaka mifehy ny TVM sy ny RNM d jereo ny ataon'i Sarkozy any Frantsa any (ho anareo any frantsa).
5. fijo ( 16/03/2009 00:08)
ny sosialista eto frantsa koa izao efa maro no mahay mivadik apalitao.ny an'i sylla efa fantatra efa ela fa vao misy hirika dia hivadika io
6. mpandalina ( 16/03/2009 07:45)
Miandrasa fifidianana rangahy a !

Maninona tokoa ry TGV (terreur goka violeur ) raha miandry fifidianana a !

Raha miandry fiVidianana mantsy ianao ry lucky luke dia izao no zavatra hiseho :

1.Tsy izay mamim-bahoaka rehetra akory no ho lany fa izay mahay mangala-bato. Raha vao midina ny pourcentage ny vaton’ny mpitondra (ao amin’ny ministera fanisana vato )dia hidina (fermer) indray io fa hoe misy fahatapahan-jiro dia voaina afaka andro iray dia miakatra indray ny pourcentagen’ny filoha am-perinasa . Miracle mon ami!

2.Ny ordinateur ampiasaina (sy ny logiciel) ao anatin’ny ministeran’ny ati-tany dia « par le plus pur des hasards » dia ny olona ao amin’ny fitondrana no nahazo ary mbola hahazo ny marchés rehefa natao/hatao ny appel d’offres


3.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana helicopters (avec un s) qui fait/fera/feront le tour de mada en 10 jours (tonga hatrany amin’ny fokontany tsy mbola fantatrao hatramin’izay niaiananao nefa ianao efa 25 taona , exp : fokontany Marka , region anosy)

4.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana milliards (encore avec un s) ho zaraina sy ampiasaina . t-shirts, vary, ronono, school milk. Mety manana milliard enao ry tgv fa tsy haharaka ny azy mihitsy e! Izy anie tsy mandoa hetra e! Na ny vola hetra tokony naloany fotsiny no efa mille milliards de mille sabords koa!!

5.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay mahavidy olona maro. Amin’ny 2011 ( fa tsy 2012 araka izay lazain’ireo mpandainga, 5 ans ny mandat iray ry Rina Rabetrano mpiasan’ny radio mada a! 2006+5= 2011, miracle e!), amin’ny 2011 izany dia mety ho tonga 200.000 fmg ny fividianana olona hifidy ny filoha am-perinasa. Ho milliardaire ny gasy amin’izany, raha misy olona folo ao antrano efa 2.000.000fmg!!! Enga anie hisy deuxième tour leaza!!!

6.hampiasaina koa ny fiangonana amin’izany 2011, ka raha tsy vice-président ny fjkm ianao ry tanora goaka voudy dia izao dia mialà fa mbola bitika enao e!

7.ny bileta inika (bulletin unique) tsy mbola ho ampiasaina fa manjary tsy maharesy ny olona eo amin’ny fitondrana raha mampiasa izany.

8.mbola ho ampiasaina ny karta elektera nefa karapanondro misy, raha voa fantatra mantsy fa hifidy tanora gaoka vooody ny olona iray dia tsy homena karta elekitera!

9.hisy indray ny fokontany, fivondronana fictif ka hahazo vato 90% ny filoha ao amin’io fokontany fictif io!!

10.any amin’ny toerana izay hita mazava fa resy ny filoha dia foanana ny vokatra ao ka lazaina fa nisy tsy nety tany!!!

FEHINY : na ny Malagasy 20.000.000 (tsy ny Malagasy rehetra akory no afaka mifidy) aza no tia anela ry dj tsy haharesy azy ialahy raha “fiVidianana” no resahina. Azafady fiFidianana kay lay izy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0736