Ny Marina Tsy Mba Maty

1. xl ( 15/03/2009 08:22)
i Jesoa aza noenjehina koa maika fa i Ra8 kely
Tadidio fa i Jodasy dia Sylla no endrika hisehoany @ izao fotoana izao
koa aza kivy na orana mijotso na hafanana migaingina fa ny president ny ONU " Ban Ki Moon " anie ka manenjika mafy izao Fanonganam panjakana izao e!
Izay no antony hanaovana izao Pression rehetra izao, satria Tapaka tanteraka ny Famatsiam bola eto Madagasikara, ka toa hitantana firenena tsisy vola ireto Milisy sy Jiolahy Manongam panjakana ireto
ny Toro HEvitra ho antsika MAlagasy Rehetra dia :
AROVY NY SAFIDINAO IZAY LANIM BAHOAKA TETO MADAGASIKARA
ny Arema efa naloan ny vahoaka sy namotika ny Firenena ve no andeha indray ho averina
MIERITRERETA NY MALAGASY MANAM PANAHY REHETRA
FANJANAHANTANY FAHAROA HO AN I MADAGASIKARA IZAO MISEHO IZAO
MISAOTRA TOMPOKO

;-) (l)
novalian'i xl ny 16/03/2009 10:38
2. ifiona ( 15/03/2009 08:28)
marina zany e
3. xxx ( 15/03/2009 08:32)
menatra ny atao hoe "Gasy ny tena" fa toy ny alika ka miverina mihinana ny naloany mampiomehy be é! mbola ho ela vao ho tafarina,
4. rabingogilabanga ( 15/03/2009 08:35)
Jodasy e! Jesosy e! Atsy e! aroa e!

io reference @ fivavahana io ihany, no itenenana antsika fa hoe tsy mety,

samy ratsy daholo na ravalo, na sylla , na TGV, na iza na iza samy manana ny fahalemeny,

i Jesus ihany no mendrika,

noho izany, aza asiana reference-na fivavahana mihintsy ny resaka politika tompoko.

Par contre , alahady ny andro, mivavaha ho an'ny firenenana, sy ho an'ny ny fihavanana sy firahalahiana ny samy malagasy
5. Oay ( 15/03/2009 08:45)
xl:

i Jesoa aza noenjehina koa maika fa i Ra8 kely
Tadidio fa i Jodasy dia Sylla no endrika hisehoany @ izao fotoana izao

;-) (l)

Mialatsiny raha toa ka mba miangavy anao ny tenako ka manao anao hoe "Aza ampitoviana ny tsy mitovy"
Azavaiko :
I Jesosy Kristy araka ny finoana Krsistianina d zanak'Andriamanitra tonga nofo noho izany d tsy misy olombelona azo ampitoviana aminy.
I Marc Ravalomanana d zanak'olombelona.
I Jesosy Kristy d nilaza fa "Mora ho an'ny rameva ny fidirana @ vody fanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra" noho izany d i Jesosy Kristy tsy mba nanangon-karena nandritra ny fandalovany teto antany.
I Marc Ravalomanana d ny zavatra nimasoany sy nataony teto Madagasikara d mba ho izy no ilay malagasy manankarena indrindra.
I Jesosy Kristy rehefa tonga ny miaramila haka anazy (ireo izany ilay mpanonga mpanjakana a!) rehefa tonga haka anazy hombohana @ azo fijaliana ireo miaramila d navokan'i Pierre ny sabatra ka nokapainy ilay miaramila ary niala ny sofiny fa i Jesosy Kristy nibaiko an'i Pierre nanao hoe apetraho ny sabatrao ry Pierre ary niteny t@ miaramila izy nanao hoe "Raha izaho no tadiavinareo d ento aho"
I Marc Ravalomanana raha tonga nananika an'Ambotsirohitra ny vahoaka d ny zavatra nataony d nampitifitra satria hono zone rouge.
Koa fehiny aoka re Tompoko mba tsy ampitovy ny tsy mitovy satria mametaveta(blasphème) ny anaran'Andriamanitra izany.

6. mosabe ( 15/03/2009 09:40)
Oay:

Fandalaintsaim-bahoaka fotsiny izany finoana izany ,ny trandrefana dia efa niala tamin'io ,tsy misy hafa tsy Espagna sy Italy sisa, dia ny firenena tsy mbola tafita toy ny Polona....

Hoy ingahy MZE DJOMO KENYATTA ,izay rain'ny fahaleovantenan'i KENYA,

ta@ voaloahany ny tany an'ny mainty ,any Afrika io, ary ny vazaha manana baiboly,
makipin'ilay vazaha ny mason'ilay afrikanina, nony nisokatra ny masony dia
very ny taniny ary baboly kosa no eny antanany...

7. pimaso ( 15/03/2009 18:35)
KA MADAGASIKARA AHY KA TSY ATAKALOKO VAZAHA NA RAHOVIANA NA RAHOVIANA
MAZAVA
"LA BIBLE AVANT LE CANON" NO LOHATENIN ILAY TANTARA IZAY
FA TSY MAHASAKANA ANTSIKA TSY HIVAVAKA NY FANDROAHANA FRANTSAY AKORY
I JESOA TENA ZANAK ANDRIAMANITRA MARINA
I RA8 ZANAK OLOMBELONA NEFA IRAK ANDRIAMANITRA
IZANY NO TADIAVINA HOPOTEHINA SATRIA MAMPANDROSO NY MALAGASY IZANY IRAKA IZANY
KOA ANAO NY SAFIDY
VAZAHA BORAMENA TSY TIA TAVIKENA MANGE.. ANTSENA
SA MALAGASY IRAY VONONA NY HANAVOTRA ANAO
ANDRAMO KA ZAHAO FA TSARA IZY
TAPITRA
8. fijo ( 16/03/2009 00:16)
marina aby izany
9. ngoiha ( 16/03/2009 08:21)
NY AHY ALOHA ALEOKO RA8 MAMPANDROSO FIRENENA.CALME PIMASO A.TGV MIANKINA AMIN'NY OLOMBELONA FA ISIKA MIANKINA AMIN'ANDRIAMANITRA .ZAY
OK
10. mion ( 16/03/2009 08:29)
Hisy loza lehibe hanjo an'i TGV ato ato fa milamina daholo nareo e, tadidio zao teniko izao refa tonga izay loza izay. andro no isaina ary efa naomboka ny compte à rebours.
Mahereza
11. xl ( 16/03/2009 10:38)
ALLELUIAH
HOSANA
AMEN
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713