Politika

rixes ( 11/03/2009 07:49)
raha tena te hanao lalao madio izy de aleo hande ny RADIO VIVA sy ny ANTSIVA , ny fanakatonana ny VIVA no niatombohan'io korontana io .... tohiny
novalian'i yuka ny 11/03/2009 09:53
essera ( 11/03/2009 07:31)
Salama daholo, Sujet napetrako teto io lohateny io omaly. Na fantatry ny sasantsasany aza ny fiandaniako amin'ny mpifanandrina izao, dia amiko, matoa ra8 ry zalah efa niaky omaly hoe nisy hadisoana... tohiny
novalian'i essera ny 11/03/2009 09:50
sudafy ( 11/03/2009 07:25)
hoy ny Colonel Rakotonandrasana ao @ capsat manolona ny adidy ho raisiny tsy hiambo adidy aho mon vice-amiral Mamy Ranaivoniarivo, ... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 11/03/2009 13:55
ifiona ( 11/03/2009 06:31)
sali daol!! anjaran'iza ndray zao no hiambina ny zaza androany oo! hifanilikilihana mantsy izy io sisa fa samy mbola manana atao... omaly ONU, androany ambassade, rapitso Odon... tourn'iza ndray zao ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:10
captsaty ( 11/03/2009 05:18)
nifona i R8 omaly le aza aiza ry nyavo2000, ry penguin sy ny tariny... tohiny
novalian'i Dmon ny 11/03/2009 10:26
bazylou ( 11/03/2009 00:30)
ary miala teo le io , izay ihany no ady eo e!!! :roll: ... tohiny
novalian'i yuka ny 11/03/2009 09:20
salopard ( 10/03/2009 23:54)
Ha!ha!ha!ha!ha....hi!hi!hi!hi!....ho!ho!ho!ho!ho!.... Tsy izay no question, fa misy pays neutre ve eto antany? Lybie ao tchad sy soudan, neutre ve? Russie ao Ukraine sy tchetchenie, ary georgie... tohiny
novalian'i vilambava ny 11/03/2009 09:27
maditra ( 10/03/2009 23:04)
Amin'ny maha katolika ahy dia menatra ihany aho amin'ny zavatra ataon'i mgr odon. Otrany mivaona amin'ny tsy tokony alehany izany ny zavatra ataony. Raha zohina ny fandehan'ny tantara dia ny pillage n... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 22:05
xxx ( 10/03/2009 22:55)
mandeha ny radio mada sur internet tena bizarre be en plus t@ vaovao tany dago TVM mba menace ireo mutin fa hoany iavoloha androany mantsy ny alina io,aza hitako :roll: :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:20
zakilinina ( 10/03/2009 22:21)
Tsy misy zavatra azoko fa mikorontana be izy izany. Miandany amin'iza ny Frantsay ? Aiza ny Amerikanina ? Inona no andraikitry ny Afrikanina Atsimo ? Ny Anglisy toa vao haingana no manohana ny filoha ... tohiny
novalian'i tafondro ny 11/03/2009 01:01
xxx ( 10/03/2009 22:05)
Amorok'ady ny tenany sy ireo namany ka dia niteny sy nibaboka ihany ny niafarany i ngahy Ra8. Tsy misy ny maharatsy ilay natao ary isaorana izy nanao izany fa ny olana dia hita fihetsika feno fihatsa... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/03/2009 00:32
zakilinina ( 10/03/2009 21:59)
Voalazan'ireo fianakams fa nandalo teny amin'ilay toerana fandrobana ilay lehilahy zokiny 27 taona no voatifitra. Voalazan'ny fianakams ihany koa fa nilalao teny akaikin'ny toeram-pandrobana ilay tovo... tohiny
novalian'i yuka ny 11/03/2009 06:57
xxx ( 10/03/2009 21:32)
aza misosoka alahelo intsony e ,mahereza anaka ,efa nihaiky ny fahadisoanao ianao,saingy efa tara ny mitsoaka matanjaka sisa no fanafodiny,dia avero ny air force one 2 an dia veloma .Raha hitsoaka any... tohiny
virjiny ( 10/03/2009 20:25)
colonel indray izao no mibaiko beret rouge hono,tsy nisalasala lery manohana an'i tgv,ary nandefa miramaila nihambina ny tranon'i tgv eny ambatobe.Aiza ny tany tandalana e, hiafara ny tany guine biss... tohiny
novalian'i ryhe ny 11/03/2009 17:56
Noue ( 10/03/2009 19:46)
[b]Kabarin'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara [/b] [b]Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Te hitafa amin’ny Vahoaka Malagasy aho androany, hilaza aminy amin’n... tohiny
pimaso ( 10/03/2009 18:51)
Guerre contre les Français, Comme il a été dit, cette crise malgache ne se résoudre pas entre les malgaches bien au contraires, elle ne peut se dénouer que par les Français qui sont les cerveau... tohiny
lemenakely ( 10/03/2009 18:24)
Mieux vaut tard que jamais hoy ny vahiny ,raha nihaino ny fanambaràna avy @ ingahy RAVALOMANANA androany 10 martsa . Tsara ilay fanapaha-kevtra fa nahoana re no dia nandrasana ho grave be toy izao n... tohiny
novalian'i moi ny 11/03/2009 09:01
TEGEVE ( 10/03/2009 18:00)
anaka isany ,foibe isany,ny mpitolona isany,tompokolahy sy tompokovavy aoka hijanona daholo ny fandrombana fa tsy maintsy mifampiraharaha @ fitondrana isika , mety tsy ho azontsika ny tetezamita raha... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 03:22
TEGEVE ( 10/03/2009 17:38)
anaka isany dia tapitra teo ny bail ,fa navoakan-dry zareo tao i TGV hidinika @ filiha hajaina R8 ,may ny endomboanjo fa manery koa ny tafika ;72 h ,dia ho maty foana ve ny vahoaka nohon'ny fitiavan-t... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/03/2009 07:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6145