Politika

xxx ( 12/03/2009 13:32)
Toa mandroso mihemotra ohatran'ny LELO ilay miaramila ? sa diso aho ? Fa maninona i TGV no tsy mankeny @ 13 mai ? Sa efa vita ny tolona ? Ra8 anie efa nilaza fa tsy hisambotra ka maninona raha man... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:01
xxx ( 12/03/2009 13:15)
Fa maninona ny filohantsika Marc Ravalomanana raha miala eo amin'ny fitondrana raha toa ka izay no mampilamina ny tany sy ny fanjakana. Ataoko fa samy diso ny an-daniny sy ny ankilany fa ankehitriny d... tohiny
novalian'i peta83 ny 12/03/2009 13:28
essera ( 12/03/2009 13:13)
Efa hatramin'ny ela no kitikitihan'-drangah foana ny eglizy katolika. Teto amin'ny forum politika anefa dia tsy nisy niresaka loatra fivavahana hafa mikambana ao amin'ny FFKM ny mpisera. Mahita amb... tohiny
novalian'i essera ny 13/03/2009 05:49
ratavao ( 12/03/2009 11:54)
Raikitra ihany ve le Fifampidihana androany sa tsia? De efa misy vao² mivaingana ve? misaotra sahady ho an'ireo mpamaly an-tsitrapo ka marina!... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 13:29
sitlo ( 12/03/2009 10:27)
Raha toa ka vonona hanimba ny fiainanao manontolo ny olona, na ny vondron'olona iray. Dia misy ny antsoina hoe "legitime defense". Na capsat io, na jiolahimboto tsotra, rehefa mandoro ny tranonao dia ... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/03/2009 17:05
xxx ( 12/03/2009 10:22)
Délire ve sa réalité? :snif: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:10
xxx ( 12/03/2009 10:19)
ndàna miady dolidoly hono e ! io ny firehkevitr 'i mafana fo hitarihana ny vahoakany any amin'ny fahazavana aza manampatsinay ry lé mampmé ty a ! ry zareo anie tsy te hiavana amin'ny kely ati-doh... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 13:08
xxx ( 12/03/2009 10:15)
azon'ny ry tgv izao ny ministera toekarena ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:55
sitlo ( 12/03/2009 09:52)
Io no kabarin'i Zafy Albert nanaitra ahy indrindra tamin'izy filoham-pirenena. Rehefa niady hevitra anefa izahay tao an-trano dia marina tokoa io nolazainy io. Amin'ny maha-filohampirenena hajaina ... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 13:11
xxx ( 12/03/2009 09:45)
dia tsy afaka mitsoaka intsony ra8,efa novakiany miaramila ny ny pneu ,efa mihomana isika eny @ 13mai fa hoavy ny surprise be izay nendrasantsika ela.mitohy ny mitolona... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 14:07
xl ( 12/03/2009 09:27)
Aza mbola mi-geste oa alou eee: Zao fotsiny no diniho kely: Ôtran'ny hoe mahazo aina zany nareo TGViste zao satria hoe nandresy sa tsy zany????? Nefa ny zava-misy au contraire amin'izay (viva tsis... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 08:23
Andribe ( 12/03/2009 09:15)
Lasa malaza feno tsaho mihintsy eto @ serasera ary malaza misy manao resaka tsy matotra tsy hay tsony ny tena fandehany sa ve efa fomban ny gasy ny mpikorotana sy mpiatsaravelatsihy tahakizao :^) :^... tohiny
xxx ( 12/03/2009 09:14)
Tao amin'ny vaovaon'ny station TV iray omaly dia nampiseho ny nitifiran'ny mpitandro filaminana bandy 5 saika handroba teny Tanjombato. Tetik'adin'ny sasany indray izao ny misoratra anarana manao a... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:23
xxx ( 12/03/2009 09:14)
fianarantsoa tsy mety fa very daholo ny interet ny no sady hipoitra ny tetika ratsy rehetra natao tao , famahanana lalitra an dra 8 iny mo dondrona raha telo tsy misy mifampivavaka izany fa tohizo ... tohiny
novalian'i ratavao ny 12/03/2009 12:34
ainaheri ( 12/03/2009 08:22)
Ianareo milaza fa hanaraka ny ara-dalàna,inn no atao hoe ara-dalàna? Leo ny mersenera avy any ivelany ny miaramila gasy ka zay no nahatonga azy hikomy!!! http://www.laverite.mg/index.php?option=com_... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 11:56
ronaldo09 ( 12/03/2009 07:44)
Mampametra-panontaniana tokoa ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena. Tsy mety ahitam-bahaolana ny krizy politika na dia eo aza ny fanambarana samihafa izay milaza fa mandroso ny fifampidini... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:19
rabaradaka ( 12/03/2009 07:01)
Dadatoa Organes a, mba mahalalà menatra e, lehilahy lehibe sy mpiandry toa anao zao ve de ho viravirain'ny olona. Enao ange tsy ho ministre mihitsy mandrakizay e, tsy tian'ny polisy koa enao satria b... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 08:58
ninimalala ( 12/03/2009 06:59)
Fa de nahona kosa ary no de nitsoka andaharana toa izao ?... tohiny
tataka ( 12/03/2009 06:17)
Rehefa mihogahoga eny @ 13 Mai dia ilaina ianareo ry mpandroba saingy ny aza tratra fa tsy TGVendrana intsony fa lasa TGVoadaroka. Tsy ampy isa mantsy izahay ka tongava ihany hanamaro isa fa mitandrem... tohiny
novalian'i ratavao ny 12/03/2009 07:46
xxx ( 12/03/2009 06:06)
Miandry baiko avy @ ireo officieux generaux ny commandos d'elite Malagasy dia ny 2ieme RFI sy ireo namany tsy nioko dia ny tafika any @ faritany izay marihina kosa fa misy ihany ireo te hanaraka ny C... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7517