Iny lalana iny e......
1. vilambava
(
14/03/2009 18:16)
Io moa ilay hira nalaza teny amin'ny 13 mai.
Fa tena mahagaga sy mampiomehy ireto TGV ireto nama. Nanomboka teny Ambohijatovo ny resaka, Nitaky Demokrasia teny de tsy nahomby, dia niroso ny lalana dia nifindra teo amin'ny 13 mai. Toa efa reraka teny dia izao indray mitady hanita-dalana hifindra eny Mavoloha. Kanefa ny mpomba ny fitondrana no tonga voalohany eny. Mety eny amin'ny By pass ndray zao ry zalah no hitokona- Tena mampalahelo sy mampme be kle.
20H35 : Le gouvernement annonce qu'il attend 40 000 personnes pour demain et après demain devant iavoloha
20H30 : Hier, le COSOFAM (Corps de Sous Officier de l’Armée Malagasy) a déclaré que les sous officiers ne sont pas des moyens politiques pour prendre le pouvoir respectent la discipline qui gouverne l’Etat Major Malagasy
20H08 : Marc Ravalomanana a confirmé dans l'après midi qu'il n'avait pas l'intention de démissioner.

novalian'i ikalavavy ny 14/03/2009 22:02
2. rabehevitra1
(
14/03/2009 18:22)
ambony ny moral e ,mbola ho avy eo daholo ireo vaovao milay be androany alina sy rahampitso,
3. xxx
(
14/03/2009 19:02)
Efa izay ny vita re tompoko fa dia aza misosoka alahelo intsony e,efa hiala le filoha hajaina
4. xxx
(
14/03/2009 19:24)
Hita tokoa fa sarotra ny mionona. Anefa, matokia fa Andriamanitra dia mahay maha tony ny fo maratra. Aza misosoka alahelo intsony tompoko.
Raha ny olona (i Sylla io), mety mandao anao. Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.

5. xxx
(
14/03/2009 20:27)
afa-baraka marina ilay hira "iny lalana iny" anaovan'ireo mpanao bodongerona azy :evil:
7. ikalavavy
(
14/03/2009 22:02)
Ny ahy ny somary mampihomehy ahy nilaza i Monja fa déchu @ fonction-ny Ravalo nefa avy eo indray le tgv mangataka azy hanao démission, f'angaha moa mbola filoham-pirenena indray izy e! fohy loatra ilay fahatakaran-javatra dia manaonao foana!