Mankahery ireo Andrimasompokonolona rehetra
2. ifiona
(
14/03/2009 18:37)
te hiteny fotsiny hoe miray fo sy saina amin'ireo malagasy any an-tanindrazana vonona hiaro hatr@ farany ny ara dalana e! tsy manadino anareo izahay aty alavitra aty.
3. xxx
(
14/03/2009 19:10)
marina zany zalahy a! tano hatr@ farany fa voafidy ara-dalana io! tsy misy manaiky eo!
4. zandikely
(
14/03/2009 19:15)
Ce n'est qu'un début de la fin du règne de Ravalomanana.
Le président de l'Assemblée nationale, Jacques Sylla, était présent sur la place, possible signe de ralliement et de l'affaiblissement croissant de la position de Ravalomanana. "Il n'y a qu'une seule solution, le départ du chef de l'Etat. En tant que président de l'Assemblée nationale, je me dois de dire les réalités", a déclaré Jacques Sylla

6. xxx
(
14/03/2009 19:24)
Hita tokoa fa sarotra ny mionona. Anefa, matokia fa Andriamanitra dia mahay maha tony ny fo maratra. Aza misosoka alahelo intsony tompoko.
Raha ny olona (i Sylla io), mety mandao anao. Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.
Raha ny olona (i Sylla io), mety mandao anao. Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.
7. xxx
(
14/03/2009 19:26)
reny lety no atao hoe mpijapy a! miheritreritra sahady ny toerana fa sao miala eo tokoa ra8,zavatra fanaony mpanao politika malagasy fa sao very fihinanana, tadidio tsara fa i jacques sylla nanomboka t@ androny Ramanantsoa no efa teo @ fitondrana,miditra d rehefa hita fa tsy hety d mivadika ôtr'izay hatrany, nefa mbola mahantra foana i Mcar!
8. ifiona
(
14/03/2009 19:34)
nisy tsaho koa hoe nahazo menace de mort ny fianakams-ny dia zay no nahatonga azy teo, fa tsy hay zay fahamarinany
pfff
pfff
9. yuka
(
14/03/2009 20:03)
efa @ dimy maraina aty japan fa tsy mbola natory aho,fa miaraka aminareo na
aty antany lavitra aza no misy ahy :)
HOAN'NY TANINDRAZAKO SY NY ZANDRY AO AORIANA :)
aty antany lavitra aza no misy ahy :)
HOAN'NY TANINDRAZAKO SY NY ZANDRY AO AORIANA :)
10. xxx
(
14/03/2009 20:23)
"début de la fin" hoy zandikely kanefa efa nilaza tamin'ny maraina tgv fa niongana ra8. Efa herinandro maromaro no nakana ny ministera. Aiza ihany re izy ity ê fa tsisy zavatra sérieux mihitsy ! :idea:
11. yvonKEL
(
14/03/2009 21:33)
tgv efa delire noho ny tsy fivoahana ny trano nandritra ny herinandro . Tsy dia mahagaga . aiza alou le ultimatum 4 heures ee. ohatran'ny resa-jaza. sady tena hita fa zaza tsy ampy fialam-boly t@ fahakeliny ee
Tsy mialona azy aho akory
mitovy taona amiko io ary za de misaina sy manan-katao lavitra noho le zalah io
fa maika ny hanana noho izaho io ary fantany tsara izaho sy ny fomba fisainako
zaza niara-nianatra izahay mitsam fa lery dekinga be @ fakan-tahaka na copier-coller

12. ikalavavy
(
14/03/2009 22:06)
Miaraka aminareo an'eritreritra na aty an-tany lavitra aza e! tsy atombon'ny eritreritra fa mitaintaina , courage daholo fa tsy maintsy hisy farany izao !