Lasa adala hono fa rava i Babylon...
1. Oay
(
13/03/2009 12:07)
Lasa adala i XXX fa rava i Babylon d inn sisa vahaolana manao copier coller satria marary andoha mahita ny zava-misy, rehefa kely aina aza mba manao ratsy ary ozy ny filou Marc Ravalomanana izay hoe Tsapaho aloha ny herinareo d io baiko io no narahan'ny olona d nanao fivoriana teo @ 13 mai ry zareo hitsapany ny heriny d izao indray ny miaramila mitsapan'ny heriny d hohita eo ny tohiny,
Ny tsapa aloha eto @ serasera d kely aina ny mpanaradalana sy ny mpandrindra satria ny mpanao copier coller no manjaka eto.Tsy hokivy anefa ny mpanaradalana na d efa miraviravy tanana aza ny mpandrindra fa d tohizana ny serasera.

novalian'i yuka ny 13/03/2009 15:08
2. njara2007
(
13/03/2009 12:14)
Fa iza marina io XXX io eh??? Mba sazio kely izy hanara-dalàna ry hery fa mahasosotra ah :cry: .
Hampanjakao eto @ serasera ny fahamarinana sy ny demokrasia fa aza manao lohan-drrrrrrrrrrrrrrr ôtranio
zay fa :* :* :* :* be ah
Hampanjakao eto @ serasera ny fahamarinana sy ny demokrasia fa aza manao lohan-drrrrrrrrrrrrrrr ôtranio
zay fa :* :* :* :* be ah
3. yuka
(
13/03/2009 12:18)
Hoantsika namana nanohana sy mbola manohana an'R8,aza kivy reto fa sahia mijoro atramin'ny farany a! izany no atao hoe tena namana :) tsika tsy afaka ho eny Iavolona na Mahamasina fa eto no mba hitondrantsika ny anjara-brikitsika sahia mijoro ,aza menatra fa lalana tsy maintsy hizorana izao :(
Raha toa ka aviamintsika io migafy ny serasera io de atsaharo fa tsy mahasoa.
Miandry izay hiafarany eto isika,enga anie ka ampilaminana tanteraka.
HOAN'NY TANINDRAZANA :D :P
Raha toa ka aviamintsika io migafy ny serasera io de atsaharo fa tsy mahasoa.
Miandry izay hiafarany eto isika,enga anie ka ampilaminana tanteraka.
HOAN'NY TANINDRAZANA :D :P
5. Oay
(
13/03/2009 12:29)
Tsy sasatra aho miteny ho misaotra yuka a!
Ny lohamboto toa izao ataon'i XXX izao no tsy mampandroso ny Malagasy tsy mba afaka mihaino sy manaja ny tsy mitovy hevitra aminy.
Midera an'i yuka koa aho satria tsy miala @ zavatra notahanany izay zavatra matetika tsy ampy amin'ny olombelona.
Ny zavatra mba tiako resahina @ yuka d hoe i yuka ve tena resy lahatra fa olona mandala fihavanana sy olona tena Kristianina marina i Marc Ravalomanana?
Raha tena tiana mantsy ny olona ry yuka d anarina satria hoy ilay tenindrazantsika manao hoe "Ny zaza tiana tsy hitsitsiana ratsan-kazo".
Za moa efa fantatr'i yuka fa tsy d ny fialan'i Marc Ravalomanana loatra no manahirana ahy fa ny fanaovana ny marina eto Madagasikara ka na iza na iza eo rehefa olona matahotra an'Andriamanitra ka manao ny marina sy manaja ny Malagasy d ekeko.

6. xxx
(
13/03/2009 12:33)
YUKA:
aza menatra fa lalana tsy maintsy hizorana izao
AN AN AN TSY MISY AN'ZANY LALANA TSY MAINTSY IZORANA IZANY KA,
RA8 ANIE NO NANAMBOATRA AN'IO LALANA IO T@ 2002 E, TSY NISY MPANAO POLITIKA TRATRAN'NY TSINDRY HAZO LENA IZANY RAH TSY T@ ANDRON'I dadatoa Ravalo,
Izy ihany no nanao an'io lalana io de aleo mba anjarany ndray no mandeha @ le lalana noforoniny e
mitamberina ao an-tsainy tsara zao ny mety ho tebitebin-tsain'ireo mpanao politika t@ 2002 e???
Indrisy , ny tody tsy misy fa ny natao no miverina e,
Ho An'ny Tanindrazana.
7. yuka
(
13/03/2009 12:55)
Ralalaina misaotra nahatsiaro,vita ozy ianao marina izany vita angaba ny tolonareo satria rava Tana voavidy ny miaramila ho azonareo tsy ho ela ny seza fa aza manahy :) Faly ianareo izao handray seza zay efa nilaozanareo 7 taona lasa izay,ny faniriko d enga anie tsy natao ho fitaovana fotsiny ianareo ampahambahoaka vitsy anisa nitoto nahafotsy izao tolona izao,fa mba ahazo izay mba tandrify anareo avy,mba tsy hanongana indray afaka 7 taona.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Oay
Isika rehetra no isaorana mbola afaka mifampidinika eto :D
za aloha tsy mahafantatra na mandala fihavanana na koa hoe kristianina marina izy,fa ny zavatra hita dia mamonjy fiangonana izy refa alahasdy e! :-P
Nefa ihany koa ny fifonana indro-miantaona nataony teo angamba mahavaly ny fanontanianao
amin'ny kristianina mantsy dia ilaina tokoa ny mibebaka.
amin'ny fihavanana malagasy indray dia ny hoe NY HELOKA HIBABOANA........
mety nivoaka kely ny vala angamba izy satria ny teny ao amin'ny soratra masina
kou de manambara fa TSY MISY MARINA NA DIA IRAY AKORY AZA.
fehiny olombelona tsy tanteraka toantsika koa ny filoha :)

8. njara2007
(
13/03/2009 12:56)
yuka> Mahafinaritra maha-te hidera ny fihetsikao eh!!!! saingy tsy hatao hampiady ange ny firehana politika eh!!! mifandray tanana fa samy mpisera daholo ny ato eh :-D :-D :-D :-D
9. yuka
(
13/03/2009 13:11)
njara2007 marina ny voalazanano,tsisy miady eto fa ny hevitra no ampiadina ry c aa!
andao hono ralalaina hifandray tanana :-* :-P
mba mivoaha reto nareo namako teto na dhifanao veloma fotsyny ary e :D :-P
Ny lasa tsy nanao veloma anie rakizy naman'ny tezitra e!
andao hono ralalaina hifandray tanana :-* :-P
mba mivoaha reto nareo namako teto na dhifanao veloma fotsyny ary e :D :-P
Ny lasa tsy nanao veloma anie rakizy naman'ny tezitra e!
10. zandikely
(
13/03/2009 13:24)
Ahoana marina fa tena tsy azoko mihitsy izao. Inona marina zany Tank efa hapetrapetraka amina toerana strategique izany, atao inona ?
Ahoana koa ny fihaonan'i Randefo sy Rabemananjara?
Tena efa tsy fantatra mihitsy hoe inona no tena mitranga sy ny mbola hitranga.
Ahoana koa ny fihaonan'i Randefo sy Rabemananjara?
Tena efa tsy fantatra mihitsy hoe inona no tena mitranga sy ny mbola hitranga.
11. andrywui
(
13/03/2009 14:15)
Ny faniriako fotsiny de oe enga anie mba tsy hamiofo hianareo rankizy ato amin'ny serasera ka tsy hiditra hisera ato tsony , fa malaelo anareo aho aloh e!! (zao i Penguin ty efa tsy maketo tsony efa mapalaelo ahy lery !! aiza zao i Molota, bozyboleta,Klitika ; zama91 , batista , KALACK , tezeve , ......miverena mo ry reto a !! aoka letsy zay Ralalaina fa aza manenjidresy eo tsony elah fa tsss !! aoka zay a!!! fa izao ary no condution !! eny oe !!!! tsy handrangindrangitra na handatsa be eto tsony zahay ra ekenareo izao teny izao:: Atsaharo hatreo ary ny firesahana sy fihantsiana fanao eto fa andao amzay tena hiresaka politika sy ny hivoahana amizao firenena latsaka andavaka tanteraka izao satria de ho taona maro marina tokoa vao ho vita ny tanana ahita asa ny tanora hiverina ny mpampiasa vola nande nody ireny sy resaka hampandroso an'i M/car manaraka isika satria na tiana na tsy tiana ka raha oe hiditra hitondra eo ny TGV de zazavao tanteraka eo amin fitondrana firenena daholo ry zalahy eo ireo ,, raha tsy hiteny afatsy monja roindefo , organes sns ......!!!
12. Oay
(
13/03/2009 14:59)
O lety ry andrywui a! sao d tsy elah ary io, aoka letsy marina!
Marina ny an'elah, hita mihintsy hoe Malagasy ialahy mahay mifamela ary na d atao hoe manana tombony kely aza elahisany amin'izao d manetry tena ialahy, tsaroako eto ilay teniko rehefa nampinandry zalahy elah fa hoe nihendaja ny teo @ 13 mai d izao no nolazaiko hoe "peut être que ils ont perdu la bataille mais non pas la guerre" d izao indray aloha mivadika ny rasa kanefa elah d tsy mampinana an'iretsy ankilany fa mandala fihavanana , saotra zandry andrywui fa Malagasy tokoa elah, Zanahary ô tahio.... d ho tany sambatra ilay Madagasikaranay

13. yuka
(
13/03/2009 15:08)
Andrywui anjaranareo ndray zao ny mampandroso e! nareo ihany koa no
manamboatra izay nodorana sy nosimbaina vokatrin'ny tolona
Ny pampiasa vola koa ataovy izay hiverenany,de ataovy kou ze atokisan'ny
pamatsy vola iraisam-pirenena anareo :D
tsy niara nanimba tsinona ampandrosoy indray fa izahay hiandry fifidianana
ra toa ka mbola hisy izany :D