Prezidan'ny IAVOLOHA sisa, ntsôoo...
1. salopard
(
14/03/2009 22:03)
Fa efa Tsy prezidan'ny Madagasikara intsony
FA PREZIDAN'NY IAVOLOHA
tsy ampy dôzy aloha,
fa rahampitso tsy maintsy alaiko:
ny ministeran'ny Rano sy ala (toaka sy bozaka)
na ny ministeran'ny Culture (culture de bozaka), ,
dia zaraiko @ toi ny ambiny zoky levalo a!
sniff...
tcouff...

novalian'i mpandalina ny 16/03/2009 07:34
3. xxx
(
14/03/2009 22:13)
aiza ary iza no milaza fa tsy mbola président an'i Mcar, fampanantenana nataony lisany aza tsy misy tanteraka na iray aza, aza b taim-bava wa fa tsy mankaiza!
5. mpandalina
(
16/03/2009 07:34)
tompoko,
izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.
olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?
samy tahian'Atra daholo!