Tovolahy 2 voatifitra teny ANKARAOBATO

1. zakilinina ( 10/03/2009 21:59)
Voalazan'ireo fianakams fa nandalo teny amin'ilay toerana fandrobana ilay lehilahy zokiny 27 taona no voatifitra. Voalazan'ny fianakams ihany koa fa nilalao teny akaikin'ny toeram-pandrobana ilay tovolahy kely 14 taona no voatifitra. Efa alina ny andro tamin'izay. Ho an'ireo tsy manan-tsiny sy tsy vonona handroba, iangaviana ianareo tsy hihaodihaody eny amin'ireny toeram-pandrobana ireny sao dia voan'ny bal perdu. Aza avoaka amin'ny andro alina koa ny ankizy fa mihotakotaka ny tany. Misaotra tompoko !
novalian'i yuka ny 11/03/2009 06:57
2. Andribe ( 10/03/2009 22:11)
kiii zany tena hoe matimaty aminapa wa ee
3. yuka ( 11/03/2009 06:57)
Efa alina ny ny andro tamin'izay,koo hoe nilalao teny amin'ny toerana nisy fandrobana dia voatifitra ilay zaza 14ans :roll: :roll:
mahagaga ihany raha amin'ny tany mihotaka toy izao ny Raiamandreny no mbola mandefa ny zanaka hivoaka hilalao eny @ faritra mafana @ androalina :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432